Madagascar

  • L'Union africaine prépare sa mission à Madagascar pour renouer le dialogue
    Madagascar Tribune - 05:00 Nov 05, 2025
    La représentante spéciale du président de la Commission de l'Union africaine, Alice Nzomukunda, a rencontré la ministre des Affaires étrangères, Christine Razanamahasoa, dans le cadre des préparatifs d'une mission à Madagascar. Cette rencontre vise à faciliter le dialogue entre l'organisation continentale et les autorités malgaches et à poser les bases d'une collaboration renouvelée après plusieurs semaines de tension diplomatique. Selon le ministère des Affaires étrangères, la discussion (…) - Politique
  • Ravinala Airports : Fiatrehana loza eny amin’ny seranam-piaramanidina
    Newsmada - 04:36 Nov 05, 2025
    Nisy hetsika, andrana, natao ho fiatrehana raha sendra misy loza mitranga eny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Antana­narivo Ivato, ny 31 oktobra teo. Natao araka ny fitsipika ana habakabaka eto Madaga­si­kara, apetraky ny Antokon­draharaha misahana ny fitaterana ana habakabaka sivily eto Madagasikara (ACM) sy ny Vondrona misahana ny fitaterana ana habakabaka sivily […]
  • Tao anatin’ny telo taona : 734 tapitrisa Ar ny fatiantoky ny Jirama
    Newsmada - 04:36 Nov 05, 2025
    Manjaka ny kolikoly eo anivon’ny orinasa Jirama. Tsy mazava ny fitantanana sy ny fandrindrana ny tahirin-tsolika ampiasaina sy ny vokatra nafarana. Tafakatra hatrany amin’ny 734 tapitrisa Ar ny fatiantoky ny Jirama nanomboka ny taona 2020 ka hatramin’ny 2023, vokatry ny kolikoly sy ny tsy fisian’ny fanaraha-maso hentitra amin’ny fitantanana ny […]
    Tags: Jirama
  • Karate-« Mada 2025 »: Nanjaka ny ligin’Analamanga
    Newsmada - 04:35 Nov 05, 2025
    Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tany Antsirabe, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja karate ho an’olon-tokana, teo amin’ ny sokajy Cadet, Junior ary Senior. Nanjaka ny mpika­troka avy eto amin’ny ligin’ Ana­lamanga, raha ny vokatra, satria norombahin’izy ireo ny medaly volamena 19 tamin’ ireo 23 niadiana. Anisan’ny nisongadina i Rija, […]
    Tags: Nanjaka
  • Ho fampandrosoana ny firenena: Hisy ny fikaonandoham-pirenena kristianina
    Newsmada - 04:35 Nov 05, 2025
    Hotanterahina ny 19 ha­tramin’ny 21 novambra, etsy amin’ny ISTS Mandrimena Iavo­loha, ny fikaonandoham-pirenena kristianina. Hetsika karakarain’ny Fikambanana mampiely Baiboly eto Mada­ga­sikara. “Manana anjara biriky entina hampandrosoana sy hanarenana ny firenena ny kristianina”, hoy Rabenifara Désiré, filohan’ny filankevi-pitantanan’ny fikambanana FMBM. Mahatratra 10 ny lohahevitra hodinihina eny an-toerana, mandritra ny herinandro. Anisan’izany, […]
  • Le kata tsokami du « 6ème dan » Rajoelina
    Madagascar Tribune - 05:14 Nov 04, 2025
    En quelques semaines, Rajoelina a perdu la bataille sur tous les plans. La fameuse prédication de janvier 2023 par le pasteur Zaka Andriamampianina a été réalisée : « Esory aloha ny omby » (enlevez d'abord le zébu qui abime la rizière). Rajoelina a perdu la bataille de la rue, car les répressions brutales de la gendarmerie n'ont pas réussi à intimider la Gen Z. Contrairement aux politiciens qui ne sont apparus que le jour de la conquête du 13 mai, ou pour quelques-uns d'entre eux, sur les (…) - Politique
  • Volley-Amboaran’i Madagasikara : Nifampizaran’ny ekipa efatra ny fandresena
