Newsmada

Found 2565 news

  • TMH Avaradrano : manaiky izay ho kandidàn’ny Irmar
    Newsmada - 06:37 Apr 05, 2024
    “Manaiky sy manohana ary mankato ny kandidà atolotry ny vovonana Irmar isika”, hoy ny mpitarika ny fikambanana Tanora miandrandra ny hoavy (TMH), Rafidimanana Désiré, tetsy By Pass, omaly. Nanteriny fa manaraka hatrany ny toromarika avy amin’izany vovonana izany izy ireo. Nohavaozina tamin’izany koa ny birao mitantana ity fikambanana ity ho […]
    Tags: Irmar
  • Fampahatsiahivan’ny HCC: tsy maintsy mametra-pialana ireo minisitra ho kandidà
    Newsmada - 06:36 Apr 05, 2024
    Nampahatsiahy ny rehetra ny eo anivon’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana amin’izao hiatrehana ny fifidianana solombavambahoaka izao. Misy ny fepetra sy lalàna tsy maintsy arahina ho an’ireo tomponandraikitra ambony ho kandidà. Anisan’izany ny tsy main­tsy hametrahan’ireo mpikambana eo ani­von’ny governemanta fialana raha ho kandidà izy ireo amin’ny asa maha voafidim-bahoaka. […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 06:35 Apr 05, 2024
    Ny 80% ny tanora miisa 230 nanaraka fiofanana maimaimpoana momba ny Freelancing Web, ao anatin’ny fampiofanana faobe amin’ny “Métiers du web” tao Antsirabe, no hanangana avy hatrany ny orinasany. Fantatra io nandritra ny lanona famaranana ny hetsika, ny faran’ny herinandro lasa teo. Misy toerana 20 misandrahaka manerana ny Nosy ahazoana […]
  • Hitohy ao anatin’ny telo taona ny fiaraha-miasa
    Newsmada - 06:35 Apr 05, 2024
    Nanao sonia fiaraha-miasa ho an’ny telo taona manaraka teny amin’ny foiben-toeran’ny BNGRC, Andrainarivo, omaly, ny masoivoho frantsay sy ny minisiteran’ny Atitany. Ho fiarovana ny vahoaka amin’ny loza voajanahary samihafa (tondradrano, afo…) no votoatin’ny fiaraha-miasa. Nanome fitaovana informatika hanatsarana ny asan’ny Cervo eo anivon’ny BNGRC ny fanjakana frantsay, hanafainganana ny fahazoana […]
  • La magnificence culturelle du Zébu
    Newsmada - 13:36 Apr 04, 2024
    Emblématique , le zébu demeure omniprésent dans la culture de Madagascar
  • Badminton : nanjakan’ny MB2 All ny fifaninanana
    Newsmada - 06:13 Apr 04, 2024
    Ho fanomanana ny taom-pilalaovana 2024 sady hanomezana fanazarantena ireo mpilalao badminton, nikarakara “Open”, ny klioba MB2 All. Fihaonana notanterahina ny alatsinain’ny Paka lasa teo, tetsy amin’ny kianja mitafon’ny ANS Ampefiloha. Nanjakan’ny mpikarakara ny fifaninanana tamin’ity. Lasan’izy ireo avokoa ny fandresena 4 tamin’ireo sokajy 6 niadiana. Anisan’izany ny ni­batan-dRazafimandimby To­kini­rina ny […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 06:12 Apr 04, 2024
    Tsy niakatra “podium”, ny solontena malagasy, Randafiarison Rosina, nandritra ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja fibatana fonjamby, atao any Thaïlande. Laharana faha-16 izy rehefa nahavita nibata 172 kilao teo amin’ny “Total Olympique” (77kg arraché, 95kg épaulé jeté). Tontosa, ny talata 2 avrily lasa teo ny fiofanana “Young Coach”, tany Taolagnaro, […]
  • Rugby sokajy vehivavy : hanomboka ny fifaninanam-pirenena
    Newsmada - 06:12 Apr 04, 2024
    Raha tsy misy ny fiovana, hanomboka ny alahady 7 avrily ho avy izao, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny fifaninanam-pirenena ho an’ny rugby sokajy D1 vehivavy. Lalao ho an’olona 15 io ho tanterahina io. Araka izany, takin’ny Malagasy Rugby ny hanavaozan’ny mpilalao rehetra handray anjara amin’izany ny kara-pilalaovany. Tafiditra ao […]
  • Lomano-Mada 25m : fahombiazana tanteraka no azon-dRabejaona Holy Antsa
    Newsmada - 06:12 Apr 04, 2024
    Malagasy mpilomano tsy zovina amin’ny maro, Rabejaona Holy Antsa. Nisongadina tanteraka izy, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja lomano, 25 metatra, natao farany teo. Fahombiazana tanteraka no azon-dRabejaona Ho­ly Antsa, nandritra ity fifaninanana natao teny amin’ny dobo filomanosana Anta­nimena ity, ny faran’ny herinandro. Fandresena 100 isan-jato no azony satria, […]
  • Hafatry ny filohan’ny FJKM : “Tsy tompon’ny teny farany ny ratsy”
    Newsmada - 06:09 Apr 03, 2024
    Nampita ny hafatra Paka ny eo anivon’ny FJKM, amin’ny alalan’ny filohany, ny Dr Andriamahazosoa Irako Ammi. Notsiahiviny tamin’izany ny tantaran’i Jesoa, namela ny fitiavana vonon-kiady tsy hamela antsika ho faty fa naleony izy no maty, araka ny nambarany. “Fitiavana nandresy ny fahafatesana izany. Velona ny fanantenantsika… Tsy ho tompon’ny teny farany […]
    Tags: FJKM
