Newsmada

Found 2565 news

  • FOFIFA: mikatso ny asam-pikarohana rehetra
    Newsmada - 07:51 Aug 07, 2024
    Mijanona avokoa ny asam-pikarohana momba ny fambolena ataon’ny Foibem-pikarohana ampiharina amin’ny fampandrosoana eny ambanivohitra (Fofifa) ao anatin’izao fitokonana izao. Misy akona betsaka amin’ny fampandrosoana eny ambanivohitra izay tena miankina amin’ny fikarohana atao ny zava-misy. Ankehitriny, miombom-po sy mitaky ny fametraham-pialan’ny Tale jeneraly ihany koa ireo rantsa-mangaikan’ny Fofifa any amin’ny faritra […]
  • Minisiteran’ny fambolena: nizara masomboly hiatrehan’ ny tantsaha ny voly avotra
    Newsmada - 07:49 Aug 07, 2024
    Mitohy ny fizarana kojakojam-pamokarana ho an’ny voly avotra amin’ity taom-pambolena 2024 ity. Anisan’ny nisitraka izany ny tantsaha any Alaotra Mangoro sy Bongolava. Mitohy ny fanohanana avy amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae) ny tantsaha mahafeno fepetra mahaloa ny 10% ny vidin’ny kojakojam-pamokarana. Voakasik’izany ny entina hiatrehana ny voly avotra […]
  • Indray mijery
    Newsmada - 07:46 Aug 07, 2024
    Nidinika niaraka tamin’ny tomponandraikitry ny BNGRC ireo solontena avy ao amin’ny Unicef ny herinandro lasa teo, tetsy amin’ny Foiben’ny BNGRC. Miompana amin’ny dingana arahina amin’ny fanafarana sy famoahana ireo kojakoja maha olona eny anivon’ny fadintseranana izany. Tsy hisy tranga miavaka mety hanova ny firafitry ny toetr’andro eto Madagasikara, amin’ity herinandro […]
  • Afa Analakely: hiatrika fifaninanana maro
    Newsmada - 11:40 Aug 06, 2024
    Ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fialantsasatra ny ankizy amin’izao fotoana izao. Ho an’ny sekolin’ny baolina kitra, Analakely Football Academy, Afa, maro ny fifaninanana miandry azy ireo. Ho an’ny zazalahy U13, handray anjara amin’ny « Orange Challenge », fifanin­tsanana izay karakarain’ny Orange sy ny Union des clubs et écoles de Foot (Ucef), any Mahajanga, manomboka […]
  • MFM: “Fahadisoana bevava raha tsy hatao ny fifidianana kaominaly”
    Newsmada - 11:32 Aug 06, 2024
    Nitondra ny fijeriny momba ny teo-draharaha politika eto amin’ny Nosy ny antko MFM. Mila atao amin’ity taona ity ny fifidianana kaominaly, araka ny heviny. “Fahadisoana bevava ny zava-misy, raha tsy hatao ny fifidia­nana kaominaly eto Mada­gasikara amin’ity taona ity. Ny hevitry ny MFM: tokony hatao amin’ity taona ity ny fifidia­nana.” […]
  • Afrika Atsinanana U12: 6 mianadahy hiatrika ny fifaninanana
    Newsmada - 11:26 Aug 06, 2024
    Hotontosaina any Maputo Mozambika, manomboka anio hatramin’ny 10 aogositra ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika aty amin’ny faritra Atsinanana, taranja tenisy, ho an’ny lalao isan-tarika, sokajy zandriny U12, lahy sy vavy. Miisa enina mianadahy izy ireo no hiatrika izany, ka ny telo lehilahy ary ny telo ambiny […]
  • Kitra – Amboaran’ny Caf: hanainga ny 18 aogositra izao ny Elgeco Plus
    Newsmada - 11:23 Aug 06, 2024
    Araka ny vaovao nampitan’ ny loharanom-bavao iray avy eo anivon’ny klioba Elgeco Plus, ny 18 aogositra izao ity ekipa ity no hanainga eto Ma­dagasikara ho any Luanda. Raha ny fanazavana voaray hatrany, hanao “escale” ao Addis-Abeba izy ireo ary ny 19 aogositra vao hamonjy an’i Angola. Tsiahivina fa hiatrika ny […]
  • Tsipy kanetibe – «Mada 2024»: hiatrika ny «Tournoi de St Pierre» i Drogba sy i Misa
    Newsmada - 11:18 Aug 06, 2024
    Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara ho an’ny olon-droa miaraka, lehilahy, eo amin’ny taranja tsipy kane­tibe ny ekipan’ny Mama. Norombahin-dry zalahy, araka izany, ny tapakila handehanana atsy La Réunion. Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, teny amin’ny Kianja Tonga­rivo, ny fifaninanam-pirenena taranja tsipy kanetibe, ho an’ olon-droa. Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara, ny […]
  • Johary au CCESCA : un bouquet de voix pour Kintana Telo
    Newsmada - 08:28 Aug 05, 2024
    Hier après-midi au CCESCA Antanimena, les tubes inoxydables de Kintana Telo ont résonné avec une intensité nouvelle, interprétées avec passion par le groupe Johary, le temps d’un concert empreint de nostalgie. C’est à Salomon, le dernier membre encore en vie du trio, que revient l’honneur d’inviter sur scène et de […]
  • Championnat national de pétanque: la doublette Drogba-Niaina en pleine réussite
    Newsmada - 08:21 Aug 05, 2024
