Newsmada

Found 2565 news

  • Depiote Zavamanitra : fanamby ny hampandroso an’i Fandriana
    Newsmada - 05:50 Aug 17, 2024
    Tomefy olona ny kianjan’i Beapombo, Fandriana, omaly. Tafapetraka amin’ny fomba ofisialy eo amin’ny toerana maha solombavambahoaka azy Andriamiharivolamena Zavamanitra. Notontosaina omaly, ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny so­lom­bavambahoakan’i Fan­dri­ana, Andriamihari­vola­mena Liva Zavamanitra. Ny filoha lefitry ny Antenimieram­pire­nena ho an’ny faritanin’i Fia­narantsoa no nametraka ny samboady ho marik’izany. Va­hoaka maro no […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 05:49 Aug 17, 2024
    Hanamboatra Chips ny distrikan’i Mananjary, amin’ny alalan’ny milina hanodim-bokatra napetraka any an-toerana. Mahatratra 60 000 taonina isan-taona ny vokatra, toy ny soanambo, ny akondro, ny vomanga, izay azo hahodina ho fampiroboroboana ny toekarena sy ny fiharian’ny mponina. Hanohana ara-bola ireo mpandraharaha misehatra eo amin’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovain-jafy ny minisitera […]
  • Fampandrosoana ny toekarena : voafaritra ireo paikady fifanakalozana ara-barotra
    Newsmada - 05:49 Aug 17, 2024
    Hotohizana ny fampiasana ny haitao ara-kajy mirindra, ny fanatsarana ny lalàna samihafa mifehy ny varotra avy amin’ ny minisitera isan-tsokajiny. Ireo no nivoitra nandritra ny fakan-kevitra handrafetana ny paikady nasionaly momba ny fanamorana ny fifanakalozana ara-barotra eto Madagasikara. Tanjona, araka izany, ny hampihena ny fotoana sy ny vola lany amin’ny […]
  • Fampandrosoana eny ifotony: hofanina ireo mpitantana ny kaominina
    Newsmada - 06:50 Aug 16, 2024
    Miditra amin’ny andiany fahatelo ny Paikady fampandrosoana eny ifotony anivon’ny kaominina, izay tafiditra anatin’ny fanohanana sy famatsiam-bola ataon’ny va­hoaka amerikanina, amin’ny alalan’ny Sampandraharaha misahana ny fampandrosoana iraisam-pirenena (USAID). Ny Pnud eto Madagasikara no manatanteraka izany amin’ny tetikasa Rindra hifarana amin’ny taona 2026. Faritra dimy no hiasany, amin’ny kaominina miisa 100, […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 06:50 Aug 16, 2024
    Ny taona 2018 sy 2020 no tena nahitana fahamaizana ala be indrindra teto Madagasikara, nahatratra 107 000 ha.Vinavinaina tsy ho lavitra io tarehimarika io ny mety hisy eto amintsika amin’ity taona ity, raha tsy misy ny fitandremana sy ny fepetra mifanaraka amin’zay. Manodidina ny 450 tapitrisa dolara isan-taona ny tomban’ny […]
  • Toetr’andro miovaova : mahazo vahana ny gripa mahery
    Newsmada - 06:49 Aug 16, 2024
    Efa miditra tsikelikely amin’ny vanim-potoana mafana isika eto Madagasikara amin’izao fotoana. Na izany aza, mbola mifandimby hatrany ny hatsiaka sy ny hafanana, raha ny zava-misy. “Miteraka aretina eo amin’ny vatan’ny olombelona, indrindra ho an’ny marefo izany zava-misy izany”, hoy ny Dr Rakotonindrainy Norbert, mpitsabo etsy 67 ha. Anisan’ny tena mirongatra […]
  • Fanampiana ny maha olona: tanjona ny hamonjy sy hiaro aina mandritra ny hamehana
    Newsmada - 06:49 Aug 16, 2024
    Andro iraisam-pirenena ho an’ny fanampiana ny maha olona ny 19 aogositra, hanomezan-danja ireo mpisehatra eny ifotony mitondra izany fanampiana izany ho an’ny vondron’olona marefo rehefa ao anatin’ny hamehana. Firenena fahafolo maneran-tany misedra ny vokatry ny rivodoza, isan-taona, i Madagasikara ary voalohany aty Afrika. Manana rafitra napetraka ny fanjakana eto Madagasikara […]
  • Échecs – “Mada 2024” : ho fantatra anio izay ho tompondaka
    Newsmada - 07:40 Aug 14, 2024
    Notanterahina nanomboka ny 10 aogositra lasa teo, tany Moramanga, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Échecs, sokajy Seniors, lahy sy vavy. Araka ny fanazavana nomen-dRambolama­lalatiana Haja, tale teknika nasionalin’ny Federasiona malagasin’ny lalao Échecs, omaly, hifarana anio ny fifanintsanana ary hofantatra izay ho solontenan’i Madagasikara amin’ny fifanintsanana iraisam-pirenena, ny taona […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 07:40 Aug 14, 2024
    Voatendry hitsara ny lalao mandritra ny fifaninanana « Nations League Africa 2 », izay hatao any Kampala Ouganda, ny mpitsara iraisam-pirenena, basikety 3×3, U23, Andriamanantsoa Tojonirina Harilala. Fire­nena miisa 12, izay sokajy enina vehivavy sy enina lehilahy no mandray anjara amin’ity fifanintsanana ity. Raha tsy misy ny fiovana, hivoaka ny 18 aogositra […]
  • Tsipy kanetibe: lasan’i Lesakely ny amboara
    Newsmada - 07:40 Aug 14, 2024
