Newsmada

Found 2565 news

  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:59 Sep 09, 2024
    Manana harena an-kibon’ny tany maro sy azo trandrahina ary ahafahana mampiasa vola i Madagasikara. Mikendry ny ho tonga mpisehatra lehibe amin’ny indostrian’ny harena an-kibon’ny tany eto Afrika ny Nosy malagasy. Betsaka ny fanavaozana natao eo amin’ny lafiny fitrandrahana sy fankatoavana fehezan-dalàna vaovao momba izany, izay manoritra lalam-baovao ho an’ny indostria […]
  • Fifanakalozana ara-barotra : hapetraka ny paidaky hidirana ao anatin’ny Zlecaf
    Newsmada - 04:59 Sep 09, 2024
    « An-dalana ny famolavolana ny paikady hidiran’i Madagasikara amin’ny fahombiazana kokoa, amin’ny tsena malalaka anatin’ny kaontinanta afrikanina », hoy ny Sek­retera jeneralin’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra (MIC), Rasamoely Vahinisoa, ny zoma teo, nandritra ny atrikasa natao teny Akorondrano. Nanazava ireo dingana natao hamolavolana ny paikadim-pirenena momba ny faritra malalaka […]
  • Jirama Mahajanga: nitondrana vahaolana amin’ny jiro sy rano
    Newsmada - 04:59 Sep 09, 2024
    Anisan’ny iharan’ny fahatapahan-jiro sy ny tsy fahampian-drano ny tanànan’i Mahajanga. Nahatonga ny fidinan’ny tale jeneraly (DG) ny Jirama, Ron Weiss, tany an-toerana, ny volana aogositra teo izany. Ho fanatanterahana ny tetikasa hanatsarana ny famatsiana herinaratra sy rano any an-toerana. Tontosa ny ampahany amin’izany, ny fampiakarana ny tanjaky ny herinaratra 5KV […]
  • Fampiroboroboana ny toekarena manga: hiara-hiasa i Madagasikara sy ny OPJEB
    Newsmada - 04:58 Sep 09, 2024
    Hitondra tombontsoa betsaka amin’ny fampiroboroboana ny toekarena manga sy hipaka mivantana amin’ny tanora ny fiaraha-miasan’i Madagasikara amin’ny Vondron’ny tanora Panafricaine ho an’ny toekarena manga (OPJEB) . Vita sonia ny zoma teo, nandritra ny fankalazana ny androm-pirenena ho an’ny toekarena manga (JNEB) andiany faharoa, tany Toamasina, ny fiaraha-miasan’i Madagasikara amin’ny alalan’ny […]
  • Fidiran’ny mpianatra.
    Newsmada - 05:46 Sep 07, 2024
  • Rugby – “XXL top 12” : hanohitra ny FTM ny TFMA
    Newsmada - 05:30 Sep 07, 2024
    Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny andro fahadimy, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, ta­ranja rugby, “XXL Top 12”, federaly I. Anisan’ny lalao te­na andrasan’ny maro, amin’izany, ny fihaonan’ny FTM Manjakaray sy ny TFMA An­kasina. Mbola manala vela amin’ity fifanandrinana ity ny mpi­lalaon’Ankasina, boay kely manohitra. Tsiahivina fa ny […]
    Tags: TFMA
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 05:29 Sep 07, 2024
    Hifarana anio, eny Soavina, ny fiadiana ny amboaran’ny « Island Padel Cup », andiany voalohany. Hiady ny amboara amin’izany, ny nosy rahavavy La Reunion sy ny ekipam-pirenena malagasy. Firenena telo no mandray anjara amin’ity. Ankoatra an’i Madagasikara sy La Reunion, nifanintsana tao ihany koa i Maurice, saingy efa nihintsina izy ireo. Araka […]
  • Kianja Barea : hovitaina mialoha ny marsa 2025
    Newsmada - 05:29 Sep 07, 2024
    Tonga nijery ny fivoaran’ny asa fanamboarana sy fanavaozana ny kianja Barea, teny Mahamasina, omaly, ny teo anivon’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, notarihan’ny minisitra Abdulah Marson Moustapha. Nambarany fa tsy maintsy vitaina mialoha ny volana marsa 2025 ny fanamboarana rehetra. Efa tokony hatao eto Madagasikara ny “fenêtre 2”, amin’ny fifanintsanana […]
  • Coach Rôrô – Fifanintsanana « CAN 2025 »: «Tsy manan-tsafidy fa tsy maintsy mandresy an’i Comores»
    Newsmada - 05:29 Sep 07, 2024
    Mbola samy mitsakotsako ilay faharesena nanoloana an’i Tunisie avokoa ny rehetra, indrindra ireo mpilalao sy ny mpanazatra. Nezahin’ireo teknisianina sy ny federasiona narenina ny toe-tsain’ireo Barea ary vonona ny handresy an’i Comores, ny andro faharoa. Na teo aza iny faharesena, 1 no ho 0, nanoloana ny Aigles de Car­thage Tunisie, […]
    Tags: Comores
  • Forces armées: Réunion des grands responsables
    Newsmada - 05:04 Sep 07, 2024
