Newsmada
-
04:39 Nov 20, 2025
Hotontosaina manomboka anio hatramin’ny 23 novambra ho avy izao, atsy Kenya, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja bisikileta. Sambany eo amin’ny tantara no handray anjara amin’izany i Madagasikara. Hiakatra an-tsehatra, anio, i Mohamed Houlder Amédé, hany tokana solontenan’ny Malagasy amin’ ity fifanintsanana afrikanina ity. Nilaza ny tenany fa vonona […]