Newsmada

Found 2570 news

  • Fanadinana CEPE: Cisco maherin’ny 100 no efa namoaka vokatra
    Newsmada - 08:05 Jun 23, 2025
    Tsy niandry ela fa ny faran’ny herinandro teo ihany dia efa nivoaka ny voka-panadinana CEPE tamin’ireo Cisco marobe manerana ny Nosy. Efa Cisco an-jatony no namoaka izany, miankina amin’ny isan’ny mpianatra sy ny isan’ny mpikirakira ny vokatra no hahafahana manao izany malaky. Anisan’ny namoaka izany haingana ho an’ny teto Analamanga, […]
    Tags: Cisco
  • HJRA: nankaherezina ireo voapoizina
    Newsmada - 08:04 Jun 23, 2025
    Tonga tetsy amin’ny HJRA, nanohana ireo olona narary vokatry ny famosaviana nandritra ny fety fankalazana tsingerin-taona nahaterahana ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Razafinjato Aurélie, ny faraparan’ny herinandro teo. Olona 26 no nomena tohana nahitana fehezan-karona misy ireo vatsy sy nankaherezina tamin’ izany. Nisy koa ny vatsim-panahy netin’ny mpitandrina […]
    Tags: HJRA
  • Mpampianatra malagasy
    Newsmada - 15:00 Jun 21, 2025
  • Fetin’ny Fahaleovantena : Nampiseho ny talentany tamin’ny sarinady ny FDS
    Newsmada - 04:42 Jun 21, 2025
    Nampiaiky ny mpijery marobe teny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, omaly, ny sarinady lehibe nataon’ny Hery fiarovana sy filaminana (FDS). Ao anatin’ny hetsika fankalazana ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy nijoroan’ny Foloalindahy izany. Tafiditra tanteraka anatin’ ny hetsika fankalazana ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy nijoroan’ny Foloalindahy malagasy ny hetsika « sarinady […]
  • Volana jona: Saro-tadiavina ilay maha Malagasy
    Newsmada - 04:41 Jun 21, 2025
    Mifanosona ny fety aman-danonana. Volana jona, volan’ny ankizy. Volan’ny teny malagasy. Volana ho an’ny fahaleovantenam-pirenena, fetin’ny mozika, sns. Samy manezaka maneho sy manasongadina izay heverina fa sehatra misy azy ny tsirairay, ny fikambanana, ireo sampandraharaha sy rafitra isan’ambaratonga isan-karazany… Saingy, hatramin’izao, mbola saro-tadiavina ilay maha Malagasy ao anatin’ireny hetsika ireny. […]
  • TARATRY ny KANTO
    Newsmada - 04:41 Jun 21, 2025
    Manomboka mahazo vahana ny fitiavan’ny Malagasy ny momba azy. Saingy, maro ireo manao dingan-dava. Ny momba azy aza mbola tsy ananany fahalalana firy, kanefa, ny an’ny hafa indray no handaniany rondoha tsikeraina, hahitsy, mety hihomehezany mihitsy aza. Mbola lesoka goavana eo amin’ny fampivelarana sy fiverenana any amin’ny fototra ny tranga […]
  • Antsam-piderana : Tonga eto i Dena Mwana
    Newsmada - 04:40 Jun 21, 2025
    Toy ny isan-taona, hisy ny « Antsam-piderana ho an’ny Firenena ». Tafiditra anatin’ny fanamarihana ny fetin’ny Fahaleovantena izy ity. Natao indrindra hangataham-pitahiana ho an’ny firenena, hizarana ireo hira ara-pilazantsara amin’ny alalan’ny fampisehoana goavambe izany. Hotontosaina ny alahady 22 jona izao ny amin’ity, etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Hiavaka kokoa izany, satria nanasa […]
  • “World Cup 3×3”: Miankina amin’ny mpilalao ny vokatra
    Newsmada - 05:08 Jun 20, 2025
    Fifaninanana goavana no miandry ny ekipam-pirenena malagasy Ankoay lahy sy vavy, amin’io herinandro ho avy io. Hiatrika ny fiadiana ny amboara maneran-tany, ta­ranja basikety lalaovin’olona telo i Madagasikara, ny 23 hatramin’ny 27 jona izao, any Mongolie. Nambaran’ny filohan’ny Federasionina malagasin’ny basikety, Ramaroson Jean Michel, fa miankina tanteraka amin’ireo mpilalao ny […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 05:08 Jun 20, 2025
    Niady ny fifandonan’ny ekipa Phoenix Vakinan­karatra sy ny Sepa ABM Boeny, sokajy vehivavy nandritra ny ampahavalon-dalana amin’ny fiadiana ny tompondaka nasionaly N1B, tanterahina any Fianarantsoa. Isa 72 no ho 69 no nisarahan’ny roa tonta, nandresy ny Phoenix. Hotontosaina ny 29 jona izao ny fifaninanana “Top Fight”, taranja kick boxing, karakarain’ny […]
