Newsmada

Found 2565 news

  • TEASER Ambatongrazaka 3
    Newsmada - 07:06 May 10, 2024
  • Filoha Rajoelina Andry: hampiroboroboina ny angovo azo havaozina
    Newsmada - 07:02 May 10, 2024
    Ao anatin’ny ezaka fanatsarana sy fitadiavana fiaraha-miasa amin’ireo firenena sy fikambanana avy any ivelany ny fitondram-panjakana. Mihatsara ary mitombo hatrany ireo firenena sy fikambanana miara-miasa amin’i Madagasikara, eo amin’ny sehatra maro. Tontosa omaly, tao Abu Dhabi, ny fihaonana teo amin’ny filohan’ny Re­pob­lika, Rajoelina Andry, sy ny talen’ny Agence internationale pour […]
  • Lay Far – “Maman Olga Rajoelina” : “Aoka tsy ho diso famindra isika mpanohana”
    Newsmada - 07:02 May 10, 2024
    Nanao fanambarana ma­noloana ny raharam-pirenena ny eo anivon’ny Lay fitiavana an’ny rehetra (Lay Far), miaraka amin’i Maman Olga Ra­joelina, ny talata teo, tetsy 67 ha. Nambaran’izy ireo fa misy ireo milaza ho ampian-tafika, tsy ampian-tafika. Ny akanga maro anefa tsy vakin’amboa, araka ny fanambarana. “Aoka isika tsy ho diso famindra […]
    Tags: Aoka
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 07:01 May 10, 2024
    Miantraika amin’ny tsena anatiny ny tsy fahamarinan-toeram-bidin’ny cacao eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Mahatratra 12 000 dolara ny iray taonina amin’ny cacao ny tapaky ny volana avrily teo, raha 4 000 dolara izany tamin’ny fiandohan’ny taona. Tsy ampy ny cacao ao Ambanja, tsy misy indostria ihany koa ao an-toerana. Horaisin’ny fanjakana an-tanana […]
  • Basikety – “Acnoa”: hiakatra kianja anio ny Ankoay
    Newsmada - 06:34 May 08, 2024
    Tonga ity ny fotoana ho an’ireo Malagasy mpilalao zandriny, Ankoay U18, lahy sy vavy. Hiakatra kianja anio, ao amin’ny Kianja mi­tafon’i Victoria Seychel­les, izy ireo, mandritra ny andro voalohan’ ny taranja basikety, amin’ny lalaon’ny “Asso­ciation Afri­caine des comités olympi­ques (Acnoa)”. Ao amin’ny vondrona A no misy ny ekipam-pirenena malagasy. Miray […]
  • pfl – Savorovoro : nofoanana ireo sazy nomen’ny CFEM
    Newsmada - 06:33 May 08, 2024
    Nivory ny 26 avrily lasa teo, teto Antananarivo, ny mpikambana eo anivon’ny vaomieran’ny fitsipi-pifehezana (codis), eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Nandray fanapahan-kevitra vaovao mahakasika ny savorovoro teo amin’ny lalaon’ny Mama FC sy ny 3FB Toliara izy ireo. Nisy andinin-dalàna enina nivoaka taorian’io, ka voalo­hany amin’izany ny fanafoanana ireo […]
  • Rugby vehivavy – Can 2024 : tanjon’i Madagasikarasy ny tsy hampitoko an’i Cameroun
    Newsmada - 06:33 May 08, 2024
    Hifantoka eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka avokoa ny sain’ny mpitia fanatanjahantena rehetra, indrindra ny rugby, amin’ity anio ity. Hifampitana mantsy ny Makis Ladies sy ny Liona tsy voafolak’i Cameroun, eo amin’ny fiadiana ny Can 2024. Hiditra amin’ny andro faharoa, anio alarobia, ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby […]
    Tags: Cameroun
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 06:32 May 08, 2024
    Vao mainka niakatra ho 7 000 Ar ny kilaon’ny tongolobe eny amin’ny tsenan’ Andravoahangy. Nambaran’ny mpivarotra fa avy any amin’ny vidiny apetraky ny mpamongady azy ireo no mahatonga izany. Nilaza indray anefa ireto farany fa ny saram-pitaterana apetrak’ireo tompona fiarabe mpitatitra mihitsy no tena lafo. Mampiranty sy mampahafantatra ny tontolon’ny […]
  • «Rallye Castien Terre d’Occitanie»: voalohany i Mika amin’ny Clio Trophy Terre
    Newsmada - 06:34 May 07, 2024
    Notanterahina tany Fran­tsa, ny 3 ka hatramin’ny 5 mey lasa teo, ny «Rallye Castien Terre d’Occitanie», dingana faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Frantsa, amin’ny rallye Terre. Nison­gadina i Mika sy i Bouget Bastien, nitondra ny fiara Renault Clio V. Norombahin’ izy mirahalahy ny voalohany teo amin’ny sokajy Clio Trophy […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 06:34 May 07, 2024
    Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy, ny faran’ny herinandro lasa teo, teny Mahamasina, ny mpikambana mandrafitra ny Federasiona malagasin’ny Taekwondo (FMTKD). Notendren’ny filohan’ny FMTKD, Rakotomanana Franck, ho tale teknika nasionalin’ny federasiona i Pharlin Dimbiniaina. Araka ny vaovao nivoaka ny sabotsy lasa teo, tany Maorisy, tsy voatazona ho mpanazatra ny ekipa nasionaly Maorisianina […]
