Newsmada

Found 2570 news

  • Fanimbana ny tontolo iainana : Fototry ny doro tanety sy ny doro ala ny fambolena
    Newsmada - 04:51 Sep 26, 2025
    Tsy andraikitry ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd) irery ny fiarovana ny tontolo iainana. Iarahan’ny rehetra mifarimbona ny ady amin’ny fanimbana azy, satria, anisan’ny antony mahatonga ny doro ala sy ny doro tanety, ny fambolena ataon’ny olona. Mora mahazo vahana anefa ny afo amin’izao vanim-potoan’ ny maintany […]
  • Tsipy kanetibe : Tafaverina omaly ny ekipam-pirenena malagasy
    Newsmada - 04:50 Sep 25, 2025
    Omaly no nigadona an-tanindrazana ny ekipam-pirenena malagasy, sokajy lehilahy, taranja tsipy kanetibe. Raha tsiahivina, niatrika fifaninanana maro tany Eoropa izy ireo, nandritra ny telo volana ka anisan’izany ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, notontosaina tany Italie, ny faran’ny herinandro teo. Tsy nitsanga-menatra ny firenena tamin’izany satria nitondra vokatra maro ka […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:49 Sep 25, 2025
    Araka ny fikarohana natao, omaly, efa niditra sahady amin’ny fampivondronana voalohany ny ekipam-pirenena Makis de Madagascar, izay hiaro ny voninahi-pirenena amin’ny lalao Rugby, lalaovin’olona fito. Tsiahivina fa efa manana ny lazany anatin’ity sehatra ity ny ekipa nasionaly malagasy, ka izay no hanamafisana sahady ny fampivondronana amin’ny fiatrehana ny fifanintsanana iraisam-pirenena […]
  • Baolina kitra : Hilalao ao amin’ny Al Merrikh SC i Fenohasina
    Newsmada - 04:49 Sep 25, 2025
    Nambaran’ny klioba Al Merrikh SC avy atsy Soudan, omaly, tao amin’ny tambajotran-tseraseran’izy ireo, fa lasany tanteraka i Fenohasina Gilles, Malagasy lohalaharana. Naharesy lahatra azy ireo haka an’ity mpilalao ity ny zava-bitany nandritra ny fifanintsanana Chan 2024 farany teo iny. Araka ny fikarohana natao, haharitra efa-taona eo ny fifanarahan’ny roa tonta. […]
    Tags: Merrikh
  • Échecs-“Mondial Jeunes” : 6 mianadahy hisolo tena an’i Madagasikara
    Newsmada - 04:49 Sep 25, 2025
    Hotontosaina ny 3 hatramin’ny 16 oktobra izao, any Albanie, ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany taranja Échecs, sokajy Jeunes. Hanana solontena i Madagasikara. 6 mianadahy no hiaro ny voninahi-pirenena amin’ity fiadiana ny tompondaka maneran-tany taranja Échecs, sokajy Jeunes ity. Ny sokajy latsaky ny 14 taona, 16 taona ary 18 taona no […]
  • Tafika Malagasy : Manamafy ny fiaraha-miasa marolafy ny Tafika indianina
    Newsmada - 04:48 Sep 25, 2025
    Tonga nitsidika ara-pomba fifanajana sy arakasa ny lehiben’ny Etamazaoron’ireo Tafika, ny Jly Deramasinjaka Manantsoa Rakotoarivelo, tao amin’ny toeram-piasany Andohalo, omaly ireo manamboninahitra miasa eo anivon’ny masoivohon’i Inde. Nitarika izany ny Kly Devashish Dikshit, sy ireo mpiara-miasa akaiky aminy. Voaresaka tamin’izany ny fa­natsarana ny fifandraisana ara-tafika misy eo amin’ny roa tonta […]
    Tags: Tafika
  • Tombontsoa ho an’ny fahasalamana : Legioma manan-karena otrikaina sy mahasalama ny voatabia
    Newsmada - 04:43 Sep 24, 2025
