Newsmada

Found 2570 news

  • Baolina kitra – PFL : Hanohitra ny Elgeco Plus ny Ajesaia
    Newsmada - 05:42 May 17, 2025
    Hotanterahina anio sy rahampitso, etsy amin’ny Kianja Elgeco Plus Stadium, ny lalao ampahefa-dalana mandroso, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra na « PFL 2025 ». Tsy misy kajikajy intsony fa tsontsorimamba isarahana izy ity. Hanafika ny Elgeco Plus eo an-jaridainany ny Ajesaia Bongolava, amin’ity anio ity. Fihaonana hiendrika […]
  • JJB-“Lemur Cup”: Tonga ny vahiny, raikitra ny fifaninanana
    Newsmada - 05:42 May 17, 2025
    Hotanterahina anio, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifaninanana iraisam-pirenena “Lemur Cup”, taranja Jiu-jitsu breziliana. Hisy koa ny fifaninanana eo amin’ny haiady “pancrace” sy “boxe anglaise”. Tonga ireo vahiny nasaina, raikitra ny fifaninanana! Kanadianina 4 (3 lahy sy 1 vavy) no tonga eto Mada­gasikara hiatrika ady, manoloana ny Malagasy mpika­troka. […]
  • Tratra nivarotra rongony : Telo lahy nalefa eny Antanimora
    Newsmada - 05:42 May 17, 2025
    Notanana eny amin’ny fonjan’Antanimora ireo telo lahy mpivarotra rongony, taorian’ny fampanoavana, afakomaly. Nanao fisafoana teny amin’ny kaominina Ambohimangakely ny zandary, ny alin’ny alatsinainy 12 mey teo. Lehilahy iray malaza ratsy amin’ny asa fanendahana, vaky trano nifanena tamin’izy ireo. Nikasa handositra avy hatrany io mpanao ratsy io rehefa nahatazana ny mpitandro […]
  • Famarinana olombelona: Nahazo fampiofanana ny polisy
    Newsmada - 06:07 May 16, 2025
    Nisitraka fampiofanana manokana avy amin’ny Birao na­sionaly miady amin’ny famarinana olombelona (BNLTEH), ny 14 sy 15 mey 2025, ny polisy miasa ao amin’ny sampandraharaha misahana ny fanaraha-maso ny fifindra-monina (DCM) sy ny sampandraharaha misahana ny fanenjehana fandikan-dalàna (DPJ). Zava-dehibe amin’ity ady ity ny fampiofanana ny polisim-pirenena satria anisan’ny ivon’ny ady […]
  • Fanatsaran’ny Ceni fomba fiasa: Nitombo 3% ireo mpifidy voasoratra anarana
    Newsmada - 06:07 May 16, 2025
    Nifarana tanteraka omaly ny fanavaozana ny lisi-pifidianana ho an’ny taona 2024-2025. Nambaran’ny eo anivon’ny Ceni fa nitombo ny isan’ireo mpifidy voasoratra anarana. Nofaranana tanteraka ma­nerana ireo distrika 120, omaly, ny lisitry ny mpifidy nohavaozina. Noton­to­sain’ny rantsamangaikan’ny Ceni teo anatrehan’ireo mpisehatra amin’ny fifidianana eny anivon’ny distrika izany. Nivoitra tamin’izany fa miisa […]
    Tags: Ceni
  • Seranan-tsambon’i Toamasina: Mitsinjo ny hoavy mamiratra ho an’ny daholobe
    Newsmada - 06:06 May 16, 2025
    Seranan-tsambo lehibe eto amin’ny firenena ny seranan-tsambon’i Toamasina, izay efa niorina hatry ny taona 1927. Efa tamin’ny taonjato faha-19 izy no nanana ny lanjany ara-barotra sy fifanakalozana tamin’ny any ivelany. Ny taona 1954 no nisy ny tale jeneraly voalohany, dia i Bhon, teratany fran­tsay. Ny taona 1927 ka hatramin’ny 1954 kosa dia […]
  • Fitsitsiana sy tontolo iainana : Fampiroboroboana ny moto elektrika
    Newsmada - 06:05 May 16, 2025
    Misy ny vahaolana manoloana ny fandaniana solika sady mitandro ny tontolo iainana. Voalohany maneran-tany amin’ny fanamboarana moto elektrika ny marika VMoto. Mitsinjara azy eto amintsika, ny orinasa VMoto Madagasikara eny Anko­rondrano. Miara-miombon’antoka ny Sipem Banque entina hampiroboroboana ny fampiasana moto elektrika. Nam­baran’ny tale jeneraly lefitra (DGA) misahana ny fampandrosoana, Sipem […]
  • Basikety N1A: resin’ny GNBC ny MB2All
    Newsmada - 11:07 May 15, 2025
    Niditra tamin’ny andro fahadimy omaly, tany Mahajanga, ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara N1A, taranja basikety, ho an’ny vondrona A. Fihaonana anisan’ny nandrasan’ny maro ny lalao teo amin’ny GNBC Analamanga sy ny ekipa tompondaka, ny MB2All Analamanga, teo amin’ny sokajy vehivavy. Nifandanja ny lalao hatrany am-piandohana ary mbola […]
  • 1/8- « Yas Coupe de Madagascar »: hifanandrina amin’ny As A. Ste Anne ny Mama FC
    Newsmada - 11:06 May 15, 2025
    Notontosaina omaly, tetsy amin’ny orinasa Yas Andra­haro, ny antsapaka nahafantarana izay ho mpifanandrina amin’ny lalao ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny amboa­ran’i Madagasikara, taranja baolina kitra « Yas Coupe de Madagascar ». Araka ny tazana, omaly, hifandona amin’io ny klioba samy mifanintsana amin’ny « World Cola PFL », ny Mama FC sy ny AS Avenir Ste Anne. […]
