Newsmada

Found 2565 news

  • Lalao any Ghana : miovaova foana ny fandaharam-potoana
    Newsmada - 05:00 Mar 13, 2024
    Misavoritaka! Izay no azo anambarana ny fizotran’ny Lalao Afrikanina, tanterahina any Ghana, amin’izao fotoana izao. Tsy mipetraka, araka ny tokony ho izy, ny lamina amin’ny fandaharan-dalao sy ny fifaninanana fa miovaova araka izay hitiavan’ny mpikarakara azy, araka ny tati-baovao avy any an-toerana. Na ny tranokalam-pifandraisana natokana ho an’ny Lalao Afrikanina […]
    Tags: Ghana
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 05:00 Mar 13, 2024
    Hotanterahina ny 17 marsa ho avy izao ny lalao ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny Ligin’i Sofia, taranja baolina kitra, diviziona faharoa. Ireto avy ireo toerana efatra andraisana izany, ny kianjan’Analalava, Antsohihy, Port-Berge ary i Mampikony. Notontosaina ny 9 sy 10 marsa lasa teo ny lalao savaranonando amin’ny fiadiana ny amboaran’i […]
  • Barea de Madagascar : amin’ny alatsinainy ny fampivondronana
    Newsmada - 05:00 Mar 13, 2024
    Araka ny vaovao azo omaly, avy eo anivon’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), hanomboka ny alatsinainy 18 marsa ho avy izao ny fampivondronana ireo mpilalaon’ ny Barea de Madagascar, amin’ny fiatrehana ireo lalao tsapa tafiditra ao anatin’ny datin’ny federasiona iraisam-pirenena (Fifa). Efa hiaraka hipetraka eny amin’ny hotely lehibe iray eny […]
  • Tenisy – « Lalao Afrikanina 2024 »: hanomboka ny sabotsy izao ny fifanintsanana
    Newsmada - 04:59 Mar 13, 2024
    Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny zoma 8 marsa lasa teo, tany Accra Ghana, ny fifaninanana afrikanina “Jeux Africain” andiany faha-13. Ho an’ny taranja Tenisy, efa any an-toerana avokoa ireo Malagasy mpilalao. Hotanterahina manomboka ny sabotsy 16 marsa ho avy izao, any Accra Ghana, ny fifaninanana ho an’ny taranja tenisy, sokajy […]
    Tags: Tenisy
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:59 Mar 13, 2024
    Tontosa tao Antsirabe, ny 5-7 marsa teo, ny atrikasa fiofanana mahakasika ny rojom-pihariana mangahazo ho fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo teknisianina. Ao anatin’izany ny fampitomboana ny masomboly haharaka ny filàn’ny mpamokatra. Eo koa ny fampiroboroboana ny rojom-pihariana hanana sehatra lehibe eo amin’ny fanjarian-tsakafo. Tafiditra ao anatin’ny lisitry ny Cites ao amin’ ny […]
  • Cross country – Mada 2024: tompondaka i Elysé sy Ralisy
    Newsmada - 04:56 Mar 12, 2024
    sdsdsdTontosa tany Am­batondrazaka, ny sabotsy 9 marsa lasa teo, ny fifaninanam-pirenena, “Cross Country”, ta­ranja atletisma. Voahosotra ho tompondakan’i Madagasi­kara teo amin’ny sokajy “senior”, lehilahy, Rakoton­drainy Heriniaina Elysé, avy amin’ny Cosfa. Tontosany tao anatin’ny 31 mn 04 s 2/100 ny halavirana 10 km. Mbola mpihazakazaka avy amin’ny miaramila ny faharoa, Rambe­lo­son […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:56 Mar 12, 2024
