Madagascar

  • Non, Madagascar n'est pas plus pauvre que le Mozambique et la Somalie, ou le nécessaire rebasage du PIB
    Madagascar Tribune - 05:00 Dec 01, 2025
    La présence récurrente de Madagascar aux toutes dernières places du continent en matière de richesse par habitant, s'explique en réalité par l'absence, quasi unique en Afrique, de rebasage récent du PIB. Cette mise à jour est pourtant nécessaire à l'élaboration de toute politique de développement adaptée et efficace, qui ne peut se faire sans une connaissance préalable de l'état réel de l'économie et des flux financiers en circulation, et qui permettra au pays d'exploiter enfin son grand (…) - Tribune libre
  • Nano Mada 2025 : Famelabelarana voka-pikarohan’ny nanotechnologie maneran-tany
    Newsmada - 04:48 Dec 01, 2025
    Andiany fahatelo ny fivoriana iraisam-pirenena momba ny nanotechnologie eto Mada­gasikara. Tanterahina eny amin’ny Akademiam-pirenena Tsimbazaza, mandritra ny roa andro izany. “Nano Mada 2025”, izay ahitana famelabelarana voka-pikarohana maro amin’ny nanotechnologie maneran-tany sy ahafanta­rana ny fandrosoana hatramin’ izay. Misy koa fifanakalozan-kevitra iarahan’ny manam-pahaizana malagasy sy vahiny tonga hanatrika ny hetsika eto […]
  • Bazar de Noël, andiany faha-63: Anamafisana ny asa sosialy ataon’ny fikambanana WMG
    Newsmada - 04:47 Dec 01, 2025
    Tontosa afakomaly, tetsy amin’ny Carlton Anosy, ny “Bazar de Noël”, andiany faha-63. Hetsika nokarakarain’ny fikambanana Wednesday Morning Group (WMG). Tonga maro teny an-toerana ireo mpitsidika na­nomboka tamin’ny 9 ora maraina hatramin’ny 5 ora hariva. “Nahafapo ny hetsika satria nahitana ireo entana sy zavatra tena ilaina amin’ny fanomanana ny fankalazana ny […]
    Tags: Bazar
  • Kaominina Mandoto: Fianakaviana 205 mampiasa fatana vitogaz
    Newsmada - 04:46 Dec 01, 2025
    Vita sonia ny 18 novambra teo, ny fifanarahana eo amin’ ny orinasa Promodim, ao anatin’ny vondrona Imperial Brands sy ny orinasa Vitogaz Mada­ga­sikara. Nanatanteraka izany, ny tale jeneraly ny Pro­modim, Rabarijhon Fran­cis, sy ny tale jeneraly ny Vi­togaz, Andriamampianina Zo. Mi­fantoka amin’ny fanamorana ny hahazoan’ny tokantrano malagasy, ny fampiasana en­tona […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:46 Dec 01, 2025
    Haverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana Lakandrano Pangalana. Hojerena amin’ity volana desambra ity ny paikady horaisina hanatanterahana izany, amin’ny alalan’ny hoenti-manana eto an-toe­rana, fa tsy voatery hiantehitra amin’ny famatsiam-bola avy any ivelany. Hiahy ny fanatanterahana izany ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’ andro, hikaroka ny fiaraha-miombon’antoka samihafa azo atao. […]
  • Orinasa afakaba : Fangatahana « agréement »
    Newsmada - 04:46 Dec 01, 2025
    Nikarakara fivoriana loabary an-dasy ny zoma teo, ny minisiteran’ny Indostria sy ny fampiroboroboana ny tsy miankina (MIDSP) sy ny EDBM (Economic Developmemt Board of Madagascar), niaraka tamin’ny mpandraharaha tsy miankina, sy ny rafi-panjakana samihafa ary ny mpikambana anaty Vao­miera iraisan’ny minisitera (CTI). Fifanakalozan-kevitra, nifantoka tamin’ny fahazoana fahazoan-dalana ho an’ny orinasa […]
  • Maurice : Mamy Ravatomanga placé en détention
    Madagascar Tribune - 05:48 Nov 29, 2025
