Newsmada

Found 2940 news

  • Karate-Seminera: Homena traikefa ireo “cadres”
    Newsmada - 04:48 Apr 17, 2026
    Ho fanatsarana ny lafiny fanazarana, fitsarana ary fitantanana, mikarakara seminera ny eo anivon’ny federasionina ny Karate-do Mala­gasy. Seminera natokana ho an’ny mpitantana, mpitsara ary mpanazatra izay hatao ny alahady 19 sy 26 avrily izao, araka ny fandaharam-potoana. Noho ny fahatsapana fa misy lesoka ny eo amin’ny fanazarana, fitsarana ary fitantanana […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:47 Apr 17, 2026
    Anisan’ireo firenena hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, amin’ny taranja Rugby, ny Makis, sokajy zandriny U20. Ity fifanintsanana ity izay hotanterahina any Oganda, ny volana aogositra ho avy izao. Tsiahivina fa efa tany amin’ny taona 2023 ny andiany farany tamin’ity fifanintsanana ity, ary nandray anjara tao anatin’izany ny Makis […]
  • RCSA Anosibe : Miezaka ny hisondrotra hatrany
    Newsmada - 04:47 Apr 17, 2026
    Anisan’ireo ekipa sambany vao hiatrika ny lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara XXL Top 12, izay hatao ny alahady ho avy izao, etsy Andohatapenaka, ny Rugby Club des Soldats Anosibe (RCSA). Ny klioban’ny CRAI Ambalavao Isotry no hifandona amin’izy ireo, amin’izany. Manana vina ny hisondrotra any amin’ny avo indrindra […]
  • Kitra ao Eoropa – Ligue des champions : Firenena efatra hiady izay ho tompondaka
    Newsmada - 04:47 Apr 17, 2026
    Klioba avy amin’ny firenena efatra no hiatrika ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra “ligue des champions”. Paris ST Germain hikatroka amin’ny Bayern de Munich ary ny Arsenal hifandona amin’ny Atletico de Madrid. Tontosa ny alarobia lasa teo, ny lalao ampahefa-dalana roa miverina hiadiana ny ho tompondakan’i […]
    Tags: Eoropa
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:46 Apr 17, 2026
    Nisitraka fanohanana ara-pitaovana ho fanamafisana ny kalitaon’ny fanabeazana ny CEG sy ny lisea Antaninarenina, CISCO Toliara I, izay nahitana “tablettes” miisa 56, boky ho an’ny ambaratonga faharoa, boky siansa sy teknolojia ary fitaovana enti-mampianatra. Mikendry ny fanavaozana ny rafitra fanabeazana sy ny fanatsarana ny fampianarana izany. Manoloana ireo fitarainana sy […]
  • Tarika Hasina : 30 taona nizarana hira mampihetsi-po
    Newsmada - 04:46 Apr 16, 2026
    Sonian’ny tarika Hasina ny hira mandona fo. Nankafizan’ny maro ny sanganasan’izy ireo izany, nandritra ny 30 taona. Tsy handalo fotsiny fa homarihina ny fankalazana, raha ny nambaran’ny tarika, omaly. Hatom­boka amin’ny fampisehoana izay hotontosaina etsy amin’ ny Havoria Anosy io, ny ala­hady 19 avrily izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. […]
  • Soratra sy ny zon’ny mpanoratra : Telo andro misesy ny « Tsenaben’ny boky »
    Newsmada - 04:46 Apr 16, 2026
    Raha hay sy fantatra tsara ny soa azo avy amin’ny famakiana boky, handroso ny firenena iray sy ny mponina ao aminy. Iray amin’ireo hitondra ny tontolon’ny boky ho filan’ny Malagasy, ny « Tsenaben’ny boky ». Hotanterahina eo amin’ ny tokotanin’ny Tra­nombokim-pirenena etsy Anosy ny fankalazana ny « Andro maneran-tany ho […]
    Tags: Tsenaben
  • TARATRY ny KANTO
    Newsmada - 04:46 Apr 16, 2026
    Hanamarika ny « International jazz day » i Madagasikara. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny alarobia 29 avrily izao ny karakarain’ny Madajazzcar. Famaranana ny « Tremplin Madajazzcar » hihaonan’ireo nifaninana ka voafidy ho mendrika indrindra, avy eto Antananarivo sy avy any Atsirabe sy Toa­masina. Manomboka amin’ny 5 ora hariva eny amin’ny […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:45 Apr 16, 2026
    Raha ny salanisa ny taona 2025, nivoaka nandritra ny tatitra momba ny ady amin’ny famarinana olombelona, nahatratra 241 ireo olona voasakana teny amin’ny seranam-piaramanidina noho ny fanahiana amin’ny famarinana olombelona na fanandevozana moderina sy fanararaotana. Nandritra ny lahateny nataon’ny filohan’ny Oniversiten’Antananarivo, Profesora Randrianasolo Rivoarison, tamin’ny fananganan-tsaina ny alatsinainy teo, nambarany […]
  • Eto Madagasikara : Zaza iray amin’ny 10 000 no teraka hémophilie
    Newsmada - 04:45 Apr 16, 2026
    Homarihina rahampitso, ao amin’ny CHUJRA ny Andro maneran-tany ho an’ny hémophilie na ny fijinihan-dra lava, iarahana amin’ny minisiteran’ ny Fahasalamam-bahoaka sy ny ivontoeram-pitsaboana ny Hémophilie eto Madagasikara (CTH-Mada) ary ny fikambanan’ny marary hemophile (ABEHM). Aretin’ny ra, vokatry ny tsy fahampiana singa mampivaingana ny ra ka mahatonga ny olona iray handeha […]
