Newsmada

Found 2570 news

  • Malagasy Karate-do (MAKA): 50 taona namokarana mpikatroka matihanina
    Newsmada - 06:16 Jul 17, 2025
    Mankalaza ny faha-50 taona niorenany ny klioban’ny MAKA (Malagasy Karate-do), natsangan’ny Maître Ramanitrandrasana René. Hetsika goavana no hatao ny 18 hatramin’ny 24 aogositra ho avy izao. Ny taona 1973 no ni­tsan­gana ny klioban’ny MAKA. Ny taona 2023 izany no tena feno 50 taona, saingy amin’ity taona ity no hankalazana izany, […]
  • Vaovao diso anaty Facebook : Nametraka fitoriana ny MJS
    Newsmada - 06:15 Jul 17, 2025
    Manoloana ny vaovao diso, izay miampy fanalam-baraka, havoaka sy miely anatin’ny tambajotran-tserasera facebook, nametraka fitoriana eny anivon’ny sampandraharaha misahana ny heloka ana habaka, ny eo anivon’ny minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Tsiahivina, voatonontonona amin’ilay raharaha teny Ambohimalaza, ny anaran’ny minisitra MJS, Moustapha Marson Abdulah, ka tsy maintsy nandray fepetra manoloana […]
  • Lalam-piofanana teknika : Mahafehy ny teknolojia vaovao ny Malagasy tanora lahy sy vavy
    Newsmada - 06:13 Jul 16, 2025
    Mahasarika tanora maro ny manaraka ny lalam-piofanana teknika amin’izao fotoana izao. Tia mandranto sy ma­molavola ny teknolojia vaovao ireo mpianatra ka antony mahatonga azy ireo liana, raha ny fanadihadiana natao. «Matetika ny ray aman-dreny no manakana ny ankizy tsy hanaraka io lalam-piofanana teknika», hoy ny mopera tomponandraikitry ny Lycée technique […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 06:11 Jul 16, 2025
    Mirefy 8 km ny lalana tsy maintsy vita godirao, mialoha ny fivoriamben’ny Sadc hatao eto An­tananarivo amin’ny 17 aogositra ho avy izao. Io no toromarika nomen’ny minisitry ny Asa vaventy, raha nijery ifotony ny fanamboarana ny arabe migodana eny Tsarasaotra, omaly. Hampiana ny isan’ny mpiasa andro sy alina, hampiana ny […]
  • Seranam-piaramanidina Ivato : Nitarina ny fikarakarana ny zotra anatiny
    Newsmada - 06:11 Jul 16, 2025
    Nafindra eny amin’ny toerana nikarakarana ny zotra iraisam-pirenena teo aloha, ny zotra anatiny eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato Antananarivo, nanomboka ny 2 jolay 2025 teo. Nitarina ny velaran’ny toerana, izay lasa 1 076 m2 raha 353 m2 taloha. Ao anatin’izany ny fandraisana ny mpandeha vao tonga sy ny fikarakarana ny entana, […]
    Tags: Nitarina
  • AMBARAO Teaser MAE
    Newsmada - 12:11 Jul 15, 2025
  • Tsy ampy ny tolotra sy ny fitaovana : Tsy mitsaha-mitombo ny fihanaky ny VIH/Sida eto Madagasikara
    Newsmada - 07:05 Jul 15, 2025
    Miakatra hatrany ny tahan’ny olona mitondra ny tsimokaretina eto Mada­gasikara. Olana eo amin’ny tsy fahampian’ny fitaovana ahafahana mitily sy ny fandraisana an-tanana ny marary no antony. Tsy mitsaha-mitombo ny fihanaky ny tsimokaretina VIH/Sida eto Mada­gasikara, raha ny fanadihadiana nataon’ny tetikasa Sycavi, nandritra ny fanolorana ny valin’ny fanadihadiana tetsy Antanimena, ny […]
    Tags: SIDA
  • Kabeson’ny Ampanjaka Toera: Ho tonga amin’ny volana aogositra
    Newsmada - 07:04 Jul 15, 2025
    Nambaran’ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Mara Volamiranty Donna, omaly, fa feno ny fepetra ary ara-dalàna ny dingana rehetra hirosoana amin’ny famerenana ny kabeson’ny Ampanjaka Toera. ”Amin’ny volana aogositra no hotanterahina izany. Efa misy ny fifandraisana amin’ireo fianakaviana ary miara-misalahy amin’ny fitondram-panjakana amin’ny pitsopitsony momba ny kolontsaina amin’ny fanantanterahana […]
  • MEETFP Atsimo Atsinanana : Tsy eken’ny sendika ny talem-paritra vaovao
    Newsmada - 07:03 Jul 15, 2025
    Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny Sendikan’ny fampianarana teknika sy fanofanana arakasa (ST MEETFP), Atsimo Atsinanana, ny herinandro teo. Nahitsy izy ireo manoloana ny fanendrena tomponandraikitra eo anivon’ny minisi­tera. Tsipahin’izy ireo ny fanendrena ny talem-paritra vaovao any Atsimo Atsinanana. “Takinay ny hanafoanana anatin’ny fotoana fohy ny fanendrena azy satria tsy mahafeno […]
