Newsmada

Found 2570 news

  • Fampandrosoana ny sehatry ny varotra : Hanatsara ny tolotra sy ny vokatra aondrana ny Fanjakana
    Newsmada - 04:47 Sep 12, 2025
    Hametraka paikady vaovao hanatsarana ny vokatra aondrana any ivelany i Madagasikara. Nisy ny atrikasa natao omaly, teny Anosy, mahakasika izany. Notanterahina tetsy Ano­sy, omaly, ny atrikasa lehibe nokarakarain’ny ministeran’ny Fampirobo­ro­boana ny indostria sy ny varotra (MIC), tohanan’ny Padeir. Araka ny fanazavana voaray, nifantoka tamin’ny fanamafisana ny varotra ivelany ny atrikasa. […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:46 Sep 12, 2025
    Niofana momba ny fandrafetana ny didy fampiharana ny Document unique d’évaluation des risques (Duer) sy ny fanaraha-maso ny asa aman-draharaha momba ny fambolena ataony ny Inspecteur du travail. Tanjona ny hampiroboro­boana ny asa mendrika sy ny fametrahana ny rariny ara-tsosialy. Tetikasa manome vahana ny kolontsaina fandraharahana dieny eny amin’ny kolejy […]
  • Basikety N1A : Ekipa misongadina ny ASSM Analamanga
    Newsmada - 04:46 Sep 11, 2025
    Hiditra amin’ny dingana fa­rany, manomboka anio, ny fiadiana ny tompondaka nasionaly N1A, lahy sy vavy, taranja basikety, tontosaina eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Ma­nom­boka hita taratra ireo ekipa henjana amin’ity fifaninanana ity. Anisan’ny misongadina ny ASSM Anala­man­ga, eo amin’ny sokajy vehivavy. Lalao dimy no natrehin’izy ireo hatreto ary fandresena 4 […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:45 Sep 11, 2025
    Anisan’ireo mpilalao nantsoin’ny Elgeco Plus handrafitra ny ekipany amin’ny lalao savaranonando mandroso, hiadiana ny ho tompondakan’i Afri­ka, ilay kameroney i Pafong. Ankoatra azy, hisy mpilalao hafa avy eto an-toerana telo hafa, ka anisan’izany i Gregas. Tsiahivina fa hidona amin’ny Silver Strikers Malawi izy ireo amin’izany. Hiditra amin’ny andiany fahatelo indray […]
  • Tsipy kanetibe : Tsy azon’ny Malagasy ny Masters
    Newsmada - 04:45 Sep 11, 2025
    Nifarana ny talata lasa teo, tao La Talaudière France, ny Masters 2025, taranja tsipy kanetibe. Tsy azon’ny Malagasy izany fifaninanana izany, na noheverina ho “favori”, tamin’ireo mpifaninana aza i Madagasikara. Resin’ny ekipan’i Bonetto, teo amin’ny famaranana tamin’ny isa mazava, 13 no ho 4, i Yves sy i Balôty ary i […]
  • Filoha Rajoelina Andry : “Zava-dehibe ho an’ny baolina kitra ny fananana kianja”
    Newsmada - 04:45 Sep 11, 2025
    Miezaka manatsara sy mampivoatra ny fanatanjahantena eto Madagasikara ny fanjakana. Manaporofo izany ny firosoana amin’ny fananganana fotodrafitrasa, toy ny « tribunes » etsy amin’ny Kianja CFFA Andoharanofotsy. Ho fanatsarana ny tonto­lon’ny baolina kitra eto Ma­dagasikara, noha­tsa­raina ny kianjan’ny CFFA etsy Andoharanofotsy. Nape­traky ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, teny Iavolo­ha, omaly, ny vato fototra […]
  • « Les Doctoriales » andiany faha-11 : Hanomezan-danja ny voka-pikarohana ho an’ny fampandrosoana maharitra
    Newsmada - 04:44 Sep 11, 2025
    Nanomboka ny ta­lata ary haharitra efatr’andro ny hetsika « les doctoriales », andiany faha-11. Tontosaina eny amin’ny tranom-bokin’ny Oniver­siten’Antananarivo Ankatso izany. Hetsika ifanakalozan’ireo mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mp­a­mpianatra, manana ny mari-pahaizana “doctorat”. Na­tao hampivondronana ireo doctorants eny anivon’ny Oniver­siten’Antananarivo sy avy any amin’ny faritra ary ireo oniversite sasany eto An­tananarivo sy avy […]
