Newsmada

Found 2755 news

  • D’un fait à l’autre
    Newsmada - 13:28 Dec 23, 2025
    Des tracts qui visent spécifiquement des membres de la communauté LGBTQ+ qui habitent ou fréquentent Masinandriana Avaradrano, ont été apposées dans les recoins de la localité. Signées « Ny mponin’i Masinandriana » ou « Les habitants de Masinan­driana », les affiches homophobes résonnent comme un ultime avertissement à leur encontre.
  • Karate-Mada isan-tarika: nifampizaran’ny klioba 4 ny fandresena
    Newsmada - 08:24 Dec 23, 2025
    Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Karate, ho an’ny isan-tarika, Kata sy Kumite. Nahitana ny fifandanjana lentan’ny klioba izany satria klioba 4 samihafa no nandrombaka ny fandresena. Azon’ny Tiger’s Andohalo ny anaram-boninahitra teo amin’ny Kata, lehilahy. I Ichiban, Atsimondrano kosa […]
  • “Pureplay Football League”: tsara fanombohana ny Disciples FC sy ny CFFA
    Newsmada - 08:23 Dec 23, 2025
    Notontosaina ny alahady lasa teo ny andro voalohany fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football Lea­gue (PFL)”. Samy tsara fano­mbohana na ny Disciples FC Vakinankaratra na ny CFFA Andoharanofotsy, tamin’izany. Ny Disciples FC nandavo ny Mama FC, tamin’ny isa 1 no ho 0, tao amin’ny Kianjan’ny Mama […]
  • Tsipy kanetibe: Lasan’i Yves Sedrick ny “Boule d’or 2025”
    Newsmada - 08:22 Dec 23, 2025
    Nitondra anaram-boninahitra vaovao indray ny taranja tsipy kanetibe. Norombahin-dRakotoarisoa Yves Sedrick mantsy ny “Boule d’or 2025”, na ny mpilalao mendrika indrindra maneran-tany. Izy indray izany no nandimby an’i Jean Feltain, nahazo izany tamin’ny taona 2024. Tsara fiafarana ny taona 2025 ho an’ny taranja tsipy kanetibe. Nofa­ra­nan-dRakotoarisoa Yves Se­drick tamin’ny fibatana […]
    Tags: Boule
  • « SAR’Nao » andiany faha-16: fampirantiana iombonana an’ireo sary nohatsaraina
    Newsmada - 08:18 Dec 23, 2025
    Manana ny toerany lehibe amin’ny fikirakirana sary ihany koa ny Intelligence artificielle. Hasongadin’ireo mpaka sary amin’ireo sanganasany, hampirantiana etsy amin’ny CGM/GZ, izany. «IA, vision multiple ». Io ny lohahevitry ny fampirantiana iombonana, izay tontosaina etsy amin’ny CGM/GZ, amin’izao fotoana izao. Manasongadina ny zava-bita amin’ny Intelligence artificielle, eo amin’ny sehatry ny saripika […]
  • Rugby-Jobily faha-125 taona: tsy tafavoaka teo anatrehan’ny CEA ny Cosfa
    Newsmada - 11:37 Dec 22, 2025
    Notanterahina omaly, teny amin’ny Kianja Makis Andoha­tapenaka, ny fankalazana ny jobily faha-125 taonan’ny Rugby Malagasy. Lavon’ny CEA Andranomanalina tamin’ ny isa 25 no ho 22, ny Cosfa. Tsy tafavoaka teo anatrehan’ny mpilalaon’ny CEA, ny Mia­ramila, tamin’ity lalao fihan­tsiana ity. Raha hiverenana kely ny fifanandrinana, na­nindry ny CEA tao anatin’ny 23 […]
    Tags: Cosfa
  • Nosy Be: vahiny iray nahatrarana zava-mahadomelina 8,5 kg
    Newsmada - 11:34 Dec 22, 2025
