Newsmada

Found 2940 news

  • Réhabilitation de la RN2: des progrès appréciables constatés
    Newsmada - 05:01 Mar 24, 2026
    La réhabilitation de la route nationale (RN) 2 reliant Antananarivo- Toamasina affiche des progrès notables et les usagers le ressentent. D’autant plus que les entreprises en charge des travaux s’attèlent à la tache depuis 2024 pour faciliter la circulation sur cette route considérée comme étant les artères de l’économie malgache. […]
  • CEO Summit: plus de 18 pays attendus à Antananarivo
    Newsmada - 05:01 Mar 24, 2026
    Antananarivo s’apprête à devenir, les 9 et 10 avril prochains, l’épicentre des réflexions économiques régionales avec la deuxième édition du CEO Summit Indian Ocean. A quelques semaines de l’événement, les organisateurs, à savoir le Syndicat des Industries de Madagascar (Sim) et l’agence Becom, annoncent la parti­cipation de délégations issues de […]
  • Airtel: Fanampiana ho an’ny traboina any Mahajanga
    Newsmada - 04:48 Mar 24, 2026
    Ankoatra ny rivodoza Gezani tany Toa­ma­sina, tsy nijery fotsiny ny traboina tratry ny rivodoza Fytia tany Boeny sy Betsiboka ny orinasa Airtel Madaga­sikara sy ny Fondation Airtel Afrika. Tokantrano miisa 500 no nisitraka fanampiana vonjitaitra sy sakafo tany Maha­janga, hitsinjovana ireo tratry ny fahasimbana vokatry ny orambe. Nitohy tany amin’ny […]
  • TARATRY ny KANTO
    Newsmada - 04:47 Mar 24, 2026
    Namoaka ny « Efa fantatrao » Raboussa. Rakitsary vaovao, saingy ny hira kosa efa heno taloha tany. Ny tena marina, ny fiverenany no nalaina tamin’ny hira noforonin’i Donat Rasamimanana nampihirainy an’i Fafah tamin’izany io. Notanan-dRabousa ny fiverenana, nampiany ny aingam-panahiny ka namoaka vokatra vaovao hoentiny hamakivaky ny taom-pampisehoana 2026. Maromaro […]
  • Noely Sakelidalana: Hotsaroana an-kira ny Raharaha 1947
    Newsmada - 04:47 Mar 24, 2026
    Feo miavaka tsy manam-paharoa. Nandravaka ireo hira mandona fanahy, mamelombelona ny fitiavan-tanindrazana. Izany no nahafantarana an’i Noely Sakelidalana. Hoentiny an-tsehatra mandritra ny fahatsiarovana ny 29 marsa izany. Raha vao hoe Sakelida­lana, i Noely no mby ao an-tsaina. Raha vao ma­heno Sakelidalana ihany koa, dia ireo hira maneho ny tolom-panafahana nandritra […]
  • Baolina kitra – PFL : Manamafy ny toerany ny Disciples Fc
    Newsmada - 04:48 Mar 23, 2026
    Notontosaina ny faran’ny herinandro teo, ny andro fahasivy sy fahafolon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL)”. Ho an’ny kaonferansy Atsimo, mbola mitana ny lohany sy manamafy ny toerany, ny Disciples Fc Vakinankaratra. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 4 no ho 2, ny As Ste Anne, […]
  • XXL Smatchin Ao Tsara: Tompondaka ny IUM sy ny Umagis
    Newsmada - 04:48 Mar 23, 2026
    Nifarana, omaly teny amin’ny Lapan’ny fanatanajahantena Mahamasina, ny fifaninanana XXL Smatchin Ao Tsara, andiany faha-12. Voahosotra ho tompondaka ny Umagis sokajy lehilahy sy ny IUM sokajy vehivavy. Lalao famaranana tena nampitaintaina ny teo amin’ny sokajy lehilahy ary tany amin’ny segondra farany vao fantatra ny tompondaka. Isa 1 monja (76 no […]
  • DAKA AN-JORONY: Mason-tsokina, mason’omby io
    Newsmada - 04:47 Mar 23, 2026
    Amin’ny fiainana, samy manana ny tanjony ny olona tsirairay avy. Tsy misy maniry ny ho resy izany fa ny ho tafavoaka ka tafita no tanjona. Toy izany koa amin’ny fanatanjahantena, ny handrombaka fandresena ka hibatana ny amboara no hilofosana andro aman’alina. Na izany aza, toy ny mason-tsokina, mason’omby io. Samy […]
  • Rallye Malagasy : Voafidy ho filohan’ny federa­sionina Rabekoto Jeannot
    Newsmada - 04:47 Mar 23, 2026
    Nohamafisin’ny mpifidy ny toeran’ny filohan’ny tetezamita, nitantana ny “Federation sport automobile malagasy” (FSAM). Hitantana izany mandritra ny efa-taona Rakotobe Jeannot, izay mandimby an-dRakotofiringa Jimmy. Rabekoto Jeannot, fantatry ny rehetra amin’ny solon’anarana hoe : Nonot no lany hitantana ny Federation sport automobile malagasy (FSAM), mandritra ny fotoam-piasana 2026-2030. Tontosa afakomaly, teny amin’ny […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:46 Mar 23, 2026
    Natsahatra vonjimaika ny asan’ilay orinasa mpitrandraka vato fanorenana trano eny Ambohima­laza. Voamarina nandritra ny fanadihadiana sy fidinana ifotony notanterahin’ny One sy ny Medd ary ireo manam-pahefana isan-tsokajiny fa mivarina mivantana any an-drenirano ka mandoto ny rano manodidina ny rano avoakan’ity orinasa ity. Nodidina hanamboatra ny fotodrafitrasa misy fahasimbana ny orinasa […]