    Vokatra iray betsaka eto Madagasi­kara ny voatabia. Tafiditra indrindra ho anisan’ny sakafo mahasalama sy mampatanjaka ny fihinanana azy. Manan-karena voly sy vokatra maro samihafa i Madagasikara. Anisan’izany ny voatabia izay mitondra hery sy fahasalamana ho an’ny vatan’olombelona. Legioma manan-karena otrikaina sy manome vokatsoa ara-pahasalamana maro iha­ny koa izy. Tsy vitan’ny […]
    Tags: Legioma
  • Viseo Moto Show : Hanolotra vokatra maro sy fihenam-bidy lehibe
    Newsmada - 04:42 Sep 24, 2025
    Mihazakazaka ny tsenan’ ny fiara elektrika eto Mada­gasikara. Tao anatin’ny roa taona, ny Océan Trade sy ny Continental Auto, ao amin’ny Groupe Viseo, no nitondra marika fiara elektrika maro sy be indrindra. «Fiara elektrika 15 no natolotra ny mpanjifa tao anatin’ny iray volana sy tapany», hoy ny tomponandraikitra ara-barotra ao […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:42 Sep 24, 2025
    Hotanterahina ny 25 septambra ho avy izao ny andro hankalazana ny Ranomasina. Ny lohahevitra entina amin’izany dia ny hoe : “Ny fanasongadinana ny anjara toeran’ny ranomasina sy ny ranomasimbe eo amin’ny toekarena manerantany”. Satria ny 80% ny varotra iraisam-pirenena dia miampita ranomasina avokoa. Mandritra ny 4 andro, hisy ny asa […]
  • Ady amin’ny fanjonoana Krill : Manohana ny hetsika i Madagasikara
    Newsmada - 04:42 Sep 24, 2025
    Notanterahina, afakomaly, tao New York, Etazonia, ny fifanakalozan-kevitra lehibe momba ny fanjonoana krill any amin’ ny ranomasina manodidina an’i Antarktika. Ity hetsika ity izay natao tao amin’ny Goals House, Tavern on the Green, ary nokarakarain’ny fikambanana Antarctica Avengers, nahitana mpikaroka avy amin’ny firenena samihafa sy ny mponina any amin’ny fari-dranomasina […]
  • Houlder Mohamed Amédé : Laharana faha-47 amin’ny 55 maneran-tany
    Newsmada - 04:55 Sep 23, 2025
    Somary ratsiratsy ny vokatra azon’ny Malagasy, nandritra ny fifaninanana ho an’ny tsirairay, tamin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ho an’ny taranja hazakazaka am-bisikileta, izay tontosaina any Rwanda. Laharana faha-47 amin’ireo 55 nandray anjara, i Amédé Houlder Moha­med. Nambarany, omaly, fa tena sahirana tanteraka ny tenany, noho ny tsy fitovian’ny fitaovana […]
    Tags: Laharana
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:55 Sep 23, 2025
    Norombahin’ny ekipazy Asacm, nisy an’i Mathieu sy i Herii Possible, nitondra ny fiara Subaru, ny andiany faha-22 amin’ny « Rallye Tour de Tana ». Fihao­nana notanterahina ny faran’ny herinandro lasa teo. 1 ora 38 mn 49, 3 s ny fe-potoana vitan’izy ireo. Faharoa i Aro Kiady sy i Elvis (Asacm), tara 2 […]
  • « Allez Hoop Quest 2025 »: Nahavita namondrona mpilalao 400
    Newsmada - 04:55 Sep 23, 2025
    Nahomby ny hetsika. Ambohipihaonan’ny mpankafy taranja basikety 3×3 ny teny amin’ny Parvis Analakely, ny faran’ny herinandro teo. Nafana ny fifaninanana, nafana toraka izany ihany koa ny seho nandravaka sy ny fanentanana. Voalohany ny fikarakaran’ny RDJ ny « Allez Hoop” teny amoron’arabe sy manoloana ny Lapan’ny tanàna, izay efa fanaon’ireo firenena hafa. […]