    Une nouvelle équipe doublette masculine a été couronnée championne de Madagascar, lors du sommet national de pétanque hier au boulodrome Fitaratra de Tanjombato. Jean Rasolonjatovo (Drogba) et Niaina Thiery Rakotoarisoa, membres du club bouliste Mama (CB Mama), ont remporté le titre. En finale, le duo Drogba-Niaina a écrasé la doublette […]
  • Jeu d’échecs à Analamanga: Toavina remet les pendule à l’heure
    Newsmada - 08:16 Aug 05, 2024
    Toavina Razanadrako­toarisoa, jeune Maître FIDE (MF), a brillamment remporté le championnat régional Open d’Analamanga, samedi à l’Espace Tamtam Tala­ta­maty. Toavina a accumulé 7,5 points au cours des 9 rounds, avec 6 victoires et 3 nuls. Classé initialement à la quatrième place, il a dominé les numéros 2 et 3, à […]
  • Basket – Madagascar U14: Fandrefiala et BC Est au pinacle
    Newsmada - 08:09 Aug 05, 2024
    Le rideau est tombé sur le championnat de Madagascar de basket U 14 ans, après neuf jours d’hostilités au Com­plexe sportif de Mahajanga. Hier, à l’issue des deux finales, Fandrefiala d’Anala­manga chez les filles et de BC Espoir Sportif Toliara d’Atsi­mo Andrefana chez les garçons, ont été sacrés. Au terme […]
  • Natation – JO de Paris: un nouveau record national pour Holy Antsa
    Newsmada - 08:04 Aug 05, 2024
    Holy Antsa Rabejaona a signé un record de Mada­gascar de 27’’12 sur 50 m nage libre, samedi, dans le bassin olympique de Paris La De­fense Arena. C’est une belle première expérience olympique pour elle. Relève par excellence de la natation malgache, Holy Antsa Rabejaona continue d’impressionner. A défaut d’un podium […]
    Tags: Paris
  • IO VACANCES MAHAJANGA 3
    Newsmada - 05:50 Aug 03, 2024
    Ode aux vacances, le temps suspend son vol à Majunga
  • CNEC : Ambatolaona Zandary 69 nahazo “brevet”
    Newsmada - 05:37 Aug 03, 2024
    Nifarana omaly ny fiofanana «Commando Apinga» nata­on’ireo zandary teo anivon’ny FIGN sy ny GSIS Ivato, teny amin’ny foibem-pirenena fiofanana «Commando Amba­to­laona na CNEC, an’ny Tafika Malagasy eo anivon’ny Bataillon voalohan’ny mpilatsaka an’elonaina. Misokatra ho an’ireo hery rehetra amin’ny famolavolana ireo mpitandro filaminana ho lasa Commando ny CNEC Ambatolaona. Araka izany, […]
    Tags: CNEC
  • Fofifa : mitaky ny hialan’ny tale jeneraly ireo mpiasa
    Newsmada - 05:37 Aug 03, 2024
    Tapitra ny fe-potoana 72 ora nomen’ireo mpiasan’ny Foibem-pikarohana ampiharina amin’ny fampandrosoana eny ambanivohitra (Fofifa) hialan’ny tale jeneraly am-perinasa. Miroso amin’ny fitokonana faobe ireo mpiasa. Mitokona sy mitaky ny fanesorana ny tale jeneraly am-perinasa ny Foibem-pikarohana ampiharina amin’ny fampandrosoana eny ambanivohitra (Fofifa) ireo mpiasa manerana ny Nosy taorian’ny fe-potoana 72 ora […]
    Tags: Fofifa
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 05:36 Aug 03, 2024
     Milanja 495 taonina ireo vokatra kafe naondran­tsika ny taona 2020 raha toa ka nahatratra 43 587 taonina izany ny taona 1999. Tsy nitsahatra mito­tongana ny famokarana. Manoloana ireo olana sedrain’ny mpamokatra sy ny lalam-pihariana. Nijery vahaolana maharitra hametrahana ireo paikady ho­entina hampiroboroboana ny seha-pihariana sy ny sehatra ara-barotra ny minisiteran’ny […]
  • Base Toliara : tsy manelingelina ny jono ny fiantsonan’ny sambo
    Newsmada - 05:36 Aug 03, 2024
    Anisan’ny nanatrika ny fakana ny hevitry ny vahoaka, mahakasika ny Fanadiha­diana ny fiantraikan’ny tetikasa ara-tontolo iainana (EIE), natao ny taona 2013-2015 tany Toliara, i Emmerand Joseph, mpikambana ao amin’ny fikambanana Akio Viko. Noraisin’ny Base Toliara da­holo ny fanehoan-kevitra sy ny ahiahin’ny mponina. Efa nanome toky ny orinasa fa tsy hanakana […]
  • Arnaque sur le recrutement au sein du MTP: un homme placé en détention provisoire
    Newsmada - 05:49 Aug 02, 2024
    Se faisant passer pour un responsable de recrutement de fonctionnaire au sein du ministère des Travaux pu­blics (MTP), un homme soupçonné d’usurpation d’identité et d’escroquerie auprès de plusieurs personnes, vient d’être placé en détention préventive à An­tanimora, après son audition hier au tribunal de première instance d’Antanana­rivo. L’arrestation de cet […]
  • Filière pêche à Toliara: Base Toliara se présente comme une bouée de sauvetage
    Newsmada - 05:48 Aug 02, 2024
    Le projet de construction de la jetée de Base Toliara est en bonne voie et promet de ne pas nuire aux activités de pêche des communautés Vezo, selon les représentants des associations locales Akio Viko et « Fikambanan’ny mpivarotra Fia à Toliara » (Fimpifima). Joseph Emmerand, membre de l’association Akio […]

2565 items