  • « Hiaka-dapa » : Holalovan’i Samoëla ny rakikira 11
    Newsmada - 04:41 Apr 15, 2026
    Lava raha hotantaraina… Kanefa dia mbola tsy afaka ambavan’ny mpankafy rehetra ireo hiran’i Samoela tao ana­tin’ny «Mampirevy», rakikira voalohany. Manomana fo­toan-dehibe hitondrana an-tsehatra ireo hira rehetra nanamarika ny 30 taona i Samoëla, izay nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy, omaly. «Raha ny rakikira 11 no hakana hira 5 avy dia efa tsy […]
    Tags: Samo
  • Olombelo Ricky: Hozaraina eny Antsonjombe ny 45 taona an-tsehatra
    Newsmada - 04:41 Apr 15, 2026
    Andrarezina ! 45 taona an-tsehatra nizaran’ny Olombelo Ricky ny fahaiza-manaony amin’ny tontolon’ny hira sy ny kolontsaina. Hiaina sy hizara izany amin’ny mpankafy azy izy, eny amin’ny Coliseum Antsonjombe, ny alahady 19 avrily ho avy izao. Hikaloany ireo hira marobe, nandalo sokajin-taona nifandimby nandritra izay 45 taona izay. Toy ny «Ikalangita», ny […]
  • Handball – IHF Trophy: Miatrika fampivondronana ny Akio
    Newsmada - 04:41 Apr 15, 2026
    Taorian’ny fahavitan’ny fi­faninanam-pirenena sokajy zandriny “cadet” sy “junior” lahy sy vavy, taranja handball, ny zoma 10 avrily lasa teo, niditra amin’ny fampivondronana avy hatrany ireo ankizilahy voafantina ho anaty Akion’i Madagasikara. Hano­mana ny fifaninanana hiadiana ny “IHF Trophy”, faritra faha-7. Nanomboka ny sabotsy 11 avrily lasa teo izany, ary haharitra […]
  • Hazakazaka lavitr’ezaka : Atleta malagasy roa ho any Maurice
    Newsmada - 04:40 Apr 15, 2026
    Handray anjara amin’ilay hazakazaka goavambe “KFC Ultimate Road Race”, tanterahina atsy Maurice ny Malagasy ka voaasa manokana amin’izany i Mamie eo amin’ny lehilahy sy i Sendra ho an’ny vehivavy. Hifaninana eo amin’ny halaviran-dalana 42 km izy mianadahy. Hotanterahina ny alahady 19 avrily ho avy izao, ao Mont Choisy Public Beach […]
    Tags: Maurice
  • Tsipy kanetibe – Mada 2026 : Hatao any Antsirabe ny fifaninanana
    Newsmada - 04:40 Apr 14, 2026
    Ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, ho an’olon-telo miaraka no hisantaran’ny fe­deration sport boule malagasy (FSBM), ny fifaninanana ho an’ny taom-pilalaovana 2026. Hotanterahina any Antsirabe izany, manomboka ny zoma 17 ka hatramin’ny alahady 19 avrily ho avy izao. Olon-telo miaraka no hatao amin’izany ka takina amin’ireo mpifaninana rehetra ny tsy maintsy […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:40 Apr 14, 2026
    Tontosa ny alahady lasa teo, teny Andoha­tapenaka ny antsapaka ho an’ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondaka “Federal 2”, taranja rugby. RCSA Anosibe hidona amin’ny CRAI Ambalavao Isotry ary Rosa hifanandrina amin’ny FTAT Anosibe. Fihao­nana, hotanterahina ny alahady 19 avrily ho avy izao, eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Hotanterahina ny alahady […]
  • «Ligue des champions» : Mety hilalao i Barcola ho an’ny PSG, anio
    Newsmada - 04:40 Apr 14, 2026
    Hotanterahina amin’ity anio ity ny lalao ampahefa-dalana miverina, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra “ligue des champions”. Ho fantatra eo izany, ny ekipa roa voalohany tafita, amin’ny manasa-dalana. Hisantatra izany, ny fihaonan’ny Paris ST Germain sy ny Liverpool. Hampiantrano an-dry zareo parizianina amin’ity, ny anglisy. Lalao […]
  • Muay Thai-Queen of the Ring : Azon’i Faniriantsoa Voary ny “ceinture”
    Newsmada - 04:39 Apr 14, 2026
    Niatrika fifaninanana iraisam-pirenena teo amin’ny taranja Muay thai, ny Malagasy mpikatroka roa vavy, ny faran’ny herinandro teo. Nitondra “ceinture” iray nody izy ireo. Tsy nitsanga-menatra ny solontena malagasy, niatrika ny fifaninanana “Queen of the king” taranja Muay thai, natao ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny kianja mitafo Phoenix, tany Maorisy. […]
  • Soirée Gala: Hanehoana ny talentan’ny Malagasy mpamorona
    Newsmada - 04:39 Apr 14, 2026
    Hisy ny « Soirée Gala » atao etsy amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, ny alarobia 15 avrily 2026 ho avy izao, amin’ny 7 ora sy sasany hariva. Hetsika karakarain’ny fikambanana  Wednesday Morning Group (WMG), tohanan’ny Yas Madagasikara. Nampitondraina ny lohahe­vitra hoe : “Les femmes se lèvent de l’ombre à la lumière” na […]

2940 items