    Hotontosaina manomboka ny alahady 17 marsa ho avy izao, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fifaninanam-pirenena «Top 12», taranja Rugby. Tokony ho natao ny afakomaly teo moa izy ity saingy nisy ireo klioba nangataka ny nampihemorana azy noho ny tsy fahavononany. Nifarana ny 10 marsa lasa teo ny fifaninanana Afrikanina […]
  • Moto – «4 Heures Honda» : nanjakan’i Mathias sy i Lucas
    Newsmada - 04:56 Mar 12, 2024
    Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, teny Ambohidratrimo, ny fifaninanana “4 Heures Honda” eo amin’ ny taranja Moto. Nanjakan’i Mathias Plantive, Malagasy mpilalao sy Lucas Robert, Renioney mpilalao, tanteraka ny fifanin­tsanana. Nitondra ny Moto KTM 450 SX izy mirahalahy nandritra ny lalao. Mitana ny laharana faharoa kosa i Pascal Dorseuil, […]
  • Lalao Afrikanina : medaly volamena telo sy volafotsy iray ho an’i Madagasikara
    Newsmada - 04:56 Mar 12, 2024
    Mitohy ny fiotazan’i Madagasikara medaly, mandritra ny andiany faha-13, Lalao Afrikanina, atao any Accra Ghana. Niampy medaly volamena telo sy volafotsy iray izany, omaly. Miakatra tsikelikely ny fahazoan’ny Malagasy atleta medaly any amin’ ny Lalao Afrikanina, atao ao Accra, Ghana. Niampy ny medaly volamena telo, azon’ny taranja fibatana fonjam-by, ny […]
  • Fifaninanana kabary : nomena lamba vita fomba ny nandresy
    Newsmada - 04:55 Mar 12, 2024
    Nanaovana fifaninanana maro samihafa ny hetsika fankalazana ny 8 marsa teny Ambohidratrimo. Nampiavaka izany ny fanasongadinana ny hetsika ara-panatanjahantena ho an’ny vehivavy sy ny fifaninanana ara-kolontsaina, toy ny kabary sy ny vakodrazana. Valo ireo nandray anjara ta­min’ny lalao ara-panatanjahantena, baolina kitra. Efatra ny teo anivon’ny lalao basikety ary 4 ihany […]
  • Fiovaovan’ny toetr’andro: famatsiam-bola 53 tapitrisa dolara azo
    Newsmada - 04:55 Mar 11, 2024
    Firenena anisan’ny miaina ny fiovaovan’ny toetr’andro i Madagasikara. Lasibatra ny fambolena, izay mazàna mian­traika amin’ny fiainan’ny mponina ny sy vidim-piainana andavanandro. Noho izany, nisitraka famatsiam-bola mi­tentina 53 856 003 dolara, avy amin’ny filankevi-pitantanan’ ny Fonds vert pour le climat (FVC), ny fandaharanasa DEFIS+. Tanjona ny hanamafisana ny fahaiza-manaon’ny tantsaha manoloana […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:55 Mar 11, 2024
    Nihena ny tahan’ny fampiasana ireo « blocs pétroliers » eto Madagasikara. Miisa 18 ireo « blocs » niasa ny taona 2018, lasa 10 izany ny taona 2019, raha 6 ny taona 2020. Mihatakona eo amin’ny tsena iraisam-pirenena ny Nosy malagasy rehefa naato ny fitrandra­hana solika nanomboka ny 2019. Voafetra ny fampivoarana ny sehatry ny […]
  • Taolagnaro – zep : hamokatra zana-trondro 5 tapitrisa isan-taona
    Newsmada - 04:54 Mar 11, 2024
    Fanamby apetraky ny fanjakana ny hiadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo sy ny hamorona asa ho an’ny tanora hampandrosoana ny toekarena isam-paritra. Napetraka ao Mana­tantely, kaominina Soanierana, distrika Taolagnaro, faritra Anosy, ny vatofototra an’ilay “zone d’émergence piscicole de (ZEP) Manatantely. Tetikasa entina hamokarana zana-trondro 5 tapitrisa isan-taona sady hiadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo. […]