  • Zanak’i Fianarantsoa: “Tokony hahay haka lesona isika”
    Newsmada - 06:09 Apr 03, 2024
    Nanao tohivakana ny fanambarana. Nampahery ny filohan’ny Antenimi­erampirenena teo aloha, Razanamahasoa Christine, ny fikambanan’ny zanaky ny faritanin’i Fianarantsoa, araka ny fanambaran’izy ireo, ny herinandro teo. “Tokony hahay haka lesona isika… Jereo ny tranga niseho tany Senegal… Afa-baraka eo anatrehan’ny sehatra iraisam-pirenena isika… “, hoy ny mpitondrateny, i Jean Baptiste. No­hitsin’izy […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 06:08 Apr 03, 2024
    Milanja 2,5 taonina ny lavanila naondran’ny tantsaha avy ao amin’ny faritra Analanjirofo sy Atsinanana nankany Alemaina, ny herinandro lasa teo. Fanondranana voalohany nataon’izy ireo, ao anatin’ity lalam-pihariana ity, izany. Nalefa fiaramanidina niainga teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato ny vokatra. Mitentina 3 087,4 miliara Ar ny totalin’ny fanafaran’entana nataon’i Madagasikara nandritra ny […]
  • Harena an-kibon’ny tany : misokatra ny « Guichet unique d’exportation »
    Newsmada - 06:08 Apr 03, 2024
    Nisokatra nanomboka ny herinandro teo, eny amin’ny Mining Business Center Ivato, ny «Guichet unique d’exportation». Dingana goavana hanamorana ny fikirakirana ireo antontan-taratasy ilaina amin’ ny fanondranana ny harena an-kibon’ny tany, toy ny volamena, metaly sarobidy ary vatosoa avy eto Madagasi­kara izany. Mivondrona amina toerana iray avokoa, araka izany, ireo sampandraharaham-panjakana […]
    Tags: Guichet
  • Orantsimba : misokatra ny fanjonoana
    Newsmada - 06:07 Apr 03, 2024
    Niverina nisokatra nanomboka ny 1 avrily teo ny fotoam-panjonoana sy fitaterana ary fivarotana orantsimba (langouste) ao amin’ny faritra Anôsy, raha niato nandritra ny telo volana, nanomboka ny 1 janoary. Mahatratra hatrany amin’ny 449,4 kg ny vokatra tonga nandritra ny fanangonana ny antontanisa voaray eny anivon’ireo mpanangom-bokatra. Ankoatra izay, nilaza ny […]
  • JJB- Mada Nach No Gi : Klioba mendrika ny Checkmat
    Newsmada - 07:04 Apr 02, 2024
    Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Jiu-jitsu Breziliana, “Nach No Gi”. Klioba mendrika indrindra ny Checkmat, nahazo medaly volamena 15, volafotsy 8 ary alimo 8. Ankoatra ny klioba mendrika, nisy koa ny teknisianina mendrika nomena loka, ka nahazo izany, teo amin’ny […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 07:02 Apr 02, 2024
    Notanterahina teny amin ‘ny kianja Makis Andohatapenaka, ny zoma lasa teo, ny fitsapana an-tsoratra sy ara-batana ho an’ireo mpitsara miisa 35 mianadahy. Natao Hanatsarana ny kalitao eo amin’ny lafin’ny fitsarana mandritra ny fifaninanana « XXL Top 12 » izany. Tsiahivina fa ny fifanintsanana dia hitohy amin’ny 7 avrily ho avy izao. Hotontosaina […]
  • « African Circuit U14 »: Medaly roa ho an’ ny Malagasy
    Newsmada - 07:02 Apr 02, 2024
    Notontosaina teto Antananarivo, nanomboka ny 24 marsa hatramin’ny afakomaly ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, “leg 1 sy 2”, taranja tenisy, sokajy zandriny U14, lahy sy vavy. Nandrombaka ny medaly volafotsy teo amin’ny lalaon’olon-droa miaraka, vehivavy, Andriamaniraka Ainatia sy ilay zimbaboey, Chapepa Kuzivaishi. Nahazo ny alimo, tamin’ny lalao ho an’olon-tokana, lehilahy, […]
  • Taranja mekanika: nahatratra iray alina ireo nitsidika ny “Motor show 2024”
    Newsmada - 07:01 Apr 02, 2024
    Nahavita dingana goavana ny Magic, mpikarakara ny “Motor show 2024”. Fampirantiana ireo fiara tranainy sy hiaka farany eto Madagasikara. An’aliny ireo mpitsidika tonga tetsy Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo. Fahombiazana ny andiany voalohany amin’ny “Motor show 2024”. He­tsika nampirantiana ireo fiara sy kodiaran-droa tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny sabotsy […]
    Tags: Motor
  • TARATRY ny KANTO
    Newsmada - 07:01 Apr 02, 2024
    Efa manana ny toerany ny gadona Reggea, raha ny eto Madagasikara, hoy ny tomponandraikitry ny “Fianara Reggea Festival”, hetsika natokana hanandratana ity gadona ity eto amintsika. Notanterahina tany Fianarantsoa, ny 29 hatramin’ny 30 marsa 2024, ity hetsika ity, raha tsiahivina. Maro ny mpankafy niatrika ary samy afapo ny rehetra. Hipoka […]
  • Trieur de céréales et de grains secs
    Newsmada - 15:05 Mar 30, 2024
    Cette femme revend des céréales ainsi que des grains ramassés dans les marchés traditionnels, à des coûts moindres. C’est un business assez particulier. Suivez cet épisode de Focus avec NewsMada.

2565 items