    Voasambotry ny mpiasan’ny ladoany ao Nosy Be, ny sabotsy 13 desambra, ny lehilahy teratany Letton (avy any Letonia) iray. Tratra tao amin’ny seranam-piaramanidina iraisam- pirenena Nosy Be izy, saika hanondrana zava-mahadomelina hihazo an’i La Réunion tamin’ny zotra Air Austral. Nampiahiahy ny mpiasan’ny Fadintseranana ny entana nentiny, ka nasain’izy ireo nosokafana […]
    Tags: Nosy
  • Fadintseranana: «Ampy izay ny tsindry politika», hoy ny Sempidou
    Newsmada - 11:31 Dec 22, 2025
    Lany faninefany hitantanana ny Sendikan’ny mpiasan’ny ladoany (Sempidou), Andria­na­valona Herizo Ramanam­bola. Mandritra ny telo taona ny fe-potoana hiasany (2026-2028). Fanamby vaovao hoentiny ny fametrahana ny lanjan’ny sendikà hanajana ny tombontsoan’ny mpiasan’ny Fadintseranana, ny hiarovana ny zony, ary afaka miasa an-kalalahana. Manana ny toerany eto amin’ny firenena ny Sempidou, indrindra amin’ny […]
  • Maro ny lesoka mila harenina: 25 % ny harin-karena no entin’ny fambolena
    Newsmada - 11:23 Dec 22, 2025
    Natao ny 18 desambra teo ny atrikasa namoahana ny fanadihadiana ireo foibem-pikarohana sy rafi-panjakana ara-pambolena eto Madagasikara. Ahitana ny Fofifa, ny Fifamanor, ny Sampandraharaha ho fanaraha-maso ny masomboly (Soc), ny Imvavet ary ny Cffamma, izany. Notsipihin’ny profesora Radanielina Tendro fa tsy mirindra ny fikarohana ara-pambolena eto Ma­dagasikara ka mila fanarenana. […]
  • Fitantanana ny loza sy tandindon-doza: nohavaozina ny serasera ho an’ny ambana sy ny voina
    Newsmada - 11:20 Dec 22, 2025
    Notanterahina nandritra ny hateloana, ny herinandro lasa teo, ny atrikasa fanavaozana ny paikadim-pirenena momba ny serasera ho an’ny ambana sy ny voina ho an’i Madaga­sikara. Tsapa tao anatin’ny taona maro nifandimby fa miha mafy sy miha maro ny loza voajanahary sedrain’ny Nosy. Ilaina, araka izany, ny fametrahana rafitra fiomanana sy […]
  • MPIVAROTRA GISA
    Newsmada - 15:00 Dec 20, 2025
  • Tetikasa « Zara Mira » : Vita ny famindram-pitantanana
    Newsmada - 05:00 Dec 20, 2025
    Natao omaly ny famindram-pitantanana momba ny tetikasa « Zara Mira » teo amin’ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina sy ny Unicef. Manampy ny fanjakana malagasy amin’ny fanatsarana ny fari-piainan’ireo sokajin’olona marefo ny tetikasa. Anisan’izany ny zaza sy ny ankizy, ny reny bevohoka ary ireo olona manana fahasembanana. Iasana amin’ny tetikasa ireo faritra […]
  • Tetikasa Mamiratra: Ankizy 41 nahazo tohana ara-tsaina
    Newsmada - 04:59 Dec 20, 2025
    Hofaranana eny Ivandry, anio, ny tetikasa « Mamiratra ». Nifarimbonan’ny fikambanana Cœur des bénévoles sy ny fikambanana Manampy mahatony ary ny fikamban’ny mpianatra momba ny psycho-social eny Ankatso (AE-PSI) ity hetsika ity. Anampiana ireo ankizy sahirana ara-pivelomana miisa 41, anaty salan-taona 10 hatramin’ny 14 taona, mianatra ao amin’ny fikambanana Manampy […]
  • TARATRY ny KANTO
    Newsmada - 04:59 Dec 20, 2025
    “Ndao hiaraka”, seho fiderana iarahan’i Njakatiana amin-dry Ny Mpitory sy ny Feo Mamato­nalina. Hotontosaina ny alahady 21 desambra izao izy ity, eny amin’ny FJKM Andavamamba Kristy Velona, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany. Seho hafa mihitsy noho ny mahazatra ity karakarain’ny antoko mpihira Akon’i Kristy Velona ity, satria tsy mbola […]