  • Rugby, sokajy vehivavy: Lasa any Londres i Fenitra kapitenin’ny Makis Ladies
    Newsmada - 04:55 Sep 23, 2025
    Nahazo fanasana manokana avy amin’ny Federasionina iraisam-pirenena (World Rugby) hanatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany hatao any Angletera, ny Malagasy Rugby. Hisolo tena ny Malagasy amin’izany Rakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy Rugby sy i Fenitra, kapitenin’ny Makis Ladies. Nanainga ny alahady alina lasa teo, nihazo an’i Angleterre, ny delegasionina malagasin’ny […]
  • Fitaizana zaza kambotin’ny Tafika : Nitondra ny anjara birikiny ny Tafika an-tanety
    Newsmada - 04:53 Sep 23, 2025
    Tonga teny amin’ny Eta­mazaoron’ireo Tafika An­dohalo ny solontena avy eny amin’ny Etama­zaoron’ny Tafika an-tanety, notarihin’ny jeneraly Pikulas Démosthène, Mazaoro jeneralin’ny Tafika an-tanety, ny herinandro lasa teo. Nanolotra lelavola ho fandraisana anjara amin’ny fananganana ny tambohon’ny Ivon­toerana fitaizana zaza kambotin’ny Tafika any Antsahasoa Pagode zy ireo. Nandray izany ny amiraly Ga […]
    Tags: Tafika
  • Antsirabe: Milamina sy madio ary mora ny vidim-piainana
    Newsmada - 04:47 Sep 22, 2025
    Betsaka amin’ireo faritra eto Mada­gasikara no manana ny mampiavaka azy. Anisan’ireo manana ny lazany manokana, indrindra amin’ny lafiny fahadiovana, An­tsira­be. Faritra iray mahasarika olona maro noho ny fahadiovany sy ny filaminany Antsirabe. Nisy ny fanadihadiana ifotony teny amin’ny tanàna an-dReni­vohitra Antsirabe, ny asabotsy lasa teo. Araka ny tazana eny an-toerana, […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:46 Sep 22, 2025
    Tsy maintsy hajaina ny fe-potoana nifanarahana. Nanome toromarika ny orinasa Samcrete, manamboatra ny arabe migodana, Antananarivo-Toa­masina, ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), Rafidison Richard Théodore. Nohamafisiny fa mila hafainganina ny fanohizana ny asa. Tazonina sy tohizana ny traikefa tsara tamin’ny namitana ny 8 km teo. Mbola misy 80 km ny […]
  • Faritra Arovana : Naharesy lahatra i Madagasikara, tany Francfort
    Newsmada - 04:46 Sep 22, 2025
    Atao any Francfort, Ale­maina, ny fivoriambe iraisam-pirenena momba ny tontolo iainana. Mandray anjara amin’ izany ny delegasionina mala­gasy tarihin’ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy (Medd), i Andonirina Max Fontaine. Nandritra ny fandraisany fitenenana no nanaovany adisisika ho fandresena lahatra ny mpiara-miombon’antoka sy ny mpandray anjara. Navoitrany sy […]
  • “Knowledge Exchange” : Fihaonambe momba ny fananantany
    Newsmada - 04:46 Sep 22, 2025
    Tanterahina any Addis-Abeba, Etiopia, ankehitriny, ny fihaonambe ao anatin’ny tetikasa «Knowledge Exchange». Tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa Global Program for Responsable Land Policy (GPRLP) tarihin’ny fiaraha-miasa alemà GIZ. Manangona sy mampifandray ireo manampahaizana sy teknisianina amin’ny fitantanana ny fananantany avy any amin’ny firenena maro aty Afrika ny tetikasa. Tanjona ny hifampizarana […]

2570 items