Newsmada
-
05:29 Sep 07, 2024
Hifarana anio, eny Soavina, ny fiadiana ny amboaran’ny « Island Padel Cup », andiany voalohany. Hiady ny amboara amin’izany, ny nosy rahavavy La Reunion sy ny ekipam-pirenena malagasy. Firenena telo no mandray anjara amin’ity. Ankoatra an’i Madagasikara sy La Reunion, nifanintsana tao ihany koa i Maurice, saingy efa nihintsina izy ireo. Araka […]