Madagascar

  • Fitantanana ny Sadc : Hanampy ny filoha Rajoelina ireo andriamanjaka
    Newsmada - 04:45 Aug 26, 2025
    Niarahaba ny filoha Rajoelina Andry amin’ny fandraisany ny fitantanana ny Sadc ny fivondronamben’ny andriamanjaka. Vonona ny hitondra ny anjara birikiny izy ireo amin’izany. Ho eo hatrany hanohana sy hanampy. “Vonona izahay fivondronamben’ny andriamanjaka, Com­mu­nauté Royale de Madagascar, hitondra ny anjara biriky, hanampy ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, amin’ny andraikitra goavana sahaniny […]
    Tags: SADC
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:45 Aug 26, 2025
    “Rentrée Mifampitsinjo”, Hetsika iray maneho ny fifanampiana sy firaisankina hanamaivanana ny vesatra iainan’ny ray aman-dreny amin’izao fidiran’ny mpianatra izao izy ity. Hisitraka izany koa ireo faritra manerana ny Nosy. Hatao ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny 30 aogositra hatramin’ny 1 septambra ho avy izao, izany. Misitraka fihenam-bidy hatramin’ny 50% amin’ny […]
  • APIPA : Tsy mbola misy ny fahazoan-dalana hanototra tany
    Newsmada - 04:44 Aug 26, 2025
    Mbola miato ny fanotofana tany (Remblai) eto amin’ny faritry ny lemak’Antananarivo, ary tsy mbola misy ny fanomezana fahazoan-dalana hanao izany, araka ny didim-panjakana lah faha-2022-241, ni­voaka ny 23 febroary 2022. Ny tetikasan’ny filoham-pirenena irery ihany hatreto no mahazo fahazoan-dalana. Io no nambaran’ny tomponandraikitry ny Apipa. Raha ivelan’ny tetikasam-panjakana izany ny […]
  • Lalambe migodana: Maro ny tsy fanarahan-dalàna hita
    Newsmada - 04:44 Aug 26, 2025
    Tsy mbola mazava amin’ny mpampiasa lalana ny fifampifehezana anatin’ny lalambe migodana, miainga eny Tsarasaotra. Gaboraraka ny fampiasana azy io ka ahina hitera-doza raha tsy raisina haingana ny fepetra. Ny faran’ny herinandro teo, betsaka ireo fiara nivezivezy tamin’iny lalana iny, nijery ny zava-bita. Maro ny tsy fanarahan-dalàna hita, nandritra izany, toy […]
    Tags: Maro
  • Affaire du Boeing 777 : 22 personnes en prison, l'ACM dément l'arrivée de l'avion à Madagascar
    Madagascar Tribune - 06:03 Aug 25, 2025
    L'affaire dite du « Boeing 777 » continue de secouer l'opinion publique malgache. Ce dimanche, vingt-deux personnes ont été placées en détention provisoire à l'issue de leur audition par le Pôle Anti-Corruption (PAC), dans le cadre d'une enquête de grande ampleur. Parmi elles figurent des employés et responsables de l'Autorité de l'Aviation Civile de Madagascar (ACM), des ressortissants indiens liés à la société Udaan Aviation, ainsi que plusieurs opérateurs économiques et citoyens (…) - Société
  • Baccalauréat 2025 : moins d'un candidat sur deux admis à Antananarivo
    Madagascar Tribune - 06:03 Aug 25, 2025
    Les résultats du baccalauréat 2025 ont été officiellement publiés ce dimanche pour la province d'Antananarivo. Selon les données fournies par le ministère de l'Enseignement supérieur et de la Recherche scientifique, seuls 47,49 % des candidats de la capitale ont obtenu leur diplôme, soit moins d'un sur deux. Un chiffre en nette baisse, dans un contexte de recul généralisé du taux de réussite à l'échelle nationale. La province d'Antananarivo se situe en dessous de la moyenne nationale, (…) - Enseignement