    Newsmada - 04:38 Nov 04, 2025
    Notanterahina teny amin’ny Kianja mitafo Ankoay Anko­rondrano, ny sabotsy lasa teo, ny fiadiana ny amboaran’i Ma­dagasikara, taranja volley-ball, sokajy latsaky ny 20 taona sy ny diviziona faharoa (D2), lahy sy vavy. Nifampiza­rana tanteraka ny amboara tamin’ity fiadiana ny amboaran’i Ma­dagasikara, sokajy U20 sy D2 lahy sy vavy ity, raha jerena […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:37 Nov 04, 2025
    Nifarana teo amin’ny fihodinana voalohany ny lalan-dRakotomaharo Fy, ao anatin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja Échecs, tanterahina any Inde, nanomboka ny 31 oktobra lasa teo. Afapo izy na dia io aza ny vokatra, raha ny nambarany. Ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany hatao any Doha, ny 25 hatramin’ny 31 desambra, indray […]
  • Minisitra Rasambany Alain Désiré: “Hojerena avokoa ny taranja rehetra”
    Newsmada - 04:37 Nov 04, 2025
    Nahazo vokatra tsara ny Malagasy mpilalao tsipy kanetibe tany Espagne, ny faran’ny herinandro teo. Noraisin’ny mi­nisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Rasambany Alain Désiré, tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahama­sina, omaly, ireo maherifo nandrombaka medaly tamin’ny tompondaka maneran-tany. Nisongadina nandritra ny lahateniny ny hoe: “tsy maintsy hojerena mitovy avokoa ny taranja […]
  • Fanoloana an-dRalisy amin’ny «Meeting de la Réunion»: «Misy teknisianina manakorontana”, hoy i Johnson, filohan’ny 3FB
    Newsmada - 04:37 Nov 04, 2025
    J-24 mialoha ny hiatrehan’ny atleta malagasy ny “Meeting de la Réunion”, misavoritaka tanteraka ny delegasionina noho ny fisian’ny resaka fanoloana atleta handray anjara amin’izany. Nitondra fanazavana ny filohan’ny klioba sy ny federasionina fa tsy misy fanoloana atleta izany fa misy teknisianina minia manakorontana. Niteraka resabe, ny fiandohan’ity herinandro ity, ny […]
    Tags: Meeting
  • Sekolim-panjakana : Mbola mitokona ny mpampianatra
    Newsmada - 04:36 Nov 04, 2025
    Mbola maro ireo Lycée tsy mandray mpianatra fa manakatom-baravarana noho ny fitokonan’ny mpampianatra. Tsy mbola nisy nivaly ny fitakiana ka tsy manaiky ny hiverina hampianatra izy ireo. Etsy andaniny, ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena dia efa manentana ny mpampianatra hiverina an-tsekoly handray ny asany fa hamaha miandalana ny olana. Ankilany, ireo mpianatra […]
    Tags: Mbola
  • Le ministère de l'intérieur lance une IST visant plusieurs figures de l'ancien régime
    Madagascar Tribune - 04:30 Nov 04, 2025
    Le ministère de l'Intérieur et de la Décentralisation a rendu publique une décision d'interdiction de sortie du territoire (IST) touchant plusieurs hauts responsables de l'ancien pouvoir. Signée par la ministre Hanitra Volonjara Tiarav Andriamanasaka, cette mesure est datée du 31 octobre 2025. Au total, une trentaine de personnes, dont tous les anciens ministres, hauts fonctionnaires et anciens cadre de la Présidence figurent sur la liste annexée à la décision ministérielle. Parmi les (…) - Politique
  • Foyer de tension : le gouvernement sous pression
    Madagascar Tribune - 04:00 Nov 04, 2025
