Newsmada
-
04:45 Jun 08, 2026
Tontosa soa aman-tsara ny faran’ny herinandro teo ny «Lohavogny 2026 ». Natao tao amin’ny zomban’Andriamisara izany, izay notarihin’ny Ampanjaka Kamamy Georges. Fomba nentim-paharazana izay notohizan’ny taranaka izy ity any Menabe, izay natao indrindra hanomanana ny « Fitampoha » manaraka, ka nanaovana ireo fanao toy ny famonoana omby, sns. Nivoaka nandritra ny «Lohavogny» ihany […]