Newsmada

Found 2570 news

  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 06:57 Apr 16, 2025
    Hotanterahina ny 27 avrily izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifaninanana “Grappling Tournament”, taranja Jiu-jitsu brezilianina, karakarain’ny Club Attila. Hampiavaka an’io fotoana io ny fandraisana anjaran’ny mpikatroka avy atsy La Réunion. Miditra amin’ny andro fahadimy, anio, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy latsaky ny 14 taona sy 18 taona, […]
  • « Ligue des Champions » : Hiezaka hamadika ny isa ny Real Madrid
    Newsmada - 06:57 Apr 16, 2025
    Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianjan’ny Santiago Bernabeu Espagne, ny lalao ampahefa-dalana miverinan’ny « Ligue des Champions 2025 », izay hikatrohan’ny Real Madrid, espaniola, sy ny Arsenal FC, anglisy. Fihaonana tena andrasan’ny maro tokoa ity fifanandrinan’ny roa tonta ity. Tsiahivina fa mbola manala vela ny Real Madrid. Izy ireo izay efa lavon’ny Arsenal […]
  • Judo-Mada 2025 : Hitiliana izay hiatrika ny CJSOI
    Newsmada - 06:57 Apr 16, 2025
    Nitohy omaly ary hifarana anio 16 avrily, etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja judo. Ny sokajy Minimes sy Seniors no niditra an-tsehatra omaly. Taorian’ny sokajy vétérans sy ny kata izay nahatontosa ny anjarany ny alatsinainy 14 avrily lasa teo, ny sokajy Seniors sy Minimes indray […]
  • Famatsiam-bola FEC sy FRD : Nahazo fankatoavana avy amin’ny FMI
    Newsmada - 06:56 Apr 16, 2025
    Nanara-maso ny fanatanterahana ny masontsivana napetraka ny desambra 2024 ny iraky ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI). Niaraka nanao fanambarana ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fi­tantanam-bola (MEF), ny Ton­to­lo iainana (Medd), ny Ango­vo (MEH), ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM) ary ny iraky ny FMI, ny 14 avrily teo. Voalaza fa nahazo ny […]
  • Rugby – «Challenger Series»  : “Lesoka ny fikoropahana”, hoy Razily
    Newsmada - 06:09 Apr 15, 2025
    Tafaverina an-tanindrazana omaly, ny Makis, avy niatrika ny «Challenger Series», tany Krakow Pologne, ny 12 sy 13 avrily lasa teo. Teo am-pahatongavana, naneho ny heviny mahakasika ny lalao tany an-toerana i Mboazafy Noé (Coach Razily). «Azo lazaina fa tsara ny vokatra. Afaka noresena avokoa ireo ekipa saingy lesoka ny fikoropahana […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 06:09 Apr 15, 2025
    Tohin’ny “Morengy Iarivo” natao teto Antananarivo, ny 6 avrily lasa teo, hiditra amin’ny avo lenta kokoa ny fifaninanana izay karakarain’ny Boîte Noire. Hisy, araka izany, ny “Morengy International” hatao ny 18 mey izao, any Nosy Be. Ady anisan’ny andrasana ny fifandonan’i Manu Phoenix avy any La Réunion sy ny Malagasy, […]
  • Dihy ara-panatanjahantena : Hatao ny 29 avrily izao ny fifidianana
    Newsmada - 06:09 Apr 15, 2025
    Nifarana omaly alina ny fara fandraisana ny antontan-taratasy firotsahana hofidina ho filohan’ny Federasionina malagasin’ny dihy ara-panatanjahantena. Mbola tsy fantatra kosa anefa hatreto ny isan’ny kandidà fa miandry ny famoahana izany amin’ny fomba ofisialy. Saingy raha ny loharanom-baovao dia tsy kandidà tokana fa misy mpifanandrina. Tsiahivina fa ny talata 29 avrily […]
  • Motorshow 2025 : Nahasarika olona maro ireo fiara hiaka farany
    Newsmada - 06:09 Apr 15, 2025
    Nianoka ny fahafinaretan’ny taranja mekanika ireo mpitsidika tonga maro tetsy Mahamasina nandritra ny “Motorshow 2025”, andiany faharoa. Afapo ny maso, nahazo fafiny ny vatana nahita sy niaina ireo fireondreon’ny moteran’ireo fiara sy kodiaran-droa naseho nandritra ny roa andro. Fahombiazana ny “Motor­show 2025”, andiany faharoa. Fihaonana sy fampirantiana ireo fiara sy […]
  • Vokatry ny ady teny an-dalana : Lehilahy iray maty voahitsaky ny fiara tetsy Anosibe
    Newsmada - 06:08 Apr 15, 2025
    Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesan’olona te­tsy Anosibe, ny alahady atoandro, tokony ho tamin’ny 1 ora sy sasany, lasa teo. Nisan­gisangy ary heverina ho raikitra ady teny afovoan’ny arabe akaikin’ny Rond-point « Akoho », ireo roa lahy, 42 sy 38 taona. Voalaza fa mamo ny lehilahy iray tamin’ireo izay nitarika ny ady, raha […]
    Tags: Anosibe
  • Asan-jiolahy ao Toamasina : Nanova fomba fiady indray ny jiolahy
    Newsmada - 06:16 Apr 14, 2025
