Newsmada

Found 2940 news

  • Fanatanjahantena : Homarihina ny Andro iraisam-pirenena
    Newsmada - 04:44 Apr 22, 2026
    Toy ny isan-taona, hanamarika ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena i Madagasikara. Hotonto­saina ny 24 – 26 avrily izao, izany. Maro ny hetsika karakarain’ny minisiteran’ny Fana­tanjahantena, toy ny hazakazaka firaisankina, hiainga eny amin’ny Parvis Analakely ka hatreo amin’ny kianja Barea, ny alahady izao. Ny basikety 3 x 3 ary ny […]
    Tags: Andro
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:44 Apr 22, 2026
    Namoaka ny anaran’ireo teknisianina sy mpanazatra, mandrafitra ny ekipany ny tale teknika nasionaly ny Federasionina malagasin’ny tenisy (FMT), tao amin’ny tambanjotra seraserany, omaly. Ireo mpilalao fahiny manana traikefa sy efa tompondaka ny ankamaroany. Eo koa ireo mbola tanora mifaninana amin’izao fotoana izao. Misaona ny tontolon’ny tenisy ambony latabatra malagasy. Nodimandry […]
  • Lucadro : Manana tanjona hiakatra N1A
    Newsmada - 04:44 Apr 22, 2026
    Ekipa anisan’ny sangany eto Analamanga, ny Lucadro (Lutte Contre l’Analphabétique et la Drogue), ekipa malagasy eo amin’ny taranja basikety. Vao avy nandrombaka ny tompondakan’ny Seksiona Antananarivo, ity ekipa ity, ka miatrika ny N1B eo anivon’ny ligin’Analamanga amin’izao fotoana izao. Tanjona ho azy ireo ny hiakatra N1A, araka ny nambaran’ny filohany, […]
    Tags: Lucadro
  • Baolina kitra – Carion : Mety hatao kianja fandraisana lalao iraisam-pirenena
    Newsmada - 04:44 Apr 22, 2026
    Manana vina, ny hanao ny ivontoerana ao Carion ho kianja azo hampiantranoana lalao iraisam-pirenena ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra, araka ny fanadihadiana natao. Tsy maintsy hanaovana fangatahana amin’ny federasionina iraisam-pirenena (Fifa) anefa ny fahazoana izany. Manoloana ny olana ara-kianja mbola se­drain’ny ekipam-pirenena malagasy, amin’ny taranja baolina kitra, manana vina ny […]
    Tags: Carion
  • Padel  : Manome tanana ny MPPTour ny Yas Madagasikara
    Newsmada - 04:44 Apr 21, 2026
    Notanterahina, omaly teny Andraharo, ny fifanaovan-tsonia eo amin’ny Padel MPPT Tour sy ny Yas Madagasikara. Nanatanteraka izany, i Garry Ah-Waye, tomponandraikitry ny MPPTour sy i Benoit Janin, tale jeneralin’ny Yas Madaga­sikara. Notsiahivin’ny mpitantana ny Padel MPPTour fa mifantoka amin’ny fampivoarana ny taranja amin’ny ala­lan’ny fahaiza-manao sy ny fahavitrihan’ity orinasan-tserasera ity […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:43 Apr 21, 2026
    Hotanterahina eny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus By pass, ny 21 sy 22 avrily ho avy izao, ny atrikasa famelabelarana momba ny baolina kitra tsy matihanina. Ao anatin’ny fandaharanasan’ny Fifa ho fampandrosoana ny baolina kitra “amateur” ity atrikasa ity, ka hampivondrona ireo mpisehatra amin’ny baolina kitra eto Madagasikara. Hitarika izany i […]
