Newsmada

Found 2940 news

  • “Ligue des champions”  : Hanala vela amin’ny PSG ny Liverpool
    Newsmada - 04:45 Apr 08, 2026
    Anisan’ny lalao andrasan’ ny mpankafy baolina kitra maneran-tany, anio, ny ampahefa-dalana mandroso hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des champions”. Fihaonana hikatrohan’ny PSG sy ny Liverpool. Handray ny lalao ry zareo parizianina, ao amin’ny Kianja Parc des Princes. Vao tamin’ ny taon-dasa no nikatroka ireto ekipa ireto, teo amin’ny ampahavalon-dalana […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:44 Apr 08, 2026
    Nihaona tao amin’ny masoivohon’i Mada­gasikara tao Paris-France, omaly, Andriantsima Fane­va Ima, kapitenin’ny Barea teo aloha sy ny minisitry ny Fanatanjahantena malagasy, Rasam­bany Alain. Nifa­nakalozana hevitra ny amin’ny fomba hanatsarana ny kianjaben’i Mahamasina, hahazoana fankatoavana ka handraisana ireo lalao hataon’ny barea ny volana septambra, oktobra ary novambra 2026. Hitohy ny faran’ity […]
  • Handball – Mada Jeunes : Misongadina ny HC Est
    Newsmada - 04:44 Apr 08, 2026
    Nitohy omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakam-pirenena, taranja handball, sokajy zandriny, lahy sy vavy. Misongadina eo amin’ny vokatra azony ny ekipan’ny HC Est Atsimo Andrefana, sokajy junior, lehilahy. Fandresena telo misesy no azon’izy ireo ao amin’ny vondrona «B». Nandresy ny HTHB, tamin’ny isa 27 no […]
  • Judo-Mada 2026: Voatazon’ny Esca ny voalohany
    Newsmada - 04:44 Apr 08, 2026
    Folo taona mahery izay, tsy mbola nisy naharombaka teo am-pelatanan’ny klioban’ny Esca ny anaram-boninahitra laharana voalohany. Azon’izy ireo indray izany nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Mada­gasikara, natao teny amin’ny Kianja mitafon’ Ankorondrano, ny herinandro lasa teo. Vao tamin’ny andro voalohany dia efa nisongadina ny mpikatroka avy amin’ny Esca. Nana­marika ny […]
    Tags: Esca
  • Oniversitén’i Toamasina : Tontosa ny semineran’ny ” École doctorale”
    Newsmada - 04:39 Apr 07, 2026
    Tontosa ny zoma 27 marsa lasa teo, tao amin’ny trano fisakafoana “La Marmite “-Mangarano, ny semineran’ny «Ecole doctorale», nandraisan’ireo mpisehatra rehetra manerana ny Nosy sy ny solontena avy any Rouen sy Frantsa anjara. « Fampia­ka­rana ambony ny lanjan’ny oniversité malagasy izao fahavitan’ny seminera iraisam-pirenena izao », hoy ny talen’ny École doctorale de […]
    Tags: Tontosa
  • Fanadiovana lakandrano: Nisitraka 10 000 Ar sy vary ireo nanao asa tanamaro
    Newsmada - 04:38 Apr 07, 2026
    Notanterahina ny herinandro teo ny hetsika fanadiovana sady fanohanana ara-tsosialy amin’ny alalan’ny asa tanamaro (Himo) teto an-dRenivohitra. Niompana amin’ny fanadiovana lakandrano izany. Mirefy 15 000 m ny halavan’ny lakandrano no­diovina amin’ireo boriborintany enina. Anisan’izany ny eny Andohatapenaka II , Androndra Ampamantanana, Ankatso, Antanimora, Am­pa­sa­nimalo, Ambohipo, Mandro­seza Ankazomanga, Andrano­mahery, Ankorondrano, Ano­si­be Ouest II, […]
  • Handball – Mada sokajy zandriny : Hitiliana ireo hanao IHF Trophy
    Newsmada - 04:38 Apr 07, 2026
