Newsmada

Found 2565 news

  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:51 Jul 15, 2024
    Hiara-hiasa ny APMF sy ny polisim-pirenena amin’ny fanotana « Pièce d’identité de Marin » (PIM) ho an’ireo tantsambo malagasy. Mahatratra 11 000 ireo tantsambo teratany malagasy ary miasa eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena avokoa ny 5 000 amin’ireo. Hanamafy ny fitokisan’ireo mpampiasa, ny mpampitao sy ny tompon-tsambo, ny fitokisan’ireo firenena hafa ny tantsambo malagasy mandalo […]
  • Paositra malagasy: nisitraka fampitaovana ireo fakitera
    Newsmada - 04:51 Jul 15, 2024
    An-tapitrisa isan-taona ny taratasy zarain’ny Paositra malagasy (Paoma) raha ana hetsiny kosa ireo entana tanteriny manerana ny Nosy. Nisy, araka izany, ny fampitaovana, toy ny moto, kitapo (sac porte-document et sac à dos) an’ireo faktera maherin’ny 200 eo anivon’ny Paoma tetsy Alarobia, ny zoma teo, hanatsarana ny fomba fiasa sy […]
    Tags: Paositra
  • Fitsinjovana ny mpanjifa : azo aloa tsikelikely ny entana
    Newsmada - 04:50 Jul 15, 2024
    Lafo ny vidim-piainana, ankehitriny. Izany no nahatonga ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny Accès banque sy ny tranombarotra Taïwan motor, hitsinjovana ny mpanjifa. Azo aloa tsikelikely ao anatin’ny 24 volana ny vidin’ny moto. Tolotra manan-kery nanomboka tamin’ny fiandohan’ny volana jolay teo. Nambaran’ny tomponanandraikitry ny Taïwan motor, Tsifaniaina Henintsoa, fa afaka misitraka […]
  • RAKOTO FRAH JUNIOR
    Newsmada - 15:02 Jul 13, 2024
  • Rehefa fady dia fady : mila omen-kasina indray ny ankohonana
    Newsmada - 05:19 Jul 13, 2024
    Tsy mandeha amin’ny laoniny ny fiainam-piarahamonina malagasy. Tsy manaraka intsony ny lamina voajanahary, ny zava-misy. Voasarontsarona amin’ny « lafo ny fiainana », fa tsy misy sahy mampibaribary ny fototry ny olana… Tranga misy any amin’ny ankohonana malagasy maro. Ray niteraka tsy mendrika ny ho fitaratry ny zanany. Reny nitondra sivy volana an-kibo, […]
  • Marinna Lemary : niverina ho Arnaah…
    Newsmada - 05:18 Jul 13, 2024
    Safidy goavana! Fa manana ny antony azy manokana, izay tsy mbola nambarany aloha hatreto i Arnaah. Eny, niverina ho Arnaah indray ny anarana entin’ity mpanakanto ity an-tsehatra, ary manaporofo izany ilay rakitsara vaovao, navoakany omaly. “Mavandy” ny loha­teniny, izay hira noforonin’i Nofar Tafara, natao hifanaraka amin’ny feo sy ny gadona […]
    Tags: Arnaah
  • Madagaslam Section Tanà : manomana fifaninanana samihafa ny fikambanana
    Newsmada - 05:18 Jul 13, 2024
    Zavakanto anisan’ny maro mpankafy sy miroborobo ny “Slam poésie”. Tsy mikely soroka ihany koa ireo tomponandraikitra manatevina ny fahaiza-manaon’ireo liana amin’izany. Mikarakara hetsika momba ny « Slam Poésie », eny amn’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM Analakely), ny Mada­gaslam Section Tanà (MST). Hetsika natao ho an’ny mpiangaly Slam poésie, indrindra ireo vao misandratra. Tanjona ny […]
  • Trophées du Jeune Entrepreneur 2024 : norombahin’i Randja Ranaivozanany
    Newsmada - 05:17 Jul 13, 2024
    Nampahafantarina tetsy amin’ny Gare Soarano, ny alakamisy teo, ireo mpandraharaha mendrika sy nandrombaka ny amboara «Trophées du Jeune Entrepreneur (TJE)», andiany 2024, hetsika izay karakarain’ny BNI Madagas­car. Miisa efatra ireo tanora mpandraharaha nandresy lahatra ny mpitsara. Norom­bahin-dRanaivozanany Randja, mpitantanana ny orinasa FOODMARK, toeram-pisakafoanana, ny TJE Croissance + raha voatondro ho […]
  • Une route fluviale le canal des Pangalanes
    Newsmada - 14:22 Jul 12, 2024
    Bruit du moteur…il traverse le fleuve pour rejoindre l’autre contrée
  • Minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana… : “Hampidirina anaty tetikasa ny fiovan’ny toetr’andro”
    Newsmada - 04:50 Jul 12, 2024
    Notanterahina tetsy Ana­lakely, omaly, ny atrikasa sy fampiofanana ireo mpiasan’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy fanajariana ny tany (MFFT). Niompana amin’ny hiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro an-tanàn-dehibe ny fampiofanana. “Hampidi­rina ao anaty tetikasa hatreny anivon’ny kaominina amin’ny faritra manerana ny Nosy izany, indrindra ny an-tanàn-dehibe”, hoy ny talen’ny teti-pivoarana eo anivon’ny MFFT, Rateloson […]