  • Rugby a 7, sokajy lehilahy: Hiady ny tapakilan’ny Mondial ny Makis
    Newsmada - 05:08 Jun 20, 2025
    Nanainga omaly, hihazo an’i Maurice, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika sy ny ady tapakila ho an’ny “Mondial 2026”, taranja rugby, lalaovin’olona 7, lehilahy, ny Makis de Madagascar. 13 ireo mpilalao hanao ka anisany ilay Malagasy mizaka ny zom-pirenena frantsay, i Hugo Manolo. Nambaran-dRazily, mpanazatra, fa tsy olom-baovao izy […]
  • « World Cola PFL » : Nahazo rariny ny As Fanalamanga
    Newsmada - 05:07 Jun 20, 2025
    Araka ny fanadihadiana natao omaly, nahazo rariny teo anivon’ny fitsipi-pifehezana (Codis) an’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), ny fitarainana ataon’ny As Fanalamanga. Tsiahivina fa nametraka fitarainana teo anivon’ity sampandraharaha ity, mahakasika ilay baolina tafiditr’izy ireo, teo anatrehan’ny CFFA Andoharanofotsy, saingy nolavin’ny mpitsara mpanampy, ny As Fanalamanga. Ity lalao ity izay […]
  • Tetikasa Tafa: Tosika ho an’ny fampananasa ny tanora
    Newsmada - 05:07 Jun 20, 2025
    Antoka ho an’ny fampandrosoana ny firenena sy ny toekarena ny fisian’ny asa ho an’ny tanora. Antony nametrahana ny tetikasa “Tafa” hiaraha-mientan’ny andrimpanjakana sy ny orinasa ananan’ny tanora hoavy mamiratra. Hampifandray ny mpianatra, ny tanora ary ireo manana fahasembanana amin’ireo orinasa samihafa ny tetikasa hisitrahan’izy ireo asa ara-dalàna. Singanina manokana ny […]
  • Vadintany : Miezaka mitsinjo ny maha olona
    Newsmada - 04:53 Jun 19, 2025
    Nomarihina ny 12 jona teo, tao Toamasina, ny Andro ma­neran-tany ho an’ny vadintany. Nambaran’ny filohan’ny Holafitry ny vadintany sy ny mpanao lavanty, ny Me Rarivoarivony Hafa Fitiavana, fa tsy natao ho mpanatanteraka didy fotsiny izy ireo. “Mba mitsinjo ny maha olombelona koa izahay mialoha ny hanatanterahana didy”, hoy izy. Anisan’izany […]
  • Fampiroboroboana ny vakiboky : Nanome boky 490 baoritra i La Réunion
    Newsmada - 04:52 Jun 19, 2025
    Ny boky loharanom-pahalalana. Ho fanohizana ny ezaka efa natomboka ela amin’ny fampiroboroboana ny vakiboky eto Madagasikara, nisy ny antso natao tamin’ireo mety ho mpiara-miombon’antoka. Nivaly sahady izany, satria tonga eto Mada­ga­sikara, ny solontenan’ny As­sociation pour la promotion des initiatives citoyennes na ny Apic, miaraka amin’ny Médiathèque avy ao amin’ny kaominina […]
  • TARATRY ny KANTO
    Newsmada - 04:52 Jun 19, 2025
    Miantso ireo manan-talenta ao Antsirabe ny « Fest’Iray », na ny « Festival de l’écologie ». Hisy ny « casting » hitiliana ireo mpanakanto handray anjara, izay hotontosaina ny 21 sy 22 jona izao, ao amin’ny Alliance Française Antsirabe. Misokatra ho an’ireo mpanao mozika, vakodrazana, sary hosodoko, dihy, sns, izany. Nivoaka ny datin’ny « Manal’Azy vita bacc ». […]
  • Fiverenana amin’ny fototra: Lasa mpitsabo avokoa ny Malagasy
    Newsmada - 04:51 Jun 19, 2025
    Marina, tsy mba nampiasa fanafody na ody nandalo labôratoara na toeram-panandramana ny Malagasy. Nahafehy tranga maro momba ny fitsaboana kosa izy noho ny fananany zavaboahary maro sy traikefa nifandimby. Mbola misy rahateo ireo mahatazona izany, satria, nanana raiamandreny sy vatonamelankafatra hendry sy nahavita adidy. Ankehitriny, lasa mpitsabo avokoa ny Malagasy, […]
    Tags: Malagasy
  • Fetim-pirenena fahiny : Nomen-danja ny kolontsaina malagasy
    Newsmada - 04:51 Jun 19, 2025
    26 jona 1960, nanomboka teo ny lanonana ho famalifaliana ny Malagasy. Mbola ny vahiny no nandrindra ny hetsika tamin’ny ankapobeny. Na izany aza, nomen-danja ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy. 26 jona 1960, noho ny lamina nifanarahan’ireo firenena lehibe mpanjanaka. Naverin’ny Frantsay tamin’i Madaga­sikara ny fahaleovantena efa nananany teo aloha. […]
  • AMBARAO JUIN 2025
    Newsmada - 11:42 Jun 18, 2025

2570 items