    Notontosaina nanomboka ny asabotsy lasa teo, teny amin’ny Kianjan’ny Ankoay Ankorondrano, ny lanonana fanokafana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, sokajy zandriny, Cadet ary Juniors, lehilahy sy vehivavy. Hanana ny lanjany ity fifanintsanana ity. Mandritra izany no hanaovan’ireo teknisianin’ny Federasionina malagasin’ny handball (FMH) ny fifantenana ny ekipam-pirenena Akio, sokajy zandriny. […]
  • Volley-U19: Tompondaka ny MVBC sy ASI
    Newsmada - 04:37 Apr 07, 2026
    Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, latsaky ny 19 taona, lahy sy vavy, taranja Volley-ball. Voahosotra ho tompondaka teo amin’ny sokajy vehivavy ny ekipan’ny MVBC Boeny, rehefa nandavo ny GNVB Analamanga, tamin’ny seta 3 no ho 1. Azo lazaina ho nahavita […]
  • « RUGBY AROI 2026 » : Tsy nisy nivoaka teto Madagasikara ny amboara
    Newsmada - 04:37 Apr 07, 2026
    Norombahin’ny Makis avokoa ny amboara rehetra nandritra ny fifaninanana aty amin’ny ranomasimbe Indiana,  « Aroi », sokajy U16, lehilahy sy ny U18, lahy sy vavy. Fahombiazana no azon’ny ekipam-pirenena malagasy Makis nandritra ny fifanintsanana Rugby aty amin’ny ranomasimbe Indiana «Aroi», ho an’olona fito. He­tsika izay natao tetsy Ando­hatapenaka, ny faran’ny herinandro teo. […]
  • Mila tolo-tanana: Mandalo tsy fahasalamana i Honorat
    Newsmada - 05:00 Apr 04, 2026
    Araka ny vaovao nampi­tain’i Eric Fou Hehy, mandalo tsy fahasalamana i Honorat Herisolomahefa na i Honorat Fou Hehy. Fantatra avy amin’ io antso ho an’ny malala-tanana nataon’i Eric io fa ilana fandidiana maika any am-pitandranomasina ity anisan’ ny zoky sy andrarezin’ny ha­tsikana malagasy ity. Hisy « urne » hitsangana eo […]
  • Efitrano Clarisse Ratsifandrihamanana: Tsangambaton’ny faha-100 taonany
    Newsmada - 05:00 Apr 04, 2026
    Andrarezin’ny soratra. Feno 100 taona i Clarisse Andriamampandry Ratsifandriha­manana. Hisy lanonana hifandraika amin’izany vanim-potoana lehibe izany eto an-dRenivohitra. Ny alarobia 8 avrily izao, etsy amin’ny Trano Sary Ambohidahy, fankalazana ny faha-100 taona nahaterahan’i Clarisse Andria­mam­pandry Ratsifandrihamanana. Fotoana hitokanana ilay efi­trano nampitondraina ny anarany ao amin’ity toerana ity ihany koa io. […]
  • Judo-Mada 2026 : Hanomanana ny ho tompondakan’i Afrika
    Newsmada - 04:59 Apr 04, 2026
    Tontosa ny alakamisy sy omaly zoma, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, sokajy rehetra, taranja judo. Nahatratra 368 ny mpandray anjara, avy amin’ny ligy 8. Teo ihany koa ny Diaspora miisa 2. Ho fanomanana sy fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, Cadets sy Juniors, hatao any […]
    Tags: Afrika
  • Rugby Aroi : Manjakazaka ny Makis an’i Madagasikara
    Newsmada - 04:59 Apr 04, 2026
    Tontosa omaly, tetsy amin’ny Kianja Makis Andoha­tapenaka ny andro voalohany hiadiana ny ho tompondakan’ ny ranomasimbe Indiana, taranja rugby lalaovin’olona 7, sokajy zandriny, U18, vehivavy sy lehilahy ary U16, lehilahy. Fifaninanana karakarain’ny fikambanan’ny rugby aty amin’ny ranomasimbe Indiana (Aroi) izy ity. Raha ny vokatra ho an’ity fanombohana ity, manjakazaka ny […]