    Norombahin-dRatsimbazafy Hajatiana (Lesakely) ny am­boara tamin’ny fifaninanana ho an’olon-tokana, taranja tsipy kanetibe, natao tany Romans-sur-Isère, ny alatsinainy lasa teo. Fihaonana nahavory mpandray anjara miisa 300 mahery, manerana an’i Frantsa. Resin’i Lesakely teo amin’ny famaranana, tamin’ny isa 13 no ho 8, i Marzouk. Teo amin’ny “mène”, roa voalohany ihany no nitarika […]
    Tags: Lesakely
  • Rugby : Zarasoa, Malagasy milalao ao amin’ny XV de France
    Newsmada - 07:39 Aug 14, 2024
    Mandalo eto an-tanindrazana i Zarasoa (Zarah), ilay tovovavy malagasy milalao rugby, mandrafitra ny XV de France. Nohararaotina ny fahitana azy, ka nitantarany ny fiainany sy ny fahitany ny baolina lavalava malagasy. Malagasy voalohany mandrafitra ny XV de France, amin’ny taranja rugby, i Macquart Zarasoa (Zarah). Mizaka zom-pirenena roa ny tovovavy […]
  • Mitaky fitandremana : maro ny mandiso tantara
    Newsmada - 07:38 Aug 14, 2024
    Manomboka liana ny Mala­gasy! Tao anatin’ny dimy taona, nitombo sy nivelatra be ny sehatra ahafahana milaza hevitra sy maneho momba ny tantara. Nitombo nanaraka izany ihany koa ny isan’ireo mpampahafantatra (mpika­roka, mpampianatra, olona tsotra, mpahay tantara…) tantara. Tranga mitaky fitandremana fatratra, satria, mety hitarika any amin’ny fahadisoana goavana any aoriana. […]
  • Muay Thaï -“Gildas Fight Night”: fankalazana ny faha-60 taonan’ny Maître Gildas
    Newsmada - 06:37 Aug 13, 2024
    Mankalaza ny faha-60 taonany ny Maître Razanajatovo Gildas. Ho fankalazana sy ho fanamarihana izany, hisy ny ady eo amin’ny taranja Muay Thaï, hatao ny sabotsy 17 aogositra ho avy izao. Ady 16 no hitranga amin’io fotoana io, eny amin’ny Henri Fraise An­ko­rondrano. Hiavaka sy ho avo lenta tanteraka ireo ady […]
    Tags: Muay
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 06:37 Aug 13, 2024
    Norombahin’ny ekipa malagasy, nahitana an’i Hery Morondava, Sedrick ary i Donald indray ny Supra National Top 1 000, Le Puy en Velay, taranja tsipy kanetibe. Fihaonana, natao tany France, afakomaly. Tsiahivina fa tafiditra ao anatin’ny «Tournée Estivale 2024» izao lalao izao. Resin’ny Rosa Club de l’Imerina, tamin’ny isa 18 no ho […]
  • Handball – sokajy zandriny : nanao pao-droa ny HCEST
    Newsmada - 06:37 Aug 13, 2024
    Tontosa ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja handball, sokajy Minimes sy Cadets ary Juniors. Nanao pao-droa ny ekipan’ny HCEST (Handball club espoir sportif de Tuléar). Samy norombahiny avokoa ny teo amin’ny sokajy roa, Minimes sy Cadets. Nandresy ny ekipan’ny Solidaire Boeny ny […]
  • Baolina kitra – Amboaran’i Afrika : hanainga amin’ny alahady izao ny Elgeco Plus
    Newsmada - 06:37 Aug 13, 2024
    Vonona ny Elgeco Plus hiatrika ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, taranja baolina kitra. Lalao hifanandrinana amin’ ny Club Desportivo Da Lunda Sul. Miisa 28 ireo handrafitra ny delegasiona malagasy, hanafika atsy Angola. Ao anatin’ny tsipika ma­hitsy farany amin’ny fanomanana ny dingana savaranonando hiadiana ny amboaran’ny Kaonfedera­si­o­na, ankehitriny, ny Elgeco Plus […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 06:36 Aug 13, 2024
    Mitohy hatrany ny fanomezana fiofanana ataon’ny Fitaleavana misahana ny fampiofanana sy ny fanamafisana ny fahaiza-manao eo anivon’ny Fitaleavana ankapoben’ny fampiroboroboana ny fampananana asa. Manomboka ny tapaky ny volana septambra no hanatontosana izany ho an’ireo izay liana . Tafiditra amin’ny tetikasa «Vinanasa mendrika» ny fanomezana fiofanana. Nanamafy ny fahalalana mahakasika ny […]
  • Tetikasa Volobe: tafapetraka ny vato fehizoro
    Newsmada - 07:07 Aug 12, 2024
    Napetraka ao amin’ny fokontany Ambodimanga, kao­minina Ambodilazana, distrikan’i Toamasina II, ny zoma teo, ny vato fehizoro hanombohana ny tetikasa Volobe. Toerana hananganana sy hametrahana ireo fotodrafitrasa hanatanterahina ny tetikasa. Nitarika izany ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo, Jean-Baptiste Olivier, sy ny tale jeneralin’ny CGHV, Remy Huber. Marihina fa hananganana […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 07:07 Aug 12, 2024
    Handray anjara amin’ny fihaonana antampony momba ny fiaraha-miasa eo amin’i Sina sy Afrika (Focac) atao any Beijing, ny 4-6 septambra, i Madagasikara. Lohahevitra ny hoe « Miara-miasa amin’ny fampiroboroboana ny fanavaozana sy fananganana vondrona Chine-Afrika avo lenta ho an’ny hoavy iombonana ». Laharaham-pahamehan’ny fanjakana ny “Medium Ring Tana”. Tetikasa hananganana zotra fitaterana […]

2565 items