Newsmada

Found 2760 news

  • Volley-CJSOI : Nanomboka ny fifantenana
    Newsmada - 04:51 Mar 28, 2025
    Nanomboka ny alarobia 26 marsa teo, eny amin’ny Petit Palais Mahamasina, ny fifantenana ireo Malagasy atleta eo amin’ny taranja volley-ball. Hiatrika ny CJSOI, hatao any Seychelles, ny volana jolay izao izy ireo. Atleta 36 avy eto Analamanga no nanomboka nivondrona voalohany, mandra-piandry ireo avy any amin’ny faritra, araka ny fanazavan’ny […]
  • «Mondial 2026» : Fito ireo firenena efa tafita
    Newsmada - 04:51 Mar 28, 2025
    Ankoatra an’i Etats-Unis sy Canada ary i Mexique, mpampiantrano ny “Mondial 2026”, firenena efatra hafa no efa nahazo ny tapakila hiatrehana izany. Tao amin’ny faritr’i Azia, tafita voalohany ny Samourai an’i Japon, miampy ny Tim Melli an’i Iran. Ho an-dry zareo any Oceanie indray, ny Kiwis Nouvelle-Zelande, tafakatra amin’izany. Fanintelony […]
    Tags: Mondial
  • « World Cola PFL » : Hanokatra ny lalao ny fihaonan’ ny CFFA sy ny AS Fanalamanga
    Newsmada - 04:51 Mar 28, 2025
    Hiatrika lalao avy hatrany, amin’ny faran’ny herinandro ho avy izao, ireo klioba rehetra mifaninanana amin’ny “Pureplay Football League (PFL)”. Hiverina amin’ny faran’ny herinandro ny tohin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra “World Cola PFL”. Anisan’ny lalao tena andrasan’ny maro, amin’ity, ny fifanandrinan’ny CFFA Ando­haranofotsy sy ny AS Fana­lamanga, […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:50 Mar 28, 2025
    Miisa 35 ny jiro Cobra azon’ny tampon-tananàn’i Sambava, ary 10 ho an’ny kaominina Ampa­nefena. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa Hazavana ho an’ny daholobe ity hetsika ity, hampitomboina avo roa heny ny tahan’ny fisitrahana herinaratra eto Mada­gasikara amin’ny taona 2030. Miahy azy ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo. Mahatratra 20 ha ny […]
  • Taom-pianarana 2025-2026: Notazonina ny roa volana dimy
    Newsmada - 04:48 Mar 20, 2025
    Efa navoakan’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny tetiandrom-pampianarana ho an’ny taom-pianarana vaovao 2025-2026, ny volana febroary lasa teo. Hanomboka ny 8 septambra 2025 ny taom-pianarana ary hifarana ny 25 jona 2026. Notazonina ho roa volana dimy ny fizarazarana, elanelanin’ny fiatoana fohy, herinandro iray ankoatra ny fialantsasatra ho an’ny Noely sy ny Paka. […]
  • Fampandrosoana ny firenena : Manana anjara andraikitra ny mpisehatra ara-tsosialy
    Newsmada - 04:47 Mar 20, 2025
    Mbola malalaka ny asa miandry ireo mpisehatra ara-tsosialy eto Madagasikara. Manana andraikitra voalohany amin’ ny fampandrosoana ny firenena izy ireo. Nankalazaina afakomaly, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny mpisehatra ara-tsosialy. Nomarihin’ izy ireo tamin’ny alalan’ny hetsika samihafa izany. Anisan’ny nanao hetsika mahakasika izany ny teo anivon’ny sekoly ES.DES tetsy Ankadivato. Nisy […]
    Tags: Manana
  • Kaominina Toamasina : Hiandrandra fanovana ao anatin’ny dimy taona manaraka
    Newsmada - 04:46 Mar 20, 2025
    Anisan’ny fanamby napetraky ny ben’ny Tanàna voafidy ao amin’ny tanànan’i Toamasina ny hitondra fanovana goavana any an-toerana ao anatin’ny dimy taona manaraka. Fantatra ireo nandritra ny fivoriana tsy ara-potoana notanterahin’izy ireo, ny herinandro lasa teo. Niatrika filankevitra kaominaly tsy ara-potoana fanindroany ireo mpanolotsain’ny Tanàna miisa 19 mianadahy avy amin’ny vovonana Irmar, […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:45 Mar 20, 2025
    Nodimandry omaly, maraina, ny mpanazatran’ny klioban’ny Elgeco, taranja baolina kitra, ny Coach Blaise, araka ny loharanom-baovao. Raha ny vaovao voaray, nitambotsitra noho ny fahazoana fandresena tamin’ ny lalao baolina kitra, ny alahady lasa teo, no nitarika tamin’izao fahafatesany izao. Mamaram-parana ny fiofanana ataony, eo amin’ny taranja Muay Thai, amin’ity herinandro […]
  • Atletisma : Fifaninanana iraisam-pirenena 4 mbola hatrehina
    Newsmada - 04:45 Mar 20, 2025