  • Basikety N1A “Zone Centre” : Tompon’amboara ny JEA sy ny GNBC
    Newsmada - 04:43 Apr 21, 2026
    Tontosa ny alahady lasa teo, tany Antsirabe, ny dingana voalohany tamin’ny fifaninanana nasionaly, taranja basikety, N1A, ho an’ny faritra afovoany. Voahosotra ho tompon’amboara ny ekipan’ny JEA Vakinankaratra, teo amin’ny vehivavy ary ny GNBC Analamanga kosa teo amin’ny sokajy lehilahy. Raha hiverenana ny lalao famaranana izay niadiana ny amboaran’ny ligy, nahazo […]
  • Tsipy kanetibe – Amboaran’i Madagasikara: Lasan’ny UBMT ny lelavola 3 tapitrisa Ar
    Newsmada - 04:43 Apr 21, 2026
    Norombahin’ny ekipan’ny UBM Tokana, ny amboaran’i Madagasikara teo amin’ny taranja tsipy kanetibe, olon-telo miaraka lehilahy. Lasan’izy ireo ny vola 3 tapitrisa Ariary sy ny amboara ho an’ny ekipa. Nandrombaka izany kosa ny FAM ho an’ny vehivavy. Tanteraka tany amin’ny kianja Vakinankaratra, ny fiadiana ny amboa­ran’i Madagasikara, amin’ny taranja tsipy kanetibe […]
  • Fanafihana mitam-piadiana : Moto iray sy vola 17 tapitrisa Ariary voaroba
    Newsmada - 04:42 Apr 21, 2026
    Raha halatra sy fanendahana, fandravana, vaky trano arahina fampiasana fitaovam-piadiana no malaza, taorian’ny rivodoza Gezani, efa miverina miakatra indray izao ny lentan’ny asan-jiolahy eto Toa­masina. Vola mitetina 17 tapitrisa Ariary haterina amin’ny banky iray eto an-toerana no voaroba raha efa nahazo fotoana tamin’ny tomponandraikitr’ity banky iray ity ilay olona handeha […]
    Tags: Ariary
  • Fanakatonana ny 45 taona an-tsehatra: Namelon-kasina ny kanto malagasy i Olombelo Ricky
    Newsmada - 04:40 Apr 20, 2026
    Tao anatin’ny taona naharitra… Nitazona ny maha izy azy. Namelatra ny kanto ataony. Nanome lanja ireo mpitia ny sanganasany i Olombelo Ricky. Noporofoiny, omaly, avokoa ireo. Nofaranana, omaly, tamin’ny fampisehoana goavana notanterahina teny amin’ny Coliséum Antsonjom­be Analamahitsy, ny fankalazana ny faha-45 taona an-tsehatra nataony. Tamin’ny ankapobeny, nirindra araka ny fampanantenana […]
  • « Tsapiky Festival» : Nanehoana fiaraha-mientana tao Toliara
    Newsmada - 04:40 Apr 20, 2026
    Nafana tamin’ireo hetsika maro samihafa i Toliara nandritra ny « Tsapiky Festival». Raha ny zavakanto sy ny kolontsaina no azo lazaina ho fototra, tsy latsa-danja tamin’izany ihany koa ny lafiny hafa. Tsy fankalazana gadona manokana fotsiny fa fanandratana ny endri-kolontsaina rehetra ny « Tsa­piky Festival». Iray anatin’izany ny fikoloana ny firaisankina amin’ny […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:39 Apr 20, 2026
    Momba ny zava-misy any Atsimo amin’ny tsy fanjarian-tsakafo,  « tokony hanana drafitrasa matipaika ny Ofisim-pirenen’ny fanjarian-tsakafo (ONN) amin’ny fandrindrana ny asa rehetra », hoy ny filohan’ny filankevi-pitantanan’ny Vovonana Hina. Ho an’ny firaisamonim-pirenena manokana, mitohy ny asa fanentanana eny ifotony. Tokony harindra ireo mpisehatra ary tsy tokony hivangongo amin’ny distrika iray ny asa […]