    L'homme d'affaires Mamy Ravatomanga a passé sa première nuit derrière les barreaux au Moka Detention Centre à Maurice. Interpellé dans le cadre d'une enquête financière, il a été placé en cellule ce vendredi 28 novembre, alors que la procédure s'accélère devant la justice de Port-Louis. La veille, la Financial Crimes Commission (FCC) a saisi le tribunal d'une requête visant à faire transférer le suspect à la prison centrale de Beau-Bassin. L'instance estime que ce lieu de détention, mieux (…) - Société
  • Fanohanana ny tanora: Hamoraina ny tsenan’ny asa
    Newsmada - 05:23 Nov 29, 2025
    Tafiditra amin’ny vinan’ny minisiteran’ ny Asa, ny fampananan’asa ary ny asam-panjakana, tarihin’ny minisitra Flo­rent Soatiana Bety Léonne, ny momba ny fanataterahana ny politikan’ny governemantan’ ny Fanovana. Ao anatin’izany ny ho fanatsarana ny tsenan’ ny asa ho an’ny tanora. Nomen’ny minisitera tan­tsoroka ara-teknika ireo ta­nora ao amin’ny faritra Itasy, ny he­rinandro […]
  • Ho hentitra ny minisitera : Vita ny lasi-panofanana ho an’ny fandraisam-bahiny
    Newsmada - 05:22 Nov 29, 2025
    Efa vita ny lasi-panofanana momba ny fikarakarana lakozia sy nahandro, « serveur barman », « valet » et « femmes de chambre ». Mitohy kosa izany ho an’ny asa fandraisam-bahiny (réceptionniste), hoy ny solontenan’ny IECD eto Madagasikara, Rakotoarivelo Manitra. Nohavaozina ny lasi-panofanana amin’io fiofanana io, amin’ny lenta BTS, araka ny filana sy ny fivoaran’ny tontolon’ny fizahantany […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 05:22 Nov 29, 2025
    Hisokatra amin’ny 15 desambra ho avy izao ny fitaterana an-dalamby, « Train urbain ». Tsy hihoatra ny 3 000 Ar ny saran-dalana, mampitohy ny gara Soarano hatrany Ambohimanambola. Tetikasa toha­nan’ny Banky iraisam-pirenena. Notsorin’ny minisitry ny Fitaterana, Raharisone Juste, fa finiavana politika no tsy natao, anisan’ny antony tsy nanokafana an’ity zotra ity hatramin’izay. Maherin’ny […]
  • Fampiroboroboana ny niomerika: Hanome sehatra ny vehivavy ny Maison digitale 
    Newsmada - 05:21 Nov 29, 2025
    Mbola sakana lehibe ho an’ny vehivavy maro ao Toliara ny fidirana amin’ny sehatra niomerika, indrindra fa eny amin’ny fokontany tena sahirana. Antony nahatonga ny Orange solidarité Madagascar, tohanan’ny Fon­dation Orange, nanao ny fandaharanasa « Maisons digitales pour les femmes » any an-toerana izany, hanohanana ny se­hatrasa sy ny fidiram-bolan’ny mponina. Tanjona ny […]
  • Foncier : la levée de la suspension de prescription acquisitive
    Madagascar Tribune - 04:00 Nov 29, 2025
    La ministre de la Justice, Fanirisoa Ernaivo, a annoncé la remise en vigueur prochaine de la prescription acquisitive, un mécanisme juridique qui permet, sous conditions, de faire reconnaître un droit de propriété après une occupation prolongée d'un bien. Ce retour, précise la ministre, ne se fera pas à l'ancienne. Le dispositif sera cerclé de garde-fous et accompagné de textes d'application encore en préparation. La prescription acquisitive avait été suspendue en décembre 2024 sur (…) - Société
  • Lecture froide de la Refondation
    Madagascar Tribune - 03:00 Nov 29, 2025
    Introduction Il existe des moments rares où un pays semble flotter entre deux lectures possibles de son avenir. Madagascar traverse précisément cette zone d'indécision. Le renversement du pouvoir présidentiel, la mise en place d'un Président de la Refondation, l'apparition d'un gouvernement hybride à dominante civile mais encadré par un Conseil militaire, tout cela pourrait annoncer une rupture. Mais la rupture vraie se mesure moins aux discours qu'aux architectures réelles qui se mettent (…) - Tribune libre
