Shyn | Madagascar

"Shyn" in Madagascar feed

  • Denise sy Shyn : Hisy seho hanampiana ny vehivavy
    Newsmada - 04:36 Feb 24, 2026
    Mpanakanton’ny fiarahamonina. Mbola anatin’ny fanampiana ireo traboina, no fantatra koa fa hanohana ireo vehivavy sahirana amin’ny fiatrehana fadimbolana i Denise sy Shyn. Nihaona tamin’ny mpanao gazety i Denise, tetsy Ambodivona. Fantatra nandritra izany fa hisy ny seho lehibe hotontosain’ireto mpanakanto ireto ny 8 marsa izao, etsy amin’ny CCI Ivato. Nampifanandrifiana […]