Newsmada

Found 2565 news

  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 06:29 May 31, 2024
    Hita taratra hatrany ny tsiokan’ny alizay any amin’ny tapany atsimon’ny afovoantany ary tsy marin-toerana izany any amin’ny afovoany atsinanana sy avaratra atsinanan’ny Nosy. Entanina ny mpampiasa ranomasina any amin’ny morontsiraka atsimo sy atsimo atsinanana ary any amin’ny morontsiraka afovoany atsinanana hanaraka ny toromarika omen’ny manam-pahefana satria manonja be ny ranomasina […]
  • Antsirabe II : mpiompy akoho 118 niofana
    Newsmada - 06:29 May 31, 2024
    Marolafy ny tolotra fiofanana avy amin’ny sampandraharahan’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ho an’ny daholobe. Anisan’izany ny fiofanana maimaimpoana momba ny fiompiana akoho gasy notanterahina tao Vakinankaratra. Miisa 118 ireo tantsaha sy tanora avy ao amin’ny fokontany Ambohimiarivo sy Tsaramody, distrikan’ Antsirabe II, no nisitraka izany. Notsinjaraina andiany […]
  • Dokotera Andriamiarinarivo Miarintsoa : “Lasa aloha loatra ny tanora sy ny ankizy mifoka sigara”
    Newsmada - 06:29 May 31, 2024
    Efa namokatra boky torolalana hialana amin’ny fiankinandoha amin’ny sigara ny Centre Aro Aina, miaraka amin’ny dokotera manam-pahaizana manokana momba izany. Hifantoka amin’ny mpianatra sy ny mpanabe ny fizarana eny Andohalo, anio maraina. Velakevitra lehibe tontosaina eny amin’ny Lycée Andohalo, anio, ho an’ny daholobe, indrindra ny tanora sy ny ankizy mpianatra […]
  • TEASER AMBOSITRA 2
    Newsmada - 14:08 May 30, 2024
    Une vie paisible de campagne où se niche les doigts de fée
  • Amboaran’i Madagasikara : hifandona ny Uscafoot sy ny Inate FC
    Newsmada - 05:08 May 30, 2024
    Hiditra amin’ny dingana ampahefa-dalana ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Telma coupe de Madagas­car”, taranja baolina kitra. Hotanterahina ny alahady ho avy izao, eto Antananarivo, avo­koa ireo lalao efatra. Lalao iray hisongadina ny an’ny Us­cafoot sy ny Inate FC Rouge. Raha tsiahivina, ekipa roa tsy mbola nihaona teo amin’ny lalao ofisialy […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 05:07 May 30, 2024
    Ny talata lasa teo no nigadona voalohany tatsy Afrika Atsimo ny ampahany amin’ireo mpilalaon’ny Barea de Madagascar, hiatrika ny lalao hifanandrinana amin’i Comores sy i Mali. Anisan’ireny i Tremoulet Sandro, Andriantiana Nomena, i Thierno Millimono, i Julien Pontgerard, i Titouan Safidy ary i Teva Gardies. Nantsoin’ny Me Rôro, mpanazatra ny […]
  • Handball : hisolo tena ny faritra faha-7 ny Akio
    Newsmada - 05:07 May 30, 2024
    Fantatra izao fa hisolo tena ny faritra fahafito eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny “IHF Trophy continental 2024”, ny Akio de Madagascar, sokajy cadet sy junior, lehilahy. Raha tsiahivina, nahazo ny tapakila hiatrehina izany ny cadet taorian’ny fandresen’izy ireo misesy an’i Seychelles sy i Comores. Fihaonana notanterahina tetsy amin’ny Lapan’ny […]
    Tags: Akio
  • Rugby – XXL Top 12: hangotraka ny lalaon’ny Tam Anosibe sy ny 3FB
    Newsmada - 05:07 May 30, 2024
    Hiverina indray ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, “XXL Top 12”, taorian’ny 2 volana niatoany. Fandaharan-dalao anisan’ny goavana ary andrasan’ny rehetra ny fihaonana eo amin’ny Tam Anosibe sy ny 3FB. Hotanterahina ny alahady 2 jona ho avy izao, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny tohin’ny fifaninanam-pirenena taranja rugby […]
  • Rally Run : hatao ny 2 jona ho avy izao ny dingana faharoa
    Newsmada - 12:12 May 28, 2024
    Hotanterahina eny amin’ny la Base 213 Arivonimamo, ny dingana faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Mada­gasikara “Rally Run Mada 2024”. “Hiavaka ny fifanintsanana amin’ity. Hasiana lera amin’izay ny lalaon’ireo mpifaninanana Open”, hoy ny mpikarakara, Ranaivo Rindra, filohan’ny klioba Antananarivo Moto Auto (Ama), ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny CT Motors Andraharo. […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 12:11 May 28, 2024
    Hanatrika fiofanana natokana ho an’ireo zazavavy mpilalao basikety latsaky ny 23 taona any Kigaly Rwanda, ny 27 mey-2 jona ho avy izao, Rakotonanahary Joanie Anyssa. Hetsika izay mitondra ny anarana hoe « BAL’HER Camp », karakarain’ny Fiba eto amin’ny kaontinantan’i Afrika. Afaka tapa-bolana, handeha ny fifaninanana “Trophée du Choc”, andiany fahefatra amin’ny […]
