Newsmada
-
04:48 Oct 29, 2025
Hitohy amin’ny alahady 2 novambra ho avy izao ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, “XXL Top 12”, taranja rugby, rehefa niato nandritra ny telo herinandro. Fihaonana miisa telo no voalahatra amin’izany. Anisan’ny lalao andrasan’ny rehetra ny fifanandrinan’ny FTM Manjakaray (Dakar) sy ny 3FB Fahasalamana. Raha ny fifanandrinana teo amin’ny roa […]