  • Tsara ny vokatra : nahatratra 3 000 t ny lavanila naondrana
    Newsmada - 04:50 Jul 12, 2024
    Nihoatra ny hatramin’izay! Nahatratra 3 000 taonina ny lavanila naondran’i Madagasikara tany ivelany, nanomboka ny desambra 2023. Fatra ambony indrindra io raha toa ka manodidina ny 2 000 taonina ny salanisa fanondranantsika isan-taona hatramin’izay. Midika izany fa manomboka miverina amin’ny toerany eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny sehatry ny lavanila malagasy, […]
  • Hazo sarobidy: tsy mirindra ny fitantanana ny hazo sy ny fanaka
    Newsmada - 04:48 Jul 12, 2024
    Miompana amin’ny fanadihadiana ara-tsiantifika ny hazo sarobidy ny tetikasa “G3D”. Manaitra ny tomponandraikitra ny mpanatanteraka azy fa tokony hisy ny lalàna sy fepetra mandrindra ny fitantanana azy ireo. Tsy hita afa-tsy eto Ma­da­gasikara ny 30% ny voamboana sy ny andra­mena (Dalbergia) sy ny 36% ny volombodipona (Diospyros). Tandindomin-doza ny 82% […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:47 Jul 12, 2024
    Natomboka tamin’ity herinandro ity ny fivo­riana hananganana ny politika nasionaly mahomby mamaritra sy mampandray anjara ireo mpiantsehatra amin’ny fampiatiana sy fampizakan-tenan’ny olona manana fahasembanana. Mila mahomby sy mitondra fanovana anaty fampanjakana ny zon’olombelona izany. Mpianatra avy amin’ny oniversite sy Lycée maro izay mivondrona ao anatin’ny tambajotran’ny tanora miaro ny fahitsiana […]
  • TEASER VATOMANDRY 4
    Newsmada - 11:21 Jul 11, 2024
  • «Euro 2024» – Espagne (2) – (1) France : mitaky ny hialan’i Deschamps ny Frantsay
    Newsmada - 04:42 Jul 11, 2024
    Nifarana teo amin’ny dingana manasa-dalana, ny dian’ny Les Bleus France teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra “Euro 2024”. Noravan’ny La Roja Espagne ny nofinofin’ny Frantsay handrombaka indray ny amboara. Ny talata lasa teo, tao amin’ny kianja Munich, lavon’ny Es­paniola tamin’ny isa tery 2 no ho 1 […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:42 Jul 11, 2024
    Hotanterahina ny sabotsy ho avy izao, etsy Mahamasina ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ny fanatanjahantena ho an’ny fampivoarana sy ny fandriampahalemana. Hisy hazakazaka iarahan’ny rehetra mihodina ny kianja, arahin’ny fiarahana manao Zumba. Ankoatra izay, eo koa ireo fifaninanana isan-tokony, ao anatin’ny firahalahiana. Hatao ny 15 ka hatramin’ny 18 jolay ho […]
  • Barea de Madagascar : hohatevenina mpilalao 4
    Newsmada - 04:41 Jul 11, 2024
    Nambaran’Andriamanampisoa Alfred, filohan’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra, teny Tsimbazaza ny talata lasa teo, fa ho hatevenina mpilalao efatra ny Barea de Mada­gas­car, mialoha ny hiatrehana ny andro voalohany amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Can 2025”. Anisan’ ireo efa mifampiresaka tsy tapaka amin’ity mpitantana ny baolina kitra malagasy ity, i Francis […]
    Tags: Barea
  • Rugby vehivavy – «Mondial D3»: hifanandrina amin’ny Samoa ny Makis Ladies
    Newsmada - 04:41 Jul 11, 2024
    Ao amin’ny sokajy “B” ny Makis Ladies amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja rugby lalaovina olona 15. Na izany aza, hidona amin’ireo ekipa ao amin’ny sokajy “A” izy ireo, araka ny fandaharam-potoana navoakan’ny International Rugby Board (IRB). Hotanterahina any Dubai, manomboka ny 27 septambra ka hatramin’ny 12 oktobra ho […]
  • Nosy-Be : Sambo kenyanina tratra nanjono an-tsokosoko
    Newsmada - 04:31 Jul 10, 2024
    Tratra tany amin’ny fari-dranomasina antsoina hoe « Ban­ce du Leven » ny sambo ke­nyanina iray, nanjono an-tsokosoko tany amin’ny 87 km, avaratra andrefan’i Nosy-Be, ao anatin’ny fari-dranomasin’i Ma­dagasikara, ny 8 jolay teo. Nan­dritra ny iraka fisafoana mahazatra nataon’ny sam­bo mpa­nara-maso Antsantsa, an’ny Foibe fanaraha-maso ny jono (CSP) no nahavitana izany. Miisa 8 […]
    Tags: Nosy-Be

2565 items