  • 10 septambra 2025
    Newsmada - 04:52 Sep 10, 2025
  • Plaidoyer pour la reconduction de l’Agoa: les pays concernés se mettent sur la même longueur d’onde
    Newsmada - 04:51 Sep 10, 2025
    La loi sur la croissance et les opportunités économiques en Afrique « African growth and opportunity act » (Agoa) prendra fin, le 30 septembre. A cet effet, les pays bénéficiaires incluant le Lesotho, le Kenya, la Tanzanie, l’île Maurice et bien évidemment Madagascar, se sont réunis avant-hier à l’ambassade de […]
    Tags: AGOA
  • Agribusiness et Tourisme: le programme Miary en phase préparatoire
    Newsmada - 04:51 Sep 10, 2025
    Le projet Pôle Intégré de Croissance (Pic) 3 s’est adressé aux porteurs de projets en les remerciant pour leur engagement dans le cadre du programme Miary Agribusiness & Tourisme, actuellement en phase préparatoire. « A l’issue de la première phase d’évaluation, plusieurs projets ont été retenus, les concernés ayant chacun […]
    Tags: Tourisme
  • Lomano-Afrika Zone IV: Laharana faha-3 i Madagasikara
    Newsmada - 04:53 Sep 09, 2025
    Nisongadina indray ny Ma­­lagasy mpilomano, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, faritra faha-4, taranja lomano, notontosaina tany Manzani Eswatini, ny he­ri­nan­dro lasa teo. Medaly 28 be izao no azon’izy ireo, volamena 10, volafotsy 11 ary alimo 7. Noho io vokatra io, tafapetraka eo amin’ny laharana faha-3 amin’ny firenena 12 nandray […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:53 Sep 09, 2025
    Nanomboka omaly, tao amin’ny Kianja Rabemananjara, ny fanazarantena voalohany ho an’ny ekipan’ny Fosa Juniors FC. Tafiditra ao anatin’ity fanazarantena ity ny famerenana aina, ny fiomanana ny taom-pilalaovana manaraka ary ny fitsapana mpilalao vaovao. Nambaran’ny Fosa JR fa misy fandaminana vaovao ny eo anivon’ny Staff teknikan’izy ireo. Lalao anisan’ny nandrasan’ny maro, […]
  • Tsipy kanetibe: Hidona amin’ny Riviera ry Zigle, anio
    Newsmada - 04:52 Sep 09, 2025
    Hotanterahina amin’ity talata ity ny famaranana lehibe, “Final four”, hiadiana ny “Masters 2025”, taranja tsipy kanetibe. Anisan’ireo firenena efatra hiady ny ho lohany ny Mala­gasy amin’ity. Hiatrika ny manasa-dalana avy hatrany izy ireo ka raha ny fandaharam-potoana, hidona amin’ny ekipan’i Riviera, i Madagasikara, ahitana an’i Yves sy i Balôty ary […]
    Tags: Riviera
  • Nandresy an’I Tchad 3 no ho 1 : Mbola tsara toerana hiatrika ny Mondial ny Barea
    Newsmada - 04:52 Sep 09, 2025
    Tsara indray ny vokatra azon’ny Barean’i Madagasikara, omaly. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 3 no ho 1 ny ekipam-pirenen’i Tchad. Manana isa 16 ny ekipa nasionaly malagasy. Fandresena hatrany! Tao­rian’ny vokatra tsara azo tamin’i Centrafrique, nahita fahombiazana indray ny Ba­rean’i Madagasikara, omaly. No­­montsanin’izy ireo, tamin’ny isa 3 no ho 1, i […]
    Tags: Tchad
  • Nosy Ste Marie : Mampiavaka azy ny fahadiovana sy ny tantaran’ireo jiolahin-tsambo
    Newsmada - 04:51 Sep 09, 2025
    Madio, miavaka amin’ ireo nosy rehetra eto Madagasikara i Sainte Marie. Manana ny foto-pivelomany sy mampalaza azy ity faritra iray ity. Maro ireo olona nanaovana fanadihadiana teny an-toerana, saingy nisafidy ny tsy hitonona anarana noho ny antony manokana. Nosy iray any amin’ny fa­ritra atsinanan’i Mada­gasikara i Sainte Marie. Toerana iray […]
  • 8 septambra 2025
    Newsmada - 04:51 Sep 08, 2025

2570 items