    Dans un contexte marqué par une série de manifestations, à travers le pays, qui confirment l'omniprésence de la crise à Madagascar en dépit de la prise de pouvoir par les militaires et la chute du régime d'Andry Rajoelina, Herintsalama Rajaonarivelo, a réuni ce lundi soir à Mahazoarivo les membres de l'Organisation du Maintien de l'Ordre (OMC) nationale. Cette rencontre, placée sous le signe de la vigilance et de la cohésion, vise à renforcer la sécurité publique et à préserver la stabilité (…) - Société
  • PLFI 2026 : une IRSA de 25% pour les revenus de plus de 4 millions d'ariary
    Madagascar Tribune - 07:18 Nov 03, 2025
    Le Projet de loi de finances initiale 2026 (PLFI 2026) introduit une réforme fiscale pour les plus gros salaires. Les revenus salariaux et assimilés les plus élevés seront ainsi désormais davantage mis à contribution. Selon les textes, les contribuables percevant au moins 4 millions d'ariary par mois verront leur taux d'imposition passer de 20 % à 25 %, tandis que les autres tranches demeureront inchangées : 0 % jusqu'à 350 000 Ar, 5 % entre 350 001 et 400 000 Ar, 10 % entre 400 001 et 500 (…) - Economie
    Tags: PLFI
  • Madagascar se retire de la présidence tournante de la SADC
    Madagascar Tribune - 07:08 Nov 03, 2025
    Le nouveau gouvernement a annoncé officiellement le retrait de Madagascar de la présidence tournante de la Communauté de développement de l'Afrique australe (SADC), qu'il avait obtenue le 17 août 2025 lors du 45è Sommet des Chefs d'État et de Gouvernement de l'organisation régionale. Le mandat du président déchu Andry Rajoelina, qui était investi président de la SADC, était prévu s'étendre jusqu'en août 2026. Selon les autorités, ce retrait stratégique traduit la volonté de concentrer (…) - Politique
  • «Mondiaux Junior 2025» : Nahazo tompondaka miisa 4 i Madagasikara
    Newsmada - 04:51 Nov 03, 2025
    Tafaverina an-tanindrazana ny sabotsy lasa teo, ny ekipam-pirenena malagasin’ny tsipy kanetibe, sokajy «Ju­niors» lahy sy vavy. Avy niatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, natao tany Espagne ny 24 – 26 oktobra lasa teo. Tsy niveri-maina fa nahazo tompondaka maneran-tany miisa 4. Notsiahi­vin’Andrianirina Adrien, filohan’ny Federation Sport Boule de Madagascar […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:51 Nov 03, 2025
    Anatin’ny fanomanana tanteraka ny fifaninanana « Muay Thai Tournament 3 » amin ‘izao fotoana izao, ny mpikarakara. Anisan’ny ady hafana amin’io, ny eo amin’ny sokajy latsaky ny 57 kg lehilahy. Mpikatroka manana ny maha izy 3 lahy no hifanandrina amin’izany, hahitana an’i Lahatra (Tiger’s), i Gael (Toamasina) ary i Tahiana (Phoenix Antsirabe). Ny […]
  • Echecs: Miatrika « coupe du monde » i Fy
    Newsmada - 04:50 Nov 03, 2025
    Tontosaina any Inde, nanomboka ny 30 oktobra lasa teo, hatramin’ny 27 novambra, izao, ny fiadiana ny amboara maneran-tany « Fide », taranja échecs. Tsy diso anjara amin’izany i Madagasikara fa manana an-dRakotomaharo Fy Antenaina izay miatrika ity fifaninanana ity any an-toerana. Malagasy mpilalao échecs, laharana voalohany i Fy. Azo lazaina ho miady […]
  • Olan’ny baolina kitra : «Tsy hanongana ny FMF fa mitaky fanadiovana», hoy i Faneva Ima
    Newsmada - 04:50 Nov 03, 2025
    Fanadiovana sy fanatsarana ary fametrahana ny toerany ny baolina kitra amin’ny maha fifaninanana ara-dalàna azy no ilaina apetraka eto Madagasikara. Io no antsoantson’ireo mpankafy baolina kitra tonga tetsy Mahamasina, ny faran’ny herinandro lasa teo. Atsaharo ny tsindry hazo lena sy ny fanaovana ramatahora, hoy izy ireo. Tonga namaly ny antson’ireo […]