Newsmada
-
04:40 Jun 05, 2026
Tafita hiatrika ny lalao manasa-dalan’ny Pureplay Football League (PFL), ny ekipan’ny CFFA Andoharanofotsy sy ny Ajesaia. Raha tsy misy ny fiovana farany, ny ekipan’ny Elgeco Plus, tompondaka farany teo, no hihaona amin’ny CFFA ary ny Ajesaia hifanandrina amin’ny Disciples FC Vakinankaratra. Hotanterahina manomboka anio, etsy amin’ ny « Boulodrome Ankatso », ny […]