Newsmada

Found 2940 news

  • Can U17 2026: le Maroc défend son titre à domicile
    Newsmada - 04:42 May 07, 2026
    Le coup d’envoi de la Coupe d’Afrique des Nations U17 2026 sera donné le 13 mai au Stade Prince Moulay El Hassan de Rabat. Et qui mieux que le pays organisateur et champion en titre pour ouvrir le bal. Les Lionceaux de l’Atlas, qui reçoivent pour la deuxième fois consécutive […]
  • Gymnastique Rythmique: Top 7 Rakotonirina Tiara, tany Afrika Atsimo
    Newsmada - 04:41 May 07, 2026
    Niatrika voalohany ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Gymnastique Rythmique, ny atleta malagasy, Rakotonirina Tiara, ny faran’ny herinandro teo. Fifaninanana izay notontosaina tany Afrika Atsimo. Tsara ny vokatra ho azy satria na vao sambany aza izy no nifaninana teo amin’ny sehatra afrikanina dia efa tafiditra sahady ao anatin’ny Top 7. […]
  • Tetikasa Miatrika: Hanampy ny fiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro
    Newsmada - 04:39 May 07, 2026
    Tetikasa iray ahitana fandaharanasa 12, anisan’ny novolavo­lain’ny minisitera sy rafitra tomponandraikitra samihafa, toy ny mi­nisiteran’ny Tontolo iainana sy ny Croix rouge Malagasy ny Miatri­ka. Drafitra nasionaly natao hiatrehina ny fiovan’ny toetr’andro. Ho hatsaraina sy hamafisina ireo fandraisan’andraikitra efa nisy niatrehina ny loza sy ny tandindon-doza hatramin’izay. Eo koa ny fampiharana […]
  • Rivodoza sy tondradrano : Hamafisina ny fiomanana mialoha ho an’ny faritra telo
    Newsmada - 04:39 May 07, 2026
    Ho fiatrehana ny loza voajanahary, toy ny rivodoza sy tondradrano dia misy ny atrikasa ny irahan’ny BNGRC sy ny mpiray ombon’antoka. Mifantoka amin’ny tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropianina aty atsinanan’i Afrika sy ny ranomasimbe Indianina izany. Momba ny asa mialoha, miompana amin’ny fa­namafisana ny rafitra rehetra sy ny mpisehatra ao anatin’ny […]
  • Dia Dia Maloya : Hivondronana Malagasy sy Renioney mpanakanto
    Newsmada - 04:37 May 07, 2026
    Takalon-kanto lasa tarika. Tetikasa niofo ho fampisehoana. Ireo tia mozika vaovao no efa dodona hahita sy handre ny fampisehoana hataon’ny Dia Dia Maloya, ny alarobia 13 mey izao, manomboka amin’ny 7 ora hariva, etsy amin’ny IFM Analakely. Taka­lon-kanto satria misy fanambarana talenta avy amina Malagasy sy Renioney mpanakanto ao. Samy […]
  • UKCM-“Critérium Enfants” : Nitombo 250 ny mpandray anjara
    Newsmada - 04:53 May 06, 2026
    Niavaka ny fifaninanana “Critérium Enfants”, nokararain’ny UKCM (Union des karatekas ceinture noire de Mada­gascar) ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano. Ankoa­tra ny fitomboan’ny mpandray anjara, izay tafakatra hatramin’ny 250, nisy ihany koa ny fanomezana mariboninahi-pirenena ho an’ireo mpikambana eo anivon’ny UKCM. Mpikambana 20 mianadahy no nahazo izany ary […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:52 May 06, 2026
    Nandrombaka ny amboaran’ny ligy Boeny, nandritra ny famaranana ny fifaninanana nasionaly, dingana voalohany, vondrona B, ny GNBC Analamanga sy ny COSPN Analamanga. Teo amin’ny vehivavy, resin’ny GNBC tamin’ny isa 73 no ho 62 ny BC Somava Sava. Nolavoin’ny COSPN tamin’ny isa 92 no ho 55 kosa ny Ascum Boeny, teo […]
  • « LDC 2026 » – Bayern vs PSG : Tsy afaka hilalao i Hakimi
    Newsmada - 04:52 May 06, 2026
    Hotanterahina, anio, ao amin’ny Allianz Arena Munich, ny lalao miverina hifanandrinan’ny Bayern Munich, ekipa alemà sy ny Paris Saint Germain (PSG), frantsay. Fihaonana izay tafiditra amin’ny manasa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Ligue des Champions 2026”. Mbola manala vela amin’io fihaonana io ny Bayern, satria efa resin’ny PSG, tamin’ny isa […]
    Tags: Bayern
  • Tsipy kanetibe – « Zone 4 »: Tafaverina an-tanindrazana ny mpilalao avy any Maurice
    Newsmada - 04:52 May 06, 2026
    Nahafapo ny vokatra ho an’ny taranja tsipy kanetibe, ny faran’ny herinandro lasa teo, tany Maurice. Noporofoin’ny Malagasy hatrany fa tsy sahaza ny fahaiza-manaony intsony ny aty Afrika sy ny ranomasimbe Indianina. Tafaverina an-tanindrazana, afakomaly, ny ekipam-pirenena malagasy, tsipy kanetibe. Avy niatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, faritra fahefatra izy […]
  • Fandaharanasan’ny Fanavaozana: Hanara-maso ny fikaonandoha ny Sadc
    Newsmada - 04:44 May 05, 2026
    Manaraka akaiky. Nam­ba­ran’ny minisitra misahana ny Fanavaozana, ny Me Razafimanantsoa Hanitra, fa anisan’ny hanamarika ity herinandro ity ny fahatongavan’ny iraky ny Sadc.  « Hijery ny fandrosoan’ny asa araka ny voafaritra ao amin’ny fandaharanasan’ny Fanavaozana izy ireo. Horesahina mandritra ny fihaonana koa ny momba ny tetibola hanatanterahana ny fikaonandoham-pirenena », hoy izy, tetsy […]
  • Disciples FC sy Fosa Juniors: Hifandona eo amin’ny ampahefa-dalana
    Newsmada - 04:44 May 05, 2026
    Raha tsy misy ny fiovana, ny Disciples FC Vakinankaratra, laharana voalohany, ao amin’