  • Fandriampahalemana: nanao bemidina ny polisy
    Newsmada - 11:04 May 15, 2025
    Nirotsaka an-tsehatra nanara-maso ny fomba fiasan’ny polisim-pirenena ireo tomponandraikitra ambony eo anivon’ny polisim-pirenena mba hahafahana mitondra fanatsarana sy fanamafisana ny ezaka efa vita. Nitarika izany ny tale jeneralin’ny polisim-pirenena, ny contrôleur général de police, Rako­to­zanany Dany Marius, tamin’ny alalan’ny fidinana ifotony tamin’ireo faritra mena amin’ny tsy fandriampahalemana, ny 12 mey […]
  • Fanamafisana fiaraha-miasa: hanome fiofanana ny Tafika Malagasy ny firenena egyptianina
    Newsmada - 11:01 May 15, 2025
    Nanatanteraka fitsidihana tany Egypta, ny 10 ka hatramin’ny 13 mey 2025 lasa teo, ny minisitry ny Foloalindahy (MFA), ny Jly Sahivelo Monja Delphin. Nandray azy tamin’ny fomba manetriketrika tao Le Caire, ny minisitry ny Fiarovana egyptianina, ny Jly Zaki Mohamed. Niompana tamin’ny fa­na­tsarana ny fiaraha-miasa ara-tafika eo amin’i Ma­dagasikara sy […]
  • Fanaovana sary amin’ny rindrina: niainga tamin’ny fanarahana alok’olona iray
    Newsmada - 10:57 May 15, 2025
    Asa maro mpanao ny fiangaliana sary amin’ny rindrina, eto Madagasikara. Asa tanana mahaliana ny maro izy io satria ma­hasarika ny mason’ ny mpijery. Anisan’ny asa tanana maro mpanao ny sary amin’ny rindrina na ny « graphiti » amin’ny fiteny frantsay, eto Madagasikara. Amin’ny ankapobeny, mitovy amin’ny fanaovana sary hosodoko amin’ny taratasy […]
  • AMBARAO Mai Lova Ranoromaro
    Newsmada - 11:33 May 14, 2025
    « Ne pas s’isoler, s’ouvrir au monde, penser international en hissant la souveraineté de la population malagasy et de Madagascar ». L’Ambarao de Lova Ranoromaro Porte Parole et Directeur des Affaires Internationales auprès de la Présidence de Madagascar.
  • Fiompiana biby: ilaina fahaizana ny mitaiza biby tongotr’efatra sy tongo-droa
    Newsmada - 08:32 May 14, 2025
    Maro ny olona mivelona amin’ny biby tongo-droa sy tongotr’efatra. Raha ho an’ny Malagasy manokana, ny akoho sy ny alika no tena be mpiompy. Ao ireo mivarotra akoho fa ao koa ny mivarotra alika “chien de race”. Ilaina fahaizana nefa ny mikolokolo azy ireny. Efa betsaka ny Malagasy miompy biby. Nisy […]
  • Vaovao tambatra
    Newsmada - 08:24 May 14, 2025
    Nihena 45,3% ny vola niditra tamin’ny fanondranana lavanila nandritra ny telo volana voalohan’ny taona 2025. Nidina 44,3% ny vokatra, nihena 1,8% ihany koa ny vidiny. Antony mahatonga izany ny hamaroan’ny tahiry, milanja hatrany amin’ny 1 000 taonina, any ivelany ka nampihena ny fanafarana. Tafakatra 212,9% ny vary nafaran’i Madagasikara nanomboka […]
  • Madagascar Airlines: nivoaka ny daty fanonerana tapakila
    Newsmada - 08:23 May 14, 2025
    Taorian’ny fangatahana nataon’ireo mpandeha voakasiky ny sidina nofoanana, nilaza ny Madagascar Airlines fa efa fa nivoaka ny tetiandro hanonerana ireo vidina takapika. Nampahafantatra ny kaompania fa manana ny mari-bola ahafahana mamerina ireo vidina tapakila izy ankehitriny. Misy, araka izany, ny fandaharam-potoana hiantohana ny fizotry ny fangatahana. Efa manomboka amin’izao ka […]
  • Andron’ny seha-pamokarana: manohana ny indostria sy ny vokatra eto an-toerana
    Newsmada - 08:21 May 14, 2025
    Hanomboka ny zoma ka haharitra telo andro ny Andron’ny seha-pamokarana atao eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Fotoana hampahafantarana ny vokatry ny indostria malagasy. Ho hita eny a-toerana avokoa ireo orinasa 12 nisitraka ny fiarovana ara-barotra napetraky ny «Autorité nationale chargée des mesures correctives commerciales» (ANMCC). Tan­jona ny hanjifan’ny Malagasy ny […]
    Tags: Andron
  • Baolina kitra: Tonga hijery ny fifaninanana eto i Corentin Martins
    Newsmada - 05:06 May 13, 2025
    Ny zoma alina lasa teo no tonga teto Madagasikara i Corentin Martins, mpanazatra ny Barea de Madagascar. Tsy niandry ela fa ny ampitson’io ihany, tonga nijery ny fifaninanana teto an-toerana ny tenany ka anisan’izany ny dingana ampaha-16ndalana hiadiana ny “Yas amboaran’i Madaga­sikara”. Tsy izy irery no nanatrika izany fa niaraka […]

2570 items