  • Alahamadibe 2026 : Vohitra maro no nankalaza izany
    Newsmada - 05:05 Mar 21, 2026
    Fankalazana ny andro voa­lohany amin’ny volana voalohany amin’ny fanandroana isa lava, ny Alahamadibe. Fomba nankalazain’ny vohitra maro, indrindra teto Imerina izy ity, ary efa nandritra ny taona maro izany. Mbola mitohy mandraka ankehitriny, ary mihetsiketsika amin’ny fampahafantarana sy ny fanohizana ho an’ny taranaka ihany koa ireo mpandala ny Alahamadibe. Ny […]
  • Taombaovao malagasy : Nitombo isa ireo liana, nivelatra ny hetsika
    Newsmada - 05:05 Mar 21, 2026
    Tontosa soa aman-tsara! Nitombo laza, nitombo hadiry, niha maro mpanaraka koa ny taombaovao malagasy. Nilanona i Mahamasina, hatreny Andohalo. Andro fiasana ny alakamisy teo. Fa tsy naha­sakana ireo hetsika marobe nanamarihana ny taombaovao malagasy izany. Nivelatra be raha noharina tamin’ny taon-dasa ny fankalazana tamin’ity, izay tetsy Mahamasina ny ivony. Raha […]
    Tags: Nitombo
  • Pureplay Football League : Hanala vela amin’ny Disciples ny Ste Anne
    Newsmada - 05:04 Mar 21, 2026
    Hotanterahina amin’ity faran’ny herinandro ity ny andro fahafolon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madaga­sikara na “Pureplay Football League (PFL)”. Anisan’ny lalao andrasan’ny maro ny fi­haonan’ny Disciples FC Va­kinankaratra sy ny AS Ste Anne ao amin’ny kaonferansy atsimo. Raha tsiahivina, mitarika vonjimaika ny Disciples, manana isa 23, tsy mbola resy mihitsy. Fahatelo […]
  • « She leads the games, 3X3 »: Klioba 80 hampiseho ny talentany
    Newsmada - 05:04 Mar 21, 2026
    Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny fifanina­nana “She leads the game”, taranja basikety 3×3. Klioba 80 no hampiseho ny talentany.­ Vehivavy 300 avy amin’ ny klioba 80 no hifani­nana amin’ilay hetsika « She leads the games », hi­zotra etsy amin’ny Kianja mi­tafon’i Mahamasina, anio, taranja basikety 3X3. Ny […]
    Tags: Klioba
  • Muay Thai : Hizara traikefa ny Maître Gildas
    Newsmada - 04:41 Mar 19, 2026
    Toy ny efa fanaony, tsy mi­tsahatra ny mampiroborobo ny taranja muay thai, ny Maître Razanajatovo Gildas. Hisy ny fiofanana Kru Muay Thai ho­meny ny 27, 28 ary 29 marsa izao, ao amin’ny Henri Fraise Ankorondrano. Tohin’ny fiofanana izay nataony tany Thaï­lande ka nahazoany ny mari-pahaizana « intsructeur international » no […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:41 Mar 19, 2026
    Tafita any amin’ny ampahefa-dalan’ny « Ligue des Champions 2026 », taranja baolina kitra, ny Real Madrid FC, Espagne. Resin’izy ireo tamin’ny isa 2 no ho 1 ny klioba anglisy, Manchester City. Tafiditra anatin’ny lalao miverin’ny LDC, izay natao tao amin’ny Etihad Stadium. Tsy afa-bela aminn’y Real Madrid mihitsy, araka izany, […]
  • Rugby – “XXL Top 12”: Miato aloha ny fifaninanana
    Newsmada - 04:41 Mar 19, 2026
    Taorian’ny fahavitan’ny andro fahafito amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, XXL Top 12, taranja rugby dia hiato ny fifaninanana. Nambaran’ny tomponandraikitry ny Malagasy Rugby fa hotohizana amin’ny fanatontosana ny dingana ampahavalon-dalana, ho an’ny “federal 2”, izany. Hotanterahina etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka ny alahady 22 marsa ho avy izao. Anisan’ny […]
  • Baolina kitra afrikanina : Nesorin’ny Caf tamin’i Senegal ny amboaran’ny Can
    Newsmada - 04:40 Mar 19, 2026
    Nandray fanapahan-kevitra hentitra ny Caf afakomaly. Nalaina tamin’ny Lion de la Teranga ny fandresena azony tamin’ny “Can 2025” farany. Lasan’i Maroc indray izany ny amboara. Taorian’izay, hampiakatra ny raharaha any amin’ny fitsarana avo ny fanatanjahantena TAS ny Federasionin’i Senegal. Nanaitra ny mpankafy ny vaovao niparitaka afakomaly sy omaly. Nam­baran’ny Kaonfederasionina […]
    Tags: Senegal
  • TARATRY ny KANTO
    Newsmada - 04:39 Mar 19, 2026
    Eny amin’ny Doany Ambonga Ilaniara ny fanamarihana ny ivon’ny Alahamadibe 2026, anio. Toy ireo vohitra maro manerana an’Imerina, natomboka omaly tamin’ny fidiovana, ny arendrina ary ny afo tsy maty izany. Androany kosa ny « tatao », « tolotra hasina », « tsitsika sy joro », « tsodrano sy zara hasina » ary ny fitokanana ny lapa. Ny vondrona […]

2940 items