Newsmada

Found 2570 news

  • Raharaha vonoan’olona tao Vatomandry : Lehilahy iray voaheloka mandra-pahafaty
    Newsmada - 06:33 Jul 03, 2025
    Notsaraina tao amin’ny efitrano fitsarana ambony, sampana ady heloka bevava, ny talata teo, ny antontan-taratasin’ady lah 61 – Toa / 25 mahakasika ny raharaha ady lova nitarika famonoan’olona, ny 04 febroary 2024, tao Bemasoandro,Vatomandry. Naharitra ora enina. Niantomboka tamin’ny 9 ora maraina, tsy nifarana raha tsy tamin’ny 3 ora tolakandro, […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 06:32 Jul 03, 2025
    Fifaninanana « Word Travel Award ». Nandre­sy tamin’ny fanehoana ny maha natiora miavaka sy toerana tsy manampaharoa ho an’ny mpizahatany i Madagasikara. noharahabaina sy nankasitrahana ihany koa ny Andilana Beach Resort. Izy ireo izay nitazona ny anaram-boninahitry ny ranomasimbe Indianina ho an’ny torapasika lehibe indrindra, nandritra ny 10 taona nisesy. Tohana […]
  • ONG Ketsa: Nandray an-tanana ankizy sahirana 300 isa, efa tafita ny 100 tamin’izany
    Newsmada - 06:06 Jul 02, 2025
    Manampy ny ankizy sy fianakaviana sahirana ara-pivelomana sy misedra olana eo amin’ny ankohonana ny ivontoerana sy ny fikambanana tsy miankina. Anisan’ izany ny ONG Ke­tsa eny amin’ny kaominina ambanivohitra Alakamisy Fenoarivo. Tao anatin’ny 28 taona, maherin’ny 300 isa ny ankizy sy tanora sahirana noraisin’izy ireo an-tanana sy efa nampiany, raha […]
  • Tsy manaiky ny sata vaovao: Mikasa hitokona ny mpiasan’ny Jirama
    Newsmada - 06:05 Jul 02, 2025
    Nanao fivoriambe ny vondrona sendika, ny Tamba­ben’ny mpiasan’ny Jirama (TMJ), omaly, teny Man­droseza. Maherin’ny 3 000 ireo nanatrika ny fotoana, nifototra tamin’ny sata vaovao hifehy ny orinasa ny lahadinika. Tsy eken’ny mpiasa ny sata vaovao hamadihana ny Jirama ho lasa Orinasa tsy anavahana anarana (Société Anonyme) farany teo. Fantatra fa hiditra […]
    Tags: Jirama
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 06:05 Jul 02, 2025
    Miisa 6 ny andiam-balala novonoina tany amin’ny kaominina Tanamary Bekisopa, distrika Ikalamavony sy Antsoha, distrika Ihosy, nampiasana helikoptera. Miisa 11 kosa ny tany amin’ny distrika Sakaraha. Nisy koa ny hetsika an-tanety natao tany amin’ny kaominina Andiolava, distrika Ihosy. Teknika fambolena an-tanety avy any Zimba­bwe ny Pfumvudza. Atao eto amintsika ny […]
  • Toliara : Fiaraha-mientan’ny Base sy ny mponina
    Newsmada - 06:05 Jul 02, 2025
    Nasehon’ny mponina any amin’ny kaominina Belalanda, Maromiandra, Tsianisiha, Ankilimaliniky ary ny kaominina Toliara I, tamin’ny filaharambe ny fanohanany ny tetikasa Base Toliara, nandritra ny fetim-pirenena 26 jona teo. Nilaza i Tealongo Stella, miandraikitra ny lafiny fahasalamana, ny aro loza ary ny maha olona ao amin’ny Base, fa « sambany nandray anjara […]
  • Vidin-tsolika : Nidina 200 Ariary ny gazoala sy ny lasantsy
    Newsmada - 06:04 Jul 02, 2025
    Nasiam-panovana ny saran’ny solika manerana an’i Madagasikara, nanomboka omaly. Nihena 200 Ar izany ankehitriny, raha toa ka nampakarina 10 Ar, izy io teo aloha. Nidina indray! Araka ny fanambarana navoakan’ny Ofisy malagasy misahana ny akoranafo, (OMH), omaly, nahitana fihenana 200 Ariary avy ny lasantsy sy ny gazoala. Nilatsaka 50 Ariary […]