  • Lasa hatramin’ny papay : Mirongatra ny asan-jiolahy ao Toamasina
    Newsmada - 07:03 Jul 15, 2025
    Tsy mifidy hangalarina intsony… ! Koveta, siny, bidao anatazana ranon’olona na papay maniry eo an-tokotany aza lasan-dry zalahy. Izany no nitranga tao amin’ny fokontany maromaro ao Toamasina, omaly. Tsy laitra iainana intsony ny tsy fandriampahalemana. Mirongatra ny asan-jiolahy mitam-piadiana raha tsy iresaka intsony ny fanendahana sy halatra isaky ny alina. […]
  • Mozika : Fahalalahana ara-pitenenan’ny mpanakanto  sy mitana andraikitra eo amin’ny fiainana
    Newsmada - 06:52 Jul 14, 2025
    Manana lanjany betsaka eo amin’ny tontolo ny anjara asan’ny mpanakanto noho ny mozika ataony. Manabe sy mi­taiza ary mampianatra kolontsaina maro samihafa ho an’ny olombe­lona tsirairay avy izy ireny. Nambaran’ny mpankanto, Rajery Va­liha, fa manana anjara toerana eo amin’ny fiainan’ny olombelona ny mozika ary fahalalahana ara-pitenenan’ny mpanakanto ihany koa. Voasokajy […]
  • Basikety – Analamanga: Hatao ny 27 jolay ho avy izao ny lalao famaranana
    Newsmada - 06:51 Jul 14, 2025
    Efa miditra amin’ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Ana­lamanga, izay hatao etsy amin’ny Kianja Barea Mahama­sina, ny faran’ny herinandro lasa teo. Araka ny fanazavana nomen’ireo tomponandraikitra teny an-toerana, hotontosaina ny 27 jolay ho avy izao, eny an-toerana ihany, ny lalao famaranana ho an’ny sokajy rehetra, amin’ity fifanintsanana ity. Zava-dehibe tokoa […]
  • Ambohimanambola : Notapahina ny herinaratra, tetikasa «jiro mora »
    Newsmada - 06:50 Jul 14, 2025
    Notapahina ny herinaratra amin’ireo tariby mitondra herinaratra mankany amina tokantrano maromaro ao amin’ny kaominina Ambohima­nam­bo­la, izay nisitraka ny tetikasa « jiro mora », tetikasan’ny Filo­han’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Nohamafisin’ireo mpiasan’ny Jirama tonga teny an-toerana fa hoe tsy manara-dalàna ity tetikasa ity, araka ny fanazavan’ireo mponina ka antony nanapahana ny famatsiana herinaratra nozaraina […]
  • Kitra – Ligin’Analamanga : Tafakatra amin’ny D2 Nasionaly ny COSPN
    Newsmada - 06:50 Jul 14, 2025
    Niova tanana indray ny tompondakan’ny ligin’Analamanga tamin’ity taona ity. Lasan’ny COSPN, ny vola 1 tapitrisa ariary sy ny amboara tamin’izany. Voahosotra ho tompondakan’ny ligin’Ana­la­man­ga, taranja baolina kitra, ny ekipan’ny COSPN, ny sabotsy lasa teo, tetsy amin’ny kianja CFFA Iavoloha. La­von’izy ireo, tamin’ny isa, 1 no ho 0, nandritra ny lalao […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 06:49 Jul 14, 2025
    Ahazoana tahiry 324 000 L isan-taona, na 1,5 miliara Ar isan-taona ny fisian’ny toby mamokatra herinaratra avy amin’ny masoandro, manana tanjaka 1 MW any Ambodifotatra Sainte Marie. Miantoka ny 70% ny filana herinaratra any an-toerana ity toby vaovao ity, ka ho foana tanteraka ny delestazy. Manodidina ny 1 000 Ar ny vidin’ny […]
  • Mpivarotra Frites
    Newsmada - 14:54 Jul 12, 2025
  • Sarimihetsika: Mifanome tanana ny Netflix sy ny Canal Plus
    Newsmada - 05:54 Jul 12, 2025
    Nampahafantarina tetsy Ambodivona, omaly, ny tolotra vaovaon’ny Canal Plus dia ny Netflix izany. Ny volana jona teo, nanao fifanarahana stratejika tamin’ny Netflix ny vondrona Canal Plus. Fiaraha-miasa miforona eto Madagasikara hahazoan’ny mpanjifa misitraka mivantana ny Netflix, amin’ny alalan’ny famandrihana misy ny traikefa tsotra sy mora. Hanamarihina izany fanombohana izany, manome […]
  • Toamasina : Mpanjono telo lahy tsy hita popoka
    Newsmada - 05:54 Jul 12, 2025
    Efatr’andro aty aoriana, mpanjono telo lahy tsy hita popoka raha nanjono tany atsimon’ny seranan-tsambon’i Toamasina. Tsy azo an-telefaonina izy ireo ary efa lany vatsy ihany koa. Nianga teo amoron-dranomasin’i Toamasina, ny talata 9 jolay tamin’ny 9 ora maraina ny mpanjono telo lahy. Andeha hanjono mandritra ny alina amin’ny alalan’ny fintana sy […]

2570 items