Newsmada
-
04:46 Jun 04, 2026
Laharana faha-49 maneran-tany, eo amin’ny sokajy latsaky ny 78 kg, ny Malagasy mpikatroka eo amin’ny taranja Judo, Andriambololona Zo Hajanirina, manana isa 614. Io no filaharana navoakan’ny eo anivon’ny Federasionina iraisam-pirenan’ny judo (FIJ), ny 1 jona lasa teo. Voninahitra lehibe ho an’i Madagasikara sy ny taranja judo izao satria i Zo no Malagasy […]