    «Il faut être intègres, professionnels et efficaces», dixit le MFA Peu de temps après sa reconduction au sein du nouveau gouvernement, le Général de corps d’armée Lala Monja Delphin Sahivelo, ministre des Forces armées (MFA), a rencontré jeudi à Ampahibe, les hauts responsables au sein du ministère et ceux de […]
    Tags: Forces
  • La lutte contre la corruption : Madagascar et la Fran­ce ont le même objectif
    Newsmada - 05:03 Sep 07, 2024
    Le nouveau ministre de la justice, Benjamin Rakoto­man­dimby a reçu hier la visite de courtoisie d’Arnaud Guillois, ambassadeur français à Madagascar, de Patrick Bosdure, Directeur du service de coopération et d’action culturelle de l’ambassade de France et de Nicolas Le Guen, Directeur de l’Agence française de développement (AFD). C’était une […]
  • Victoire diplomatique : Sept pêcheurs malgaches, détenus depuis 2023 au Mozambique, ont été libérés
    Newsmada - 05:03 Sep 07, 2024
    Liberté retrouvée. Le gouvernement malgache, à travers le ministère des Affaires étrangères, a mené avec succès une négociation pour obtenir la libération de sept pêcheurs malgaches détenus au Mozambique depuis décembre 2023. L’Organisation internationale pour les migrations (OIM) assurera leur rapatriement vers Madagascar. Pour rappel, Stevio Rod­rick, Jao Etienne, Ezra […]
  • SNLCC: Toliara remet les choses à plat
    Newsmada - 05:03 Sep 07, 2024
    Les consultations régionales en vue d’élaborer la nouvelle Stratégie nationale de lutte contre la corruption (SNLCC), se sont poursuivies à Toliara les 3 et 4 septembre. Au menu, comme c’était le cas à Toamasina, Mahajanga et à Toamasina, la corruption qui se manifeste sous de multiples formes et touche tous […]
  • Coopération durable: Chine et Madagascar concluent un consensus
    Newsmada - 05:02 Sep 07, 2024
    Après avoir rencontré le président chinois Xi Jinping, Andry Rajoelina, accompagné de quelques membres de la délégation malgache, s’est entretenu avec le « Member of the standing commitee of the people’s political consultative conference » (CPPCC), Wang Huning, au palais de Diaoyutai, autrefois, lieu de promenade de l’empereur. Cette entrevue a permis […]
  • AMBARAO JOEL- Septembre
    Newsmada - 05:05 Sep 06, 2024
  • RN2 : nifampizarana ny asa fanamboarana
    Newsmada - 05:01 Sep 06, 2024
    Anisan’ireo nanatrika ny fivoriana niarahana tamin’ireo tomponandraikitra amin’ny fanamboarana ny lalana RN2, mifampitohy amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Mirefy 9 662 km izany lalana izany. Anisan’ny nitarika ny fihaonana ny minisitra, Andriantsitohaina Naina. Teo koa ny ekipan’ny sampandraharaham-paritry ny MFFT sy […]
  • Tetikasa « R.A.V.A.O »: hitondra fanovana miainga eny ifotony
    Newsmada - 05:00 Sep 06, 2024
    Rahampitso, any amin’ny kaominina Andranomiady, distrika Ankazobe, no hanombohana ny tetikasa Rindra Ananganana Vina amin’ny maha Olombelona na R.A.V.A.O. Tetikasa manokana an-dRandrianarisoa Riana Raymonde, amin’ny maha mpanao gazety mpanadihady lalina azy. Hitondrana fanabeazana amin’ny maha olom-pirenena sy ara-panahy ny vahoaka malagasy, miainga eny ifotony izany. « Tanjona ny fanentanana ny Malagasy […]
    Tags: Tetikasa
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:59 Sep 06, 2024
    Hitarina miankandrefana ny lalana « Rocade Iarivo » eto an-dRenivohitra. Hanao ny fanadihadiana mialoha ny tetikasa ny Fandaharanasa japoney, Jica. Nisy ny fivorian’ny Vaomiera mpandrindra ny tetikasa iarahan’ny minisiteran’ny Asa vaventy sy ny ao amin’ny Jica. Tanjona ny hanatsarana, ny hanitarana ny fifamoivoizana eto Antananarivo, sady hanamaivanana ny fitohanana. Hatao ny 12 […]
  • Toliara I sy II : miray feo hanokafana ny Base Toliara ireo olobe
    Newsmada - 04:59 Sep 06, 2024
    Tsy voalohany ny olobe Masikoro any Toliara II, ny Vezo, ny Antandroy, ny Tagnalana Toko Bey Telo sy ny mpiara-dia aminy, naneho ny fanohanany ny tetikasa Base Toliara. Toraka izany koa ny mponina any an-toerana, mitaky ny hanokafana indray ity orinasa ity. Matoa izy ireo, nisy fotoana nanginana, tsy milavo […]
  • IO TEASER Vacances Mahajanga 8 – Botry
    Newsmada - 11:37 Sep 05, 2024
    Larguer l’amarre, orienter les voiles. La mer joint les régions qu’elle sépare

2565 items