  • Dortmund sy PSG: hiady ny tapakilan’ ny famaranana
    Newsmada - 06:34 May 07, 2024
    Tonga ity ny fotoana ho an’ny Paris Saint Germain (PSG), klioba frantsay. Tsy maintsy hanala vela amin’ny ekipan’ny Dortmund Allemagne izy ireo, anio, ao amin’ny Parc de Princes France, mandritra ny lalao manasa-dalana miverina, fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Ligue des Champions”. Tsiahivina fa nandritra ny fihaonana mandroso, lavon’ny Dortmund […]
    Tags: Dortmund
  • Echec – “Bundesliga 2024-2025”: hiady ny tompondakan’i Allemagne i Fy Antenaina
    Newsmada - 06:33 May 07, 2024
    Mitety ireo firenena misy fifaninanana goavana amin’ny lalaon-tsaina Echec, Rakotomaharo Fy Antenaina, amin’izao fotoana. Ankehitriny, tafiditra hiady ny ho tompondakan’i Allemagne “ Bundesliga”, amin’ny isan-tarika izy sy ny ekipany. Tsy mitsahatra ny mitondra avo ny voninahi- pirenena eo amin’ny taranja lalaon-tsaina Echec, Rakotoma­haro Fy Antenaina. Fantatra ary izao fa anisan’ […]
  • Antenimierampirenena : haka fanapahan-kevitra momba ny propangady
    Newsmada - 06:33 May 07, 2024
    “Raha ny antontanisa tso­tsotra, ny ankamaroanay so­lombavambahoaka dia samy mirotsa-kofidina avokoa. Saika ohatra an’izay koa ny ankamaroan’ny mpikambana ao amin’ny birao maharitra, ireo solombavambahoaka tsotra, ireo filoham-baomiera…”. Io ny nambaran’ny filoha mpisolo toerana vonjimaika eny anivon’ny Antenimieram­pirenena, Rabenirina Jean-Jacques, manoloana ny fiatrehana ny fivoriana ara-potoan’ny parlemanta hisokatra anio izay mifanindry amin’ny fampielezan-kevitra […]
  • Taninketsa indostrialy: hamokatra paty 32 000 fonosana Arivonimamo
    Newsmada - 06:35 May 06, 2024
    Mitohy hatrany ny fampandrosoana ny indostria eny ifotony ho fampivoarana ny toekarena sy ny sosialim-bahoaka ary ho fanampiana ny tantsaha mpamokatra. Notoka­nana ny zoma teo, tao Arivonimamo, ny orinasa mpamokatra paty ao anatin’ny tetikasa « One District One Factory » (ODOF). Hamokatra paty 32 000 fonosana, izany hoe, 540 baoritra na koa 4 […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 06:35 May 06, 2024
    Hojerena akaiky ny fitantanam-bolan’ny orinasa Jirama. Marihina fa manana trosa hatrany amin’ny 3 535 miliara Ar ity orinasa ity, ankoatra ireo olana samihafa. Nilaza ny tale vaovao, Ron Weiss, fa hifantoka amin’ny fampitana mankany amin’ny angovo azo havaozina ny fanarenana ny Jirama. Hampihatra ny vidin’ny solika fandrehitra tena izy hatramin’ny taona […]
  • Fandrakofana ala : namboly zana-kazo 2 500 isa ny SPAT
    Newsmada - 06:35 May 06, 2024
    Toy ny fanaony isan-taona, daty raikitra ho fambolen-kazo ho an’ny Société du port à gestion autonome de Toamasina (SPAT), ny voalohan’ny volana mey, ho fandraisana anjara amin’ny fiarovana sy fikolokoloana ny tontolo iainana. Nam­boly zana-kazo 2 500 isa tao amin’ny ala arovana (parc) Ivoloina ny mpiasa eo anivon’ny seranan-tsambon’ i Toa­masina. […]
    Tags: SPAT
  • Trafika iraisam-pirenena : tambajotra matanjaka no naka ireo sokatra 1 076 sy varika 48
    Newsmada - 06:35 May 06, 2024
    Nanamarina ny vaovao mahakasika ireo sokatra sy varika tratra tany Thaïlande ny fanjakana malagasy. Hiara-kiasa ny roa tonta handravana ity tambajotra mpanao trafika ity. Mitohy ny fanadihadiana lalina mahakasika ireo sokatra miisa 1 076 sy varika 48 avy aty Madagasi­kara tratra tany Thailande. Tsiahivina fa ny 1 mey teo no […]
  • Andron’ny fanasan-tanana : nentanin’ny Sipromad ny mpianatra
    Newsmada - 06:34 May 06, 2024
    Nankalazaina ny 5 mey teo ny Andro maneran-tany ho an’ny fanasan-tanana. Nan­dray anjara tamin’izany ny vondrona orinasa Sipromad, ka nentanina ny mpianatra, miisa 500, ao amin’ny EPP Ankorondrano. Tanjona ny hahalalan’ny ankizy fa zava-dehibe ny fanasan-tanana, mba hitandroana ny fahadiovana sy tsy hiparitahan’ny valanaretina. Nanolotra savony marobe, an-jatony, tanaty baoritra […]
    Tags: Sipromad
  • Mpankafy Fiara Kely
    Newsmada - 15:02 May 04, 2024

2565 items