  • Du passage entre rivière et océan : Ny riaka no valampariako
    Madagascar Tribune - 06:02 Aug 25, 2025
    Méditation sur les eaux mêlées de Madagascar Écoutez : l'île rouge respire au rythme de deux marées contraires. L'une pousse vers la haute mer de la rivalité, l'autre ramène vers l'estuaire de la fraternité. Entre ces deux courants, Madagascar cherche son passage. La danse des eaux turbulentes Voici : la compétition, telle la mousson, soulève les énergies endormies. Elle fait courir les gazelles de l'esprit, aiguise les crocs de l'inventivité, pousse les navigateurs vers des archipels (…) - Tribune libre
  • Zaridaina madinika : Zavakanto manome fahatoniana ara-tsaina
    Newsmada - 04:51 Aug 25, 2025
    Zaridaina madinika hita amin’ny toerana maro samihafa ny “Jardin miniature”. Zavakanto mam­­pifandray ny natiora sy ny fahaiza-mamorona izy io. Misy ny natao ao anaty siny, anaty vata, na amin’ny toerana kely ao an-trano na eny an-tokotany. Mitondra tombotsoa maro ho an’ny olon-drehetra ny fahitana sy ny famoronana azy ireny. Be […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:50 Aug 25, 2025
    Namoaka fanambarana ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanambola (MEF), manoloana ny filazana fa misy mandrahona ny mpanao gazety Gaëlle Borgia. Nohazavainy, fa tsy mpiasa velively ao amin’ny MEF i Rajaonarivelo Philippe amin’io fotoana anoratany ny fandrahonana io. Koa, tsy tomponandraikitra amin’ny teny na fihetsiny ny MEF. Mitohy ny fampiofanana mahakasika […]
  • Vidim-bary: Tsy mbola nahitana fiakarana
    Newsmada - 04:50 Aug 25, 2025
    Nilaza ny mpivarotra iray eny Ankadifotsy, ny faran’ny herinandro teo, fa tsy mbola misy ny fiakaran’ny vidim-bary hatreto. Mijanona ho 1000 Ar ny kapoaka, 3 500 Ar ny kilao, ho an’ny vary makalioka sy ny dista ary ny vary mena raha toa ka 175000 Ar ny iray gony. 900 Ar kosa […]
  • Ticad-9: Matotra ny fiaraha-miasa amin’i Japana
    Newsmada - 04:49 Aug 25, 2025
    Nandray fitenenana ny praiminisitra Ntsay Christian tamin’ ny fivoriana mahakasika ny toekarena Ticad andiany faha-9, ny 21 aogositra teo, tany Yokohama Japana. Navoitrany fa zava-dehibe ny fiaraha-miasa stratejika amin’ny sehatra maro­­lafy eo amin’i Madagasikara sy i Japana. Anisan’izany, ny fampivoarana ny indostria, ny fanodinana ny harena an-kibon’ny tany sy ny […]
    Tags: Japana
  • Arabe migodana: Hamatsy vola 60 tapitrisa dolara ny Abou Dhabi Funds
    Newsmada - 04:49 Aug 25, 2025
    Laharam-pahamehana tokoa ny famatsiam-bola amin’ny fanamboaran-dalana. Anisan’izany ny arabe migodana vaovao sy ny fanarenana ny lalam-pirenena RN5. Noraisin’ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), Rafi­dison Richard Théodore, sy ny mpiara-miasa aminy, ny talata 19 aogositra teo, ny de­legasionina avy amin’ny Tahi­rimbola Abou Dhabi ho an’ny fampandrosoana (ADFD). Noresahina ny tohiny sy […]
  • Affaire des Boeing 777 : les premiers déférés devant le PAC, 11 personnes recherchées
    Madagascar Tribune - 06:18 Aug 23, 2025
    Les premiers déférés dans l'affaire des cinq Boeing 777 immatriculés à Madagascar et retrouvés en Iran ont comparu vendredi devant le parquet du Pôle anti-corruption (PAC) aux 67 Ha. Selon la procureure générale près le PAC, Elysée Rasoahanta, vingt-deux personnes physiques et morales, dont des ressortissants étrangers, ont été présentées à la justice. Elles font partie des trente-trois individus mis en cause dans ce dossier. Les onze autres sont encore activement recherchés. De lourds (…) - Politique