  • Jirama : Le ministre Ny Ando Ralitera évoque la possibilité de résilier les contrats défavorables à la population
    Madagascar Tribune - 05:29 Nov 28, 2025
    La séance de questions-réponses à l'Assemblée nationale a pris, jeudi soir, des allures de mise en garde. Face aux députés réunis à Tsimbazaza et à des représentants de sociétés privées du secteur énergétique, le ministre de l'Énergie et des Hydrocarbures, Ny Ando Jurice Ralitera, a ouvertement brandi l'option d'une rupture avec certains fournisseurs si les accords liant ces acteurs à la Jirama s'avéraient préjudiciables à l'intérêt public. D'un ton ferme, le membre du gouvernement a (…) - Energie
    Tags: Jirama
  • Fahasalaman’ny saina : Hisy tohana maimaimpoana
    Newsmada - 04:44 Nov 28, 2025
    Hotanterahina anio, ary ha­haritra roa andro, ny fanamarihana ny Androm-pirenena momba ny fahasalaman’ny saina, eny amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena. Iarahana amin’ny mi­nisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny mpiray ombon’antoka samihafa izany. Miompana amin’ny fisorohana ny tolotra, araka ny namba­ran’ny tomponandraikitry ny sampana misahana ny fahasalaman’ny saina ao amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. […]
  • Tetikasa Greenskills: Namoaka tanora teknisianina 25 mianadahy
    Newsmada - 04:44 Nov 28, 2025
    Ampirisihina ny tovovavy hisafidy ny sehatra teknika, ka telo izy ireo no voaray nanaraka ny fiofanana ho Technicien en système solaire photovoltaïque, ao amin’ny tetikasa Greenskills. Notolorana ny mari-pamantarana ny fahavitan’ny fiofanana izy 17 mianadahy teto Antananarivo. Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny amin’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:43 Nov 28, 2025
    Faharoa maneran-tany mamokatra grafita voajanahary i Madagasikara, aorian’i Chine. Manara­ka antsika eo i Mozambika sy i Brezila. Hita tao anaty angon-kevitra USGS 2024 ireo antontanisa iraisam-pirenena ireo. Mahazo tombony amin’ny fitomboan’ny lanjan’izany eo amin’ity tsena iraisam-pirenena ity i Madagasikara, amin’ny maha tafiditra antsika ao anatin’ny lisitry ny mpisehatra fototra amin’ny […]
  • Mahatanty haintany: Ahazoana 700 kg/ha ny karazana apemba vaovao
    Newsmada - 04:43 Nov 28, 2025
    Nampahafantarina omaly, tamin’ny fomba ofisialy, ny ka­razana apemba roa vaovao, Mina sy Manana. Valim-pikarohana vitan’ny Foibem-pikarohana momba ny fambolena (Fofifa). Eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony (Mesupres), sy ny ao amin’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae) ity foibe ity. Eo koa ny foibem-pikarohana maneran-tany momba ny apem­ba, na Global Collabora­tion […]
  • « Ampela Online » : Nibata ny laharana voalohany ny Mioty MJ
    Newsmada - 04:43 Nov 28, 2025
    Lelavola mitentina 5 tapitrisa Ar no nomen’ny Yas Mada­gas­car an-dRamamonjy Nomenjanahary, vehivavy mpitantana ny orinasa Mioty MJ, taorian’ny fifaninanana fandraharahana natokana ho an’ny vehivavy, ao anatin’ny fandaharanasa “Ampela Online”. Miisa dimy izy ireo no nahazo ny fankasitrahana, hoentina manohana ny tetikasany sy hampidi-bola bebe kokoa amin’ny fihariana ataony. Miompana amin’ny […]