  • Volley-CJSOI : Miray vondrona i Mayotte, i Maorisy ary i Madagasikara
    Newsmada - 04:56 Jul 01, 2025
    Efa fantatra ny faran’ny he­rinandro teo, taorian’ny an­tsapaka, ny iray vondrona amin’i Madagasikara, mandritra ny fifaninanana CJSOI (Commission de la jeunesse et des sports de l’océan In­dien) hatao any Seychelles, ny 1 hatramin’ny 10 aogositra izao. Ny taranja iraisana no nanatanteraka izay antsapaka izay, omaly maraina. Ho an’ny taranja volley-ball, […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:55 Jul 01, 2025
    Nahazo ny fankasitrahana « Fide Outstanding Contribution Award », avy amin’ny Federasionina iraisam-pirenen’ny taranja Echecs i Madagasikara. Vokatry ny fampiroboroboana sy fampivoarana ny taranja eto an-toerana sy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena no anton’izany fankasitrahana iraisam-pirenena ho an’ity taranja ity izany. Hotanterahina any Toamasina, ny 5 hatramin’ny 12 jolay izao, ny fiadiana […]
  • « Festival des sports » : Klioba 30 avy ao Vakinan­karatra nandray anjara
    Newsmada - 04:55 Jul 01, 2025
    Notanterahina ny alahady 22 jona teo, tao amin’ny Kianja mitafo manara-penitra Vatofotsy, Antsirabe, ny andiany voalohany amin’ny “Festival des sports”. Nandray anjara tamin’izany ireo klioba 30 avy amin’ny taranjam-panatanjahantena samihafa, ao anatin’ny ligim-paritra Vakinankaratra. Nana­trika izany tany an-toerana, ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, i Abdoulah Marson Moustapha. “Natao […]
    Tags: Festival
  • Savorovoro Mama FC – Elgeco Plus : Mandiso ny vaovao miely anaty tambajotra ny filohan’ny FMF
    Newsmada - 04:55 Jul 01, 2025
    Miparitaka ao anaty tambajotran-tserasera ny lahatsoratra an-gazetin’ny Sport News Africa, omaly, fa naneho fihetsika tsy mendrika ny lehiben’ny kitra malagasy. Etsy ankilany, manazava ny loharanom-baovao iray fa tsy marina io filazana io. “Iza no diso ?”. Namoaka vaovao momba ilay sa­vorovoro nisy tamin’ny fihaonan’ny Mama FC sy ny Elgeco Plus, […]
  • Toekarena iraisam-pirenena: Maivana ny entana avy aty Afrika
    Newsmada - 04:54 Jul 01, 2025
    Madagasikara, ao anatin’ny toekarena mihodina amin’ny alalan’ny fanafarana sy fanondranana, saingy hita fa mati­an­toka noho ny fa­na­farana be loatra (1 219 dolara tamin’ny 2024). Fatiantoka na­nomboka ny taona 2005, mitohy hatramin’izao sady mi­tom­bo ihany. Ny hoe fanafarana entana, tsy azo afangaro amin’ny vo­katra misy. Mandalo amin’ny sampandrahara manokana ny fanafarana […]
  • Dihy: andiany fahatelo ny « Evasion danse »
    Newsmada - 09:43 Jun 30, 2025
    Iray amin’ireo hetsika momba ny dihy hoenti-manasongadina ny asa famoronana ny Festival international de danse de création « Evasion danse ». Fantatra fa hotontosaina ny 7 jo­lay ka hatramin’ny 13 jolay izao, eto Madagasikara ny andiany fahatelo. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny fihaonana sy fifanakalozana eo amin’ny tontolon’ny dihy. Fampisehoana an-tsehatra maro. […]