    Tags: Boeing
  • Football : les Barea, rois de l'impossible, s'offrent une demi-finale au CHAN
    Madagascar Tribune - 06:17 Aug 23, 2025
    À Nairobi, les Barea ont encore fait chavirer les cœurs. Dans un stade Moi International de Kasarani chauffé à blanc par des milliers de supporters kenyans, Madagascar a résisté, plié sans rompre, avant de frapper au bon moment. Après un match nul (1-1) au terme des 120 minutes, la délivrance est venue d'une séance de tirs au but suffocante, remportée 4-3 par les Malgaches. Ce succès n'est pas un simple exploit : c'est une nouvelle démonstration que le football malgache sait écrire ses (…) - Sport
    Tags: Barea
  • Fiainam-pikambanana : Mitaky ny hitarihana ny Fitea-M ny any Amboasary
    Newsmada - 05:20 Aug 23, 2025
    Naneho ny alahelony manoloana ny tsy fanarahana ny fitsipika ifampifehezana ireo mpikambana sasany eo anivon’ny Fikambanan’ny terak’Androy eto Madagasikara (Fitea-M). Nambaran’izy ireo tetsy 67 Ha, omaly, fa efa voafaritra ny fitantanana ifandimbiasana eo anivon’ireo distrika ao amin’ny faritra Androy. « Tokony ho anjaran’ny avy any Amboasary araka ny tapaky ny birao […]
  • Miparitaka maneran-tany : Mahatonga aretina maro ho an’ny olona ny kaikitry ny moka
    Newsmada - 05:20 Aug 23, 2025
    Anisan’ny biby ke­ly indrindra eto an-tany ny moka, nefa mitondra karazana aretina maro maneran-tany. Maha­ton­ga fahafatesana ma­ro eo amin’ny olona ihany koa izy io. Bibikely manana helatra roa, maro karazana ary mahatratra aman’arivony izy io ary ahitana azy avokoa manerana izao tontolo izao. Misy ny antsoina hoe: Anopheles, Aedes aegypti, […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 05:19 Aug 23, 2025
    Atao any Belo sur Mer, ny « Festival Botry Soa Fahitse », ny 21 hatramin’ny 24 aogositra. He­tsika ara-pizahantany sy ara-kolontsaina, hifantoka amin’ny sambokely botry, fampiasan’ny Vezo mpanjono. Hisy ny filaharana amin’ny lakana mampiasa voaly. Eo koa ny fifaninanana ara-kolontsaina sy hetsika ara-panatanjahantena ary fitsidihana ara-pizahantany. Nihaona tamin’ny vondrona parlemantera japoney ny […]
  • Prix Castel 2025 : Fampiasana ny drônes amin’ny fambolena
    Newsmada - 05:19 Aug 23, 2025
    Azon-dRakotozoely Andrian­tsitohaina ny voalohany amin’ny fifaninanana Prix Castel, avy amin’ny Tahirim­bola Pierre Castel, ary karakarain’ny orinasa Star. Ny orinasa Techni-drônes Madaga­sikara sy ny tetikasa natsangany, misehatra amin’ny fivarotana drônes sy ireo asa mifanaraka aminy. Nohaza­vain-dRakotonoely Andrian­tsito­haina, fa tafiditra ao anatin’ny ataony ny sehatry ny famokarana, entina hanatsarana ny fambolena, toy […]
  • Sekoly Vatel : Nifantohana ny fizahantany sy ny fandraisam-bahiny
    Newsmada - 05:18 Aug 23, 2025
    Nifanakalo hevitra tamin’ny mpianatra sy ny mpampianatra eny amin’ny sekoly ambony Vatel Madagasikara ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), Andonirina Max Fontaine, ny 21 aogositra teo. Nifantoka tamin’ny maha zava-dehibe ny fanamafisana ny fampandrosoana maharitra ho lovain-jafy amin’ny alalan’ny fizahantany sy ny sehatry ny fandraisam-bahiny ny […]