Newsmada

Found 2565 news

  • Grand salon économique de Madagascar : mampivondrona mpandraharaha samihafa
    Newsmada - 04:35 May 04, 2024
    Nanomboka ny alakamisy ka haharitra telo andro ny hetsika «Grand salon économique de Madagascar», an­diany voalohany, karakarain’ ny Union Madagascar izay atao eny amin’ny araben’ny fahaleovantena Toamasina. Tafiditra ao anatin’ny fampiroboroboana ny toekarena ao an-toerana izany noho izy mampivondrona ireo mpandraharaha rehetra amin’ny toerana iray. Anisan’izany ny fadin-tseranana malagasy izay […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:35 May 04, 2024
    Voatendry ho tale jeneralin’ny orinasa Jirama ilay injerniera israelinina Ron Weiss. Hametraka paikady ho fanarenana ny orinasa ny tenany izay hiompana tanteraka amin’ny fampiasana ny angovo azo havaozina toy ny tetikasa Volobe sy Sa­hofika ary ny fametrahana ny toby mpamokatra herinaratra mandeha amin’ny masoandro. Hanohana ara-bola ny fandaharanasa (PAGFCE) ho […]
  • vehivavy mpandraharaha : mila tohana ara-tsaina
    Newsmada - 04:35 May 04, 2024
    Sehatra iray anisan’ny mahasarika ny vehivavy malagasy ny tontolon’ny fandraharahana. Ankoatra ny olana eo amin’ny famatsiam-bola entina hanodinana ny orinasany, sedra iray iainanan’ny vehivavy mandraharaha ny fanambaniana ny fahaizany. Tafiditra ao anatin’izany ny tsy fahampiana tohana ara-tsaina avy amin’ ireo akaiky azy, ny ankohonany, indrindra ny vadiny. «Tsy mbola tafiditra […]
  • Trafika iraisam-pirenena : Sokatra 1 000 sy varika 48 tratra tany Thaïlande
    Newsmada - 04:34 May 04, 2024
    Mitohy ny trafikana harena voajanahary avy aty Madagasikara mankany ivelany. Tsy nionona amin’ny sokatra intsony fa niampy varika ihany koa no tratra tany Thaïlande. Namoaka fampahalalam-baovao iombonana ny fikambanana WWF, ny Traffic, ny Alliance Voahary Gasy (AV) ary ny Transpa­rency International, omaly 3 mey. Nahazo loharanom-baovao ny polisy any Thaïlande, […]
  • Madagascar Airlines : hojerena ny olan’ny sidina
    Newsmada - 05:03 May 03, 2024
    Andrasana ho avy ny volana jolay sy septambra izao ireo fiaramanidina roa hafa hanampy isa ireo roa am-perinasa izay ampiasain’ny kaompania Madagascar Airlines. Miara-miasa ny rafi-panjakana sy ny sehatra tsy miankina amin’ny fanarenana ny kaompania. Jerena ao anatin’izany ny fomba hahafahan’ny Madagascar Airlines handray mpizahatany. Tsy ho ela rahateo dia […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 05:03 May 03, 2024
    Niaraka namboly hazo honko ny mpisehatra samihafa tany Nosy Be, ny faran’ny herinandro teo. Anisan’izany ny mpiasa ao amin’ny orinasa Logistique pétrolière (LP), ny fikambanan’ny mpanjono, ny avy ao amin’ny Lycée Française, ny CEG Sakatia Nosy Be. Tanjona ny hamerenana amin’ny laoniny ny ala honko, manoloana ny fandringanana azy ireny. […]
  • Loka Mizunami Africa : fifaninanana tetikasa vaovao
    Newsmada - 05:03 May 03, 2024
    Mampanao fifaninanana famoronana tetikasa vaovao (Star-up) ny fikambanana japoney Mizunami Africa ho an’ny orinasa madinika sy salantsalany (TPE-PME) malagasy. Iarahana miombon’antoka amin’ny NextA, ao anatin’ny vondrona orinasa Axian izany, entina hampiroboroboana ny toekarena sy ny sosialy eto Madagasikara. Hovatsian’ny Fondation Mizunami Africa vola mitetina 30 tapitrisa Ariary tsirairay avy ny […]
  • Inter-Media 2024 : fantatra ireo ekipa iray vondrona
    Newsmada - 04:56 May 02, 2024
    Tontosa tetsy amin’ny biraon’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM) etsy Ambohidahy, ny antsapaka ahalalana izay iray vondrona amin’ny fifaninanana iraisan’ny mpampahalala vaovao na ny Inter-Media 2024. Fifaninanana tanterahina etsy amin’ny kianja Annexe Mahamasina, ny sabotsy 4 mai ho avy izao. Anisan’ireo manana ekipa be indrindra ny vondrona Ultima-Media, misy ny […]