  • Fadimbolana sy ny fahadiovana : Hampahafantarina mandritra ny roa andro
    Newsmada - 04:39 Apr 20, 2026
    Hisy hetsika hotanterahina ny 23 sy 24 avrily ho avy izao, amin’ny toerana efatra dia i Mahajanga, Toamasina, Antsi­ranana ary Antananarivo, momba ny fadimbolana sy ny fahadiovana manodidina iza­ny. Tanjona ny hampahafantarana izany satria tsy mbola azo resahana malalaka izany eto amintsika. « 39% ny tovovavy no nanambara fa tsy tokony ho […]
  • Rivodoza Fytia sy Gezani : Miditra amin’ny fanare­nana i Madagasikara
    Newsmada - 04:39 Apr 20, 2026
    Taorian’ny nandravaravan’ny rivodoza Fytia sy Gezani, ny volana febroary lasa teo, nahakasika distrika 29 sy faritra fito, miditra amin’ny dingana fanarenana sy fanavaozana maharitra i Madagasikara amin’izao fotoana izao. Notanterahina ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny BNGRC, ny fanokafana ofisialy ny fiofanana momba ny fanombanana ny filana sy ny fahasimbana […]
  • Fandrobana ny volam-panjakana: Mitaky ny tohin’ny fanadihadiana ny KFM/Cnoe
    Newsmada - 04:54 Apr 18, 2026
    Nankasitraka ny fangaraharahan’ny Fitsarana momba ny kaonty araka ny tatitra ny taona 2025 ny KMF/Cnoe, araka ny nambaran’izy ireo ny herinandro teo. Notsiahivin’izy ireo tamin’izany fa mitentina 3 811 miliara Ar ny very, tsy tafiditra tao amin’ ny kitapombolam-panjakana. Notsiahivin’ity fiarahamonim-pirenena ity ny fanambaran’ireo rafitra mpanara-maso ny fitantanan-draharaham-panjakana sy ny […]
    Tags: Cnoe
  • Gymnastique Rythmique : Nahazo fitaovana ireo klioba
    Newsmada - 04:53 Apr 18, 2026
    Nahazo fitaovana avy amin’ny Federasionina malagasin’ny gymnastique, ireo klioba vao avy niatrika “Master class”, ny 16 avrily lasa teo. Tsy mitsahatra ny mampiroborobo ny taranja ny eo anivon’ny Federasi­onina malagasin’ny Gymnas­tique. Ho fampirisihana sy fanohanana ireo klioba sy ny atleta ao aminy, nisy ny fanomezana fitaovana ho azy ireo avy […]
    Tags: Nahazo
  • Afro beat : Manohy ny lalany i Onel Jet
    Newsmada - 04:53 Apr 18, 2026
    Velonjara Jet-lee, anarana feno. “Onel Jet” ao anatin’ny fikirakirana ny hira sy ny mozika. Ny fivoizana ny “Afro beat” no ifotorany. Nandritra ny taom-pahazazany no efa liana tamin’ ny famoronana tononkalo miady rima i Onel Jet. Ireo trangam-piarahamonina no akora fototra entin’i Onel Jet manefy ireo tononkirany. “Misy hafatra mafonja […]
  • « Tsapiky Festivaly »: Fandresena hoan’i Toliara sy ireo mpanakantony
    Newsmada - 04:52 Apr 18, 2026
    Fotoan-dehibe, sambany nanandratana endri-kolontsaina mampiavaka ny faritra atsimo ny « Tsapiky Festival ». Nandihy tsapiky ny iray kianja tao Andaboly, Toliara… Nanomboka tamin’ireo vahoaka nanotrona, ireo manam-pahefana isan’ ambaratongany ka hatrany amin’ny filohan’ny Fanavao­zana ny Repoblika, samy ni­tsangana nipikelika avokoa. Ny anton’ny « havoria », ny fanolorana ny gadona tsapiky […]
    Tags: Toliara

2940 items