    Tags: Evasion
  • Faribolana Sandratra – Seho poetika: nampifamatotra aingam-panahy ny « Fanjohy »
    Newsmada - 09:42 Jun 30, 2025
    Ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny Cercle Ger­ma­no-Malagasy Analakely. Seho poetika « Fanjohy » niarahana tamin’i Mampandri­niaina Manitra, Elinivo, Ranöe ary R.Coft. Anisan’ny nisongadina nandritra ity seho nokarakarain’ny Faribolana Sandra­tra ity ny nahatsapana fifandrohizana aingam-panahy teo amin’ireto mpanoratra ireto. Na samy manana ny maha izy azy sy ny mampiavaka azy eo amin’ny […]
  • Fikarohana sy sikidy: « Matematika misy ifandraisana amin’ny informatika »
    Newsmada - 09:37 Jun 30, 2025
    Misokatra amina sehatra lehibe ny tontolon’ny kolontsaina malagasy, raha tarafina amin’ny olona liana aminy. Nanamafy izany ny hita nandritra ny velakevitra momba ny sikidy nataon’ny Pr. Rakotondrajao Fanja izay nilazany ny heviny momba io kolontsaina io… «Ny sikidy dia matematika. Misy ifandraisany amin’ny informatika ihany koa izy, sa­tria, mampiasa ny […]
  • Menaka Hina: manara-penitra ny famokarana
    Newsmada - 08:00 Jun 30, 2025
    Mandalo « laboratoire » sy atao fitiliana isaky ny ora iray ny menaka vokarin’ny orinasa Hita. Manara-penitra ny famokarana sady mandalo fanadiovana samihafa mialoha ny hamarotana izany eny anivon’ny mpanjifa. Nidina ifotony tany Toamasina, toeram-panodidina menaka ataon’ny orinasa ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra, ny faran’ny herinandro teo. Nanomboka […]
  • Ampela Online: tohana ho an’ny vehivavy mandraharaha
    Newsmada - 07:59 Jun 30, 2025
    Hanova tanteraka ny fiainan’ny vehivavy ny fampiofanana momba ny niomerika omen’ny Yas Madagascar sy ny Stem For Good ary ny Maison du Numerique etsy Ankorahotra ny tetikasa Ampela Online. Tanjona ny hanomezan-danja ny vehivavy eo amin’ny fiaraha-monina sy hanohanana ny fidiram-bolany amin’ny alalan’ny fikirakirana ny niomerika mba hampaleo tena azy. […]
  • CHEVAL DE BOIS
    Newsmada - 15:00 Jun 28, 2025
  • Taranja tolona: manamafy ny fahaizany any Maroc i Josiane
    Newsmada - 07:40 Jun 28, 2025
    Fiainana fianarana hatrany! Hifarana anio, any Maroc, ny fampiofanana mpanazatra matihanina, amin’ny taranja tolona. Anisan’ireo nalefan’ny Federasionina malagasin’ny tolona (FML), ho solontenan’i Madagasikara, hiatrika izany, i Soloniaina Josiane Patricia. Marihina fa nanomboka ny 23 jona, tany an-toerana, ary natokana ho an’ireo firenena miteny frantsay ihany ity hetsika ity. Tao anatin’ireo […]
    Tags: Maroc
  • Fanabeazana: manampy amin’ny fivelaran-tsain’ny ankizy ny Sary fetsy
    Newsmada - 07:39 Jun 28, 2025
    Antoka ho an’ny fanatsarana sy hampandrosoana ny sehatry ny fanabeazana ny ankizy ny fananana fitaovana ahafahana manaitra ny sainy. Manampy azy hivelatra amin’ny lafiny maro samihafa ny Sary fetsy. Nivoitra izany nandritra ny fihaonana teo amin’ny Association Sœur Emmanuelle (Asmae) sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy tetsy amin’ny Centre Arrupe Faravohitra, ny […]
    Tags: Sary

2570 items