  • Ivokolo Analakely : Hasongadina ny hira sy dihy vakodrazana
    Newsmada - 04:58 Dec 20, 2025
    Nahazo ny anjarany ny mpanao hiragasy. Miara-dalana amin’izy ireo ihany koa ny vovonan’ny mpanao hira sy dihy vakodrazana, izay hasongadina ny alatsinainy izao. Mamerina, mamelona ary mampahafantatra. Andraikitra lehibe sa­hanin’ireo mpanakanto mpivoy ny hira sy dihy vakodrazana ireo. Antom-pisian’ny Vo­vonan’ny mpanao vakodrazana, ihany koa izany mba hanomezan-danja ny talentan’ireto mpitahiry […]
  • Orange Madagascar : Manohana ny tetikasam-pampandrosoana
    Newsmada - 04:55 Dec 19, 2025
    Natao tetsy amin’ny Orange Digital Center Madagascar, Gara Soarano, nandritra ny roa andro, ny 16 sy 17 novambtra teo, ny « Village Engage for Change » andiany faharoa. He­tsika nokarakarain’ny Orange Madagascar. Nisongadina ireo tetikasam-pampandrosoana samihafa ataon’ny Orange sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy ho an’ny fiarahamonina sy ny toekarena ary ny tontolo iainana. […]
  • 25 taona ny PSI Madagascar : Mpiasa 34 mianadahy nomena mari-boninahitra sy medaly
    Newsmada - 04:55 Dec 19, 2025
    Sambany tao anatin’ny tantaran’ny PSI Madagascar no nisian’ny fankasitrahana mpiasa nahavita be teo amin’ny asa nampandraiketina azy. Notolorana mariboninahi-pirenena sy medaly ireo 34 mianadahy naharitra tamin’ny asany. Mpiasa nahavita be tao amin’ny PSI Mada­ga­sikara miisa 34 notolorana ny mariboninahi-pire­nena sy ny medalin’ny asa, oma­ly, tetsy Ankorondrano. Voalo­hany tao anatin’ny tantaran’ny […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:54 Dec 19, 2025
    Natao omaly sy anio, ny Fakan-kevitra nasio­naly mahakasika ny fizahantany. Fotoana nijerena ny tontolon’ny fizahatany eto Madagasikara ho an’ny ho avy. Nojerena daholo ny lafiny amin’ny antsipiriany, toy ny ho an’ny mpandraharaha, ny rafitra sy ny lalàna, fandriampahalemana, ny fotodrafitrasa sy fifamoivoizana, sns. Anisan’ny navoitran’ny minisitra Vololoniaina Lucie, fa zava-dehibe […]
  • Fisitrahana internet : Maimaimpoana ny eny amin’ny Oniversite
    Newsmada - 04:54 Dec 19, 2025
    Vita sonia ny alarobia teo ny fifanaraham-piarahamiasa eo amin’ny minisiteran’ny Fa­m­piroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny paositra sy ny fifandraisan-davitra (M­N­­DPT) sy ny Yas Mada­gascar ho fametrahana ny Wifi sy Hotspots eny anivon’ireo Oni­versite eto Madagasikara. Fandaharanasa izay toha­nan’ny Axian Telecom. « Atom­­boka amin’ny volana janoary 2026 ny tetikasa ary hisan­tarana […]
  • Tokantrano malagasy: Mampiasa arina fandrehitra ny 95%
    Newsmada - 04:53 Dec 19, 2025
    Tafakatra 20 000 ha isan-taona ny ala ringana eto Mada­gasikara vokatry ny fampiasana ny arina fandrehitra sy kitay hoentina handrahoana sakafo. 95% ny tokantrano malagasy no mbola miankindoha amin’izy ireny, raha toa 5% monja ny mampiasa ny angovo madio. Antony mahatonga ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo (MEH) sy ny […]

2755 items