  • Kianja Barea Mahamasina : Mety hovaina «synthètique» ny bozaka filalaovam-baolina
    Newsmada - 04:59 Apr 04, 2026
    Hatao artifisialy (synthètique) ny bozaka natoraly ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina, araka ny fanadihadiana natao tamin’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Rasambany Alain Désiré. Efa miroso amin’ny fikarakarana izany ny fanjakana, ankehitriny. Nambaran’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Rasa­m­bany Alain Désiré, omaly, teny Ambohijatovo, fa manana […]
  • Fanohanana ny famoronana : Hampiarahina ny mozika sy ny sary
    Newsmada - 04:43 Apr 03, 2026
    Nampahafantarin’ny Al­lian­ce Française eto Anta­nanarivo indray ny fisokafan’ny «Bourse à la création 2026». Araka ny anarany, fanohanana amin’ny famoronana zavakanto izy ity, izay misokatra amin’ny Malagasy mpanakanto. Tanjona ny hamoahana tetikasa iray mifototra amin’ny fifanakalozana ara-javakanto, ka ny mozika sy ny sary no ampiarahana amin’ity. Manodidina ny lohahevitra fiarovana ny […]
  • Sehatra Ba gasy avrily 2026 : Hoentina an-tsehatra ny « Atrikefa toreo fahanginana »
    Newsmada - 04:43 Apr 03, 2026
    Ahenoina lohahevitra maro ny hira ba gasy. Ao ny fitiavan’olon-droa, lahy sy vavy, hanina ilay tanàna nahabe, vohitra niandohana. Tsy vitsy kosa ireo maneho fahanginana sy toreo. Hiavaka tsy tahaka ny nahazatra hatramin’izay ny lohahevitra, hiompana sy hanome sehatra kokoa ireo hira ba gasy mitoreo. Na izany aza, hisy ny […]
  • Zo hisitraka fanabeazana : Nametrahana tranon’ny autisme ny EPP Vohibola
    Newsmada - 04:42 Apr 03, 2026
    Nomarihina teny amin’ny EPP Vohibola Ampandrana, omaly, ny Andro maneran-tany hankalazana ny fanentanana sy fampahafantarana momba ny autisme, antsoina hoe «olona hafakely», eto amintsika. Nanamarika izany ny fitokanana ny tranon’ny autisme, ahitana efitrano roa, ao anatin’ny EPP. Fandrai­sana anjara avy amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ho fampisitrahana ny zo hianatra ho an’ny […]
  • Nihaino ny hetahetan’ny mpiasa : Nitsidika ny Cnapmad ny minisitra
    Newsmada - 04:41 Apr 03, 2026
    Nitsidika ny Ivontoerana nasionaly misahana ny famokarana fitaovana pedagojika sy didaktika (Cnapmad) ny delegasionina notarihin’ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena Rajaonarison Sendra Nirina, omaly. Ivontoerana iray eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, manana traikefa 42 taona, ary mamelona mpiasa manodidina ny 150 isa ny “Cnapmad”. Izy ireo izay miandraikitra ny famokarana ny fitaovana […]
  • Fandrindram-piterahana : Ilaina ny fanabeazana ara-pananahana
    Newsmada - 04:41 Apr 03, 2026
    Ahafahana misoroka ny vohoka tsy nirina, mitondra amin’ny fanalan-jaza sy fahafatesana, ny fizarana fahalalana ho an’ny ankizy sy ny tanora momba ny fanabeazana ara-pananahana. Taorian’ny famoahana ny vokatry ny fanadihadiana nasionaly momba ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana, taona 2024-2025, nisongadina fa tandindomin-doza ny fahasalaman’ny tovovavy eto amintsika. Adolan­tsento 15- 19 taona […]

2940 items