    Nisy ny baiko hentitra nampetraky ny praiminisitra lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian, sy ireo minisitra misahana ny fandriampahalemana izay nivory nikaton-trano tao amin’ny tobin’ny miaramila Jenia etsy Mangarano Toamasina, ny 5 avrily lasa teo. Vokany, nihamafy ny fisafoana ataon’ny mpitandro filaminana. Tsy tery lalana anefa ireo jiolahy fa nanova paikady indray. […]
  • Toliara : Jiolahy roa voatifitry ny polisy
    Newsmada - 06:16 Apr 14, 2025
    Jiolahy telo mitam-piadiana no nikasa hanafika tranombarotra iray ana karana ao Toliara, ny alahady maraina teo. Nahazo vaovao momba izany ny polisin’ny UIR Toliara ka tonga ara-potoana nanao ny asany. Vokany, nandamoka ny fanafihana saika hataon’ireo jiolahy. Nisy ny fifanandrinana satria nitifitra avy hatrany ireo jiolahy raha vao nahatazana ny […]
  • Depiote Ratsiraka Sophie : « Tsy azo ekena ny tsy fahamarinana »
    Newsmada - 06:15 Apr 14, 2025
    Nitondra fanazavana manoloana ny « Raharaha Vato­mandry », ny depiote Ratsiraka Sophie. Mazava ny nambarany. « Tsy manome lamosina ny fanjakana aho fa manome lamosina ny tsy fahamarinana », hoy izy. Niarahaba ireo ben’ny Tanàna lany tamin’ny fahamarinana sy fomba ara-dalàna sy ara-demokratika ny tenany. Nankahery kosa ireo tsy lany nandritra iny fifidianana farany […]
  • Fampandrosoana eny ifotony : Miketrika tetikasa hovatsiana vola ny JCA
    Newsmada - 06:15 Apr 14, 2025
    Efa nitondra anjara biriky ary mbola hanao izany ho fampandrosoana ireo tanora avara-pianarana any Antalaha ny « Jeunes Cadres d’Antalaha – JCA». Hanao hetsika izy ireo ho famatsiam-bola ny tetikasa ho an’ny mponina. Tafiditra amin’ny fampivoarana ny fiainam-piveloman’ny mponina any amin’iny faritra iny ny hetsika fanangonam-bola hataon’izy ireo. Hotanterahina eny amin’ny […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 06:14 Apr 14, 2025
    Naharitra adiny 5 ny fivoriana tany Toliara mahakasika ny Base Toliara, ny 11 avrily teo. Nitarika ny fotoana ny Praiminisitra Ntsay Christian sy ny mpiara-miasa aminy, nihaona tamin’ireo raiamandreny any an-toerana. Noresahina ny tombony ho azo amin’ny tetikasa, satria zava-dehibe ny fifampihainoana atao an-kitsim-po, isorohana ny disadisa. Hatsangana ny toerana […]
  • Tahirim-bola Decim: Nampahafantarina ireo kojakoja niomerika
    Newsmada - 07:51 Apr 12, 2025
    Laharam-pahamehan’ny fitondram-panjakana ny hampiroborobo ny fampiasana ny niomerika hikirakiran’ny rehetra vola sy ho fisitrahana angovo, indrindra any amin’ireo lavi-toerana. Nampaha­fantarina, omaly, tamin’ny fomba ofisialy ireo kojakoja niomerika natao ho an’ny rehetra na ny «Appareils numériques abordables» tanterahin’ny tahirim-bola «Digital and Energy Connectivity for Inclusion in Madagascar» (Decim). Kendrena manokana ny […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 07:51 Apr 12, 2025
    Hatsangana ny fotodrafitrasa, toby mpihary herinaratra vaovao, eny Ambohimanambola, manana tanjaka 105 MW. Hanomboka amin’ny 24 avrily izao ny asa, satria efa tonga eny an-toerana daholo ny ankamaroan’ny fitaovana sy ny kojakoja ilaina. Tanjona ny tsy hiankinandoha amin’ny vondrona mihary herinaratra avy amin’ny tsy miankina. Natsangana ny tanimboly ho vala […]
  • Axian Telecom : 100 tapitrisa dolara hanitarana ny tambajotra
    Newsmada - 07:51 Apr 12, 2025
    Hanitatra sady hampiakatra ny tanjaky ny tambajotra 4G eto Madagasikara sy Tanzania ary hanohy ny fametrahana ny 5G ny orinasa Axian Telecom. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa Global Gateway an’ny Vondrona eoropeanina ity hetsika ity, ka mitentina 100 tapitrisa dolara ny famatsiam-bola avy amin’ny Banky eoropanina ho an’ny fampiasam-bola (BEI). Amin’ny […]
  • Yearbook 2024-2025 : Nivoaka ny Tatitra ara-toekarena vokarin’ny EDBM
    Newsmada - 07:51 Apr 12, 2025
    Misy, ankehitriny, ny Tatitra ara-toekarena azon’ny mpampiasa vola jerena, mirakitra ny tontolon’ny fandraharahana eto Madagasikara. Hita ao daholo ny antontam-baovao mahaliana ara-potoana sy marina. Nampahafantarina ny alakamisy 10 avrily teo ny fivoahan’ny gazety boky Yearbook, mirakitra ny tatitra ara-toekarena ho an’i Madagasikara 2024-2025. Namokatra azy ny Antokon-draharaha EDBM, notohanan’ny Banky […]
  • Kiraro sy tenisy lamaody: Ny vehivavy no tena mpanjifa
    Newsmada - 10:24 Apr 11, 2025
    Singa iray ao anatin’ ny lamaody ny resaka kiraro, ny tenisy, amin’izao fotoana izao. Mate­tika betsaka izy ireny eny rehetra eny. Nisy ny fana-dihadiana natao tamin’ny mpivarotra kiraro iray eny Analakely, izay nisafidy ny tsy ho alaina sary. Nilaza i Nary, mpivarotra kiraro lamaody iray eny Analakely, fa ny vehi­vavy […]

2570 items