Newsmada
-
04:52 Feb 23, 2026
Mitohy ny asa amin’ny fitondrana ny ekipam-pirenena malagasy, Barea, ho an’i Corentin Martins, frantsay portiogey mpanazatra. Tanjona ho tratrariny amin’ity ny hiatrehan’ny Barea de Madagascar ny Can 2027. Tapitra hatreo ny siosio-dresaka mahakasika an’i Corentin Martins, frantsay mpanazatra ny ekipam-pirenena Malagasy, ny Barea. Notontosaina afakomaly, tetsy amin’ny Kianja Mahamasina, ny […]