Newsmada
-
04:46 Jun 04, 2026
Afaka iray volana, hiatrika ny fifaninanana afrikanina eo amin’ny taranja tenisy, sokajy vehivavy, «Billie Jean King Cup», ho an’ny vondrona fahatelo i Madagasikara. Araka ny fikarohana natao, hotanterahina atsy Gaborone Botswana, ny 13 hatramin’ny 18 jolay ho avy izao izany. Nampafantarin’ny Federasionina malagasin’ny tenisy (FMT), omaly, tetsy Andraharo, ny anaran’ireo […]