  • Rugby – «Can vehivavy 2024» : nahazo fankatoavana ny kianja Makis Andohatapenaka
    Newsmada - 04:56 May 02, 2024
    Afaka mandray lalao iraisam-pirenena ny kianjan’i Maki. Nankatoavin’ny Rugby Afrique fa mahafeno ny fenitra sy ny fepetra takina ny toeram-pilalaovana eny Andohatapenaka. Tsy misy ahiahy intsony fa hotanterahina eto Ma­dagasikara, manomboka ny sabotsy 4 mai ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby vehivavy, lalaovina olona 15 […]
  • Fandrobana taxi-moto: jiolahy iray maty, roa azo sambo-belona
    Newsmada - 04:55 May 02, 2024
    Maty voatifitra nandritra ny fifandonana tamin’ny zandarimaria ny jiolahy iray tompon’antoka tamin’ny halatra moto tao Antanetibe Mahazaza, distrikan’Ambohidratrimo, ny alatsinainy 27 avrily teo. Lehilahy miisa efatra nanofa taxi-moto niainga tao Arivonimamo hihazo an’i Miandrandra. Namoaka basy anefa ireo olon-dratsy tao Ankilomaka. Voatifitra ny iray tamin’ireo mpitondra moto. Nahay nandositra ny […]
  • grevy teny vontovorona: Raikitra ny tora-bato sy grenady
    Newsmada - 04:54 May 02, 2024
    Nirefodrefotra indray ny grenady lakrimozena teny Von­tovorona nandritra ny fihetsiketsehana nataon’ireo mpianatra, afakomaly. Tsy nifan­kahitana ihany koa ny tora-bato sy tapa-biriky. Teo koa ny fandorana kodiarana. Nipari­taka manerana ny lalana ny tapa-biriky sy vato ary siniben-drano iray. Mpianatra iray naratra nandritra ny fifando­nana teo amin’ny mpianatry ny politeknika sy ny […]
  • Un soir une vie: Sujet 1 LE COUPLE
    Newsmada - 15:02 Apr 30, 2024
    Besoin d’une oreille, d’un conseiller, votre couple va mal? Participez, en tout anonymat à « Un soir, Une vie » la toute nouvelle émission radio sur Alliance 92FM, avec le Dr. Raharison Andrinaina, coach et psychothérapeute. N’attendez plus, inscrivez-vous gratuitement au 038 11 420 15 et ne ratez pas la […]
  • Un soir une vie
    Newsmada - 11:25 Apr 30, 2024
  • Yfomac Initiative : mpilalao telo vavy homena 50 dolara isam-bolana
    Newsmada - 04:43 Apr 30, 2024
    Miditra amin’ny sehatra matihanina ny Yfomac Initia­tive, izay efa 5 taona. Hany sekolin’ny baolina kitra tokana mitaiza tovovavy fotsiny eto Madagasikara. Hiara-kiasa amin’ny ilay vovonana Next Best Player any New –York izy ireo. Notanterahina ny alahady lasa teo, teny Andoha­tape­naka ny fifanarahan’ny roa tonta. Nanatan­teraka izany i Yannick Davidson, filoha […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:43 Apr 30, 2024
    Nambara tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny Ambohijatovo, fa handray ny « Africa Cup 2024 », taranja basikety 3×3, lahy sy vavy, i Madagasikara, ny 29 novambra hatramin’ny 1 desambra ho avy izao. Tsara ny mampahafantatra fa ity fifanintsanana ity, efa nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra ny handraisana azy. Notanterahina ny alahady lasa teo, […]
  • Ligue des Champions 2024: hanala vela amin’ny Real ny Bayern
    Newsmada - 04:43 Apr 30, 2024
    Hotanterahina anio sy rahampitso, ny lalao manasa-dalana mandroso amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des Champions 2024”, taranja baolina kitra. Ny ekipan’ ny Paris Saint Germain (PSG) Frantsa, klioba roa avy ao Alle­magne, ny Dortmund sy Bayern, ary ny Real Madrid Espagne no nahazo ny tapakila hiatrika izany. Anisan’ny […]
  • Lalana RN35 : narenina vonjimaika ny tetezan’i Berintsa
    Newsmada - 04:56 Apr 29, 2024
    Miverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana. Efa misokatra ho an’ny fiara rehetra ny lalam-pirenena RN 35, mampitohy an’i Malaimbady sy Morondava, faritra Me­nabe. Raha tsiahivina, nahatsikaritra ny fahasimbana teo amin’ny tetezan’i Berintsa (PK 357 + 900) ny ekipan’ny Fitan­tanam-paritry ny Asa vaventy DRTP any Menabe, ny alarobia 24 avrily teo. Niteraka […]
    Tags: Berintsa

2565 items