  • Fananantany : karatany 6 987 voazara tao Toamasina II
    Newsmada - 04:54 Mar 11, 2024
    Laharam-pahamehan’ny fanjakana ny fizarana karatany ho an’ny Malagasy manerana ny Nosy entina hampandrosoana ny firenena. Karatany 6 987 no voazara ho an’ny mponina tao Toamasina II, ny faran’ny herinandro teo. Mitohy hatrany ny hetsika fizarana karatany sy bokin-tany ataon’ny fi­tondram-panjakana mane­rana ny Nosy. Anisan’ny nisitraka ny tetikasa ny faritra Atsina­nana. […]
  • Antoko Arema: “Hamafisina ny fampianarana lalàna”
    Newsmada - 04:53 Mar 11, 2024
    Naneho ny heviny manoloana ny tranga fanolanana ny eo anivon’ny Arema. Nambaran’ny sekretera nasionaly, Ratsi­raka Annick, fa mahazo vahana izany izao. “Ilaina ny fampiharana sy fampahafantarana ny lalàna. Tsy ijerena tavan’ olona koa anefa ny fampiharana izany. Tokony hofaizina ireo tratra nanao ny tsy mety”, hoy izy. Nanamarika ny 8 […]
  • Une lavandière costaude
    Newsmada - 05:13 Mar 09, 2024
    Clémence est une mère de famille dévouée, faisant de la lessive son gagne-pain quotidien. Malgré la fatigue, elle continue son labeur afin de subvenir aux besoins de ses deux enfants.
  • “Pureplay Football League”: hanafika ny Mama FC ny Elgeco Plus
    Newsmada - 05:06 Mar 09, 2024
    Hitohy rahampitso alahady 10 marsa ny andro fahefatra hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, na “Pureplay Football League” (PFL). Hiditra an-tsehatra avokoa ireo ekipa 16 mifaninana amin’izany. Ani­san’ny lalao goavana andrasan’ny maro ny fihaonan’ny Elgeco Plus sy ny Mama FC, ao amin’ny kaonferansy atsimo. Hanafika ny tranom-piantohana any […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 05:05 Mar 09, 2024
    Hotontosaina ny 22 sy ny 25 marsa ho avy izao, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny lalao ara-pirahalahiana hataon’ny Barea de Madagas­car. Ha­no­katra izany ny fihaonan’ny ekipa nasionaly malagasy amin’i Burundi ary ny farany, hifanandrina amin’i Rwanda izy ireo. Hikarakara fifaninanana nasionaly amin’ny taranja baolina kitra lalaovina anaty trano « Futsal » […]
  • Moto – « 4 Heures Honda » : hanomboka anio ny fifaninanana
    Newsmada - 05:05 Mar 09, 2024
    Hotanterahina manomboka anio sy rahampitso, eny Am­bohidratrimo, ny fifaninanana “4 Heures Honda” eo amin’ny taranja Moto. Marihina fa hiavaka tanteraka ity andiany faha-22 ity satria hotontosaina amin’ny “circuit” vaovao ny hazakazaka. Tsara ny mampahatsiahy fa miisa 170 mianadahy mianaka ny mpanamory, hiady lohany amin’ity fifanintsanana ity. Ankoatra ireo Malagasy mpifaninana, […]
  • Lalao Afrikanina : andrasana ny Ankoay sy ny Makis ary ny Akomba
    Newsmada - 05:04 Mar 09, 2024
    Anisan’ireo firenena 54 mandray anjara amin’ny “Lalao Afrikanina”, atao any Accra, Ghana, i Madagasikara. Tsy mbola tonga any an-toerana ireo Malagasy mpilalao basikety sy tenisy ary rugby. Notanterahina, omaly, ny lanonam-panokafana ny “Lalao Afrikanina” an­diany faha-13, atao ao Accra, Ghana, ny 8 hatramin’ny 23 marsa ho avy izao. Araka ny […]

2565 items