  • Mondial 2026 : hanao ny marika matihanina ny Barea
    Newsmada - 12:10 May 28, 2024
    Hanainga anio, hihazo an’i Afrika Atsimo, ny ekipam-pirenena malagasy, Barea de Madagascar. Araka ny loharanom-baovao iray avy eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), mety hitondra ny marika matihanina Umbro ny Barea. Raha tsy misy ny fiovana farany eo amin’ny FMF, fanamian’ity marika iray ity no hanaovan’ny ekipa malagasy mandritra […]
    Tags: Barea
  • Tolona lalaovina ambony fasika : hiatrika ny ho tompondakan’ i Afrika i Madagasikara
    Newsmada - 12:09 May 28, 2024
    Anisan’ireo firenena hanana solontena amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, eo amin’ny taranja tolona lalaovina ambony fasika, “beach wrestling”, ny Malagasy. Mahatratra 30 ireo firenena hiady ho lohany amin’izany. Nambaran-dRaveloson Mamitiana, filohan’ny Federasiona malagasin’ny taranja tolona (FML), teny amin’ny Kianja mitafon’ny ANS Ampefiloha, ny sabotsy lasa teo, fa handefa atleta […]
    Tags: Afrika
  • «Zaza mifety» : miditra amin’ny andiany faharoa ny hetsika
    Newsmada - 12:07 May 28, 2024
    Mitohy hatrany ny fanolorana hetsika mahakasika ny kolontsaina sy ny fanabeazana, indrindra ho an’ny ankizy, ataon’ny IFM sy ny mpiara-miombon’antoka aminy. Izany indrindra no nanaovana izao “Zaza mifety” izao. Tanterahina eny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Ana­lakely, manomboka ny 1 jona hatramin’ny 8 jona 2024, ny «Zaza mifety» andiany […]
    Tags: Zaza
  • Fiatrehana fifidianana: nampahatsiahy ireo fepetra ny Ceni
    Newsmada - 04:53 May 27, 2024
    Nampahatsiahy ireo fe­petra ahafahana mifidy ny eo anivon’ny Ceni. «Ilaina ny fananana karatry ny mpifidy ho fanamarinana ny fandraisana anjara amin’ny fifidianana, indrindra ho an’ireo hitondra fitarainana eny amin’ny fahefana mahefa», hoy ny eo anivon’ity rafitra mikarakara sy manomana ny fifidianana ity. Nanterin’ny Ceni koa fa ireo mpifidy vaovao feno […]
    Tags: Ceni
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:53 May 27, 2024
    Miisa 40 ny orinasa vonona hiditra ao anatin’ny tetikasa Fier, hanohanana ara-bola amin’ny angovo maharitra. Tanjona ny hampiakatra avo 2 heny ny herinaratra vokarina eto amintsika, hatrany amin’ny 80 000 fanampiny. Manohana ny fanjakana manatanteraka ny Fier ny Pnud, ny Onudi ary ny UNCDF. Miisa 38 mianadahy ireo niofana mahakasika […]
  • Fizahantany : hampahafantarina i Nosy Be sy Antananarivo
    Newsmada - 04:53 May 27, 2024
    Miara-miombon’antoka ny trano fiantranoana, Hotel Radisson Blu, sy ny Ravinala Airports, mitantana ny seranam-piaramanidina Anta­nana­rivo sy Nosy Be. Mano­hana azy ireo ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana sy ny Ofisim-pirenena misahana ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM). Misy ny hetsika “Influencers trip” amin’ny tambajotra sosialy, hampahafantarana maneran-tany an’ireo toeram-pizahan-tany voalaza […]
  • Rotary Vovonana : fanabeazana ara-tontolo iainana
    Newsmada - 04:52 May 27, 2024
    Nanatona ny Rotary Antananarivo Vovonana (RCA) ny fikambanana Malagasy Brand Communication (MBC), hanampiana ny mpianatra ao amin’ny kolejy Md François de Sales Imerintsiadino Masindray. Nilaza i Nisa Rambel, mpandrindra ny MBC, fa voakasik’izany ny fanabeazana ara-tontolo iainana, ny fampiroboroboana ny fanatanjahantena ary ny fanabeazana ny ankizy. Natolotra ny sabotsy 25 […]
  • « Autoroute Toamasina » : mandroso ny fanamboarana ny arabe migodana
    Newsmada - 04:52 May 27, 2024
    Tsy re tsaika, mandroso ny fanamboarana ny arabe migodana (autoroute) mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina. Mitotaly 250 km ity lalana ity, ary efa miroso amin’ny ampahany voalohany, mirefy 80 km, ny asa. Miainga eny Talata Vo­lonondry ny arabe mi­godana hatrany Toa­masina. Manatanteraka ny asa ny orinasa egyptianina Samcrete. Orinasa iray amin’ireo […]
  • Femme chauffeur de taxi
    Newsmada - 15:00 May 25, 2024
  • Fanakatonana Radio : tsy mbola naharay taratasy ofisialy ny OJM
    Newsmada - 04:31 May 25, 2024
    Naneho hevitra fohy tamin’ny alalan’ny haino aman-jery ny filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM), i Monica Ra­soloarison, manoloana ny fanakatonana Radio tato ho ato. Nambarany fa tsy mbola naharay taratasy ofisialy mom­ba izany izy ireo. Na izany aza, efa mandeha ny fanadihadiana. Nanteriny fa ny asa fanaovan-gazety sy ny mpanao […]

2565 items