    Taorian’ny fanokafana ta­min’ny fomba ofisialy ny taom-pilalaovana 2025, ho an’ny taranja atletisma izay nomarihina tamin’ny fifaninanam-pirenena amin’ny cross-country. Fihaonana, notanterahina tany amin’ny ligin’Ihosy ny sabotsy 15 marsa lasa teo, fantatra fa ao anatin’ny fanomanana ireo fihaonana iraisam-pirenena indray ny federasionina malagasy ny atletisma (FMA). Miisa 4 ireo fifaninanana any ivelan’i […]
  • AMBARAO SAMOELA
    Newsmada - 11:34 Mar 19, 2025
  • Rugby – “XXL Top 12” : Amin’ny alahady ny manasa-dalana
    Newsmada - 04:44 Mar 19, 2025
    Efa ela niandrasana ny mpankafy rugby. Tonga ny fotoana hiatrehana ny lalao manasa-dalana, hiadiana ny ho tompondakan’i Madaga­sikara, “XXL Top 12”. Ho­tanterahina ny alahady ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka izany dingana izany. Hangotraka ny fihaonana satria hidona ireo sangany. Anisan’ny lalao andrasan’ny rehetra ny fifanandrinan’ny TFMA Ankasina […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:44 Mar 19, 2025
    Hotontosaina ny alarobia 26 marsa amin’ny 4 ora hariva, ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny fifaninanana “match de Gala pour la Jeunesse», karakarain’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Hifandona amin’izany ny “All Stars” misy ireo Malagasy mpanao fanatanjahantena kalaza sy ny “Team heros” ahitana ireo andrarezin’ny taranja baolina kitra. Namoaka […]
  • Judo-« Angola Championship » : Nahazo medaly alimo i Laura
    Newsmada - 04:44 Mar 19, 2025
    Niatrika fifaninanana isan-tarika niarahana tamin’ny ekipan’i Angola, ny Malagasy mpanao Judo, Rasoanaivo Lauara, ny 14 hatramin’ny 16 marsa lasa teo, tany Huambo Angola. “Angola National Team Championship” no anaran’ity fifaninanana ity. Azo lazaina ho tsara ny vokatra ho azy sy ny ekipany satria tafiditra laharana fahatelo izy ireo ary nahazo […]
  • Karate-Afrika: Nanomboka omaly ny fampivondronana
    Newsmada - 06:38 Mar 18, 2025
    Nanomboka omaly, teny amin’ny Kianjan’Alarobia ny fampivondronana ireo atleta malagasy, hitiliana izay hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja karate, hatao any Nizeria, ny 22 hatramin’ny 27 jolay izao. 33 mianadahy, mpikatroka mendrika nandritra ny fifaninanam-pirenena farany teo, ireo miatrika fampivondronana ireo, araka ny fanazavan’ny filohan’ ny Federasionin’ny karate-do […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 06:38 Mar 18, 2025
    Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny “Invictador Jiu Jitsu Tournament”, taranja Jiu-jitsu brezilianina. Klioba maro no nandray anjara ka nahazo ny anaram-boninahitra betsaka sy voahosotra ho mendrika indrindra ny Checkmat, manaraka azy ny Southside ary ny fahatelo ny Guerreros. Nahavita ny fiadiana ny tompondakany avy […]
  • Cross-country – Mada 2025: Tompondaka i Soja sy i Marie
    Newsmada - 06:38 Mar 18, 2025
    Tontosa soa aman-tsara tany Ihosy, ny sabotsy lasa teo, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja cross-country. Fifaninanana nokarakarain’ny Federasionina malagasy (FMA). Voahosotra ho tompondaka teo amin’ny Senior, vehivavy, i Sendrafefinirina Marie avy amin’ny Cam Itasy. Vitany tao anatin’ny 35 mn 19 s ny halavirana 10 km. Resiny, Ralisinirina Mathe, avy […]
  • Tsipy kanetibe: Lasan’ny ekipan’ny UBM ny vola 2 tapitrisa Ariary
    Newsmada - 06:38 Mar 18, 2025
    Nanjakan’ny ekipan’ny UBM Ambohitrimanjaka ny famaranana teo amin’ny sokajy Sénior, lehilahy, nandritra ny fiadiana ny amboara nanokafana ny taom-pilalaovana ho an’ny taranja tsipy kanetibe. Lasan-dry zalahy ny lelavola sy ny amboara. Norombahin’i Rija sy Yves ary i Jacky, mpilalaon’ny UBM Ambohitri­man­jaka ny lelavola 2 tapitrisa Ar miampy amboara teo amin’ny […]
  • Tsipy kanetibe : Hanomboka ny 15 marsa izao ny taom-pilalaovana
    Newsmada - 04:40 Mar 11, 2025
    Araka ny tetiandron’ny Federation sport-boule malagasy (FSBM), hanomboka ny sabotsy 15 marsa ho avy izao ny taom-pilalaovana 2025. Homarihina amin’ny alalan’ny fifaninanana ho an’olon-telo miaraka izany. Fihaonana hatao ny sabotsy sy ny alahady ho avy izao. Tsy toy ny mahazatra fa hampiantrano izany ny kianja vaovao eny Soamandrakizay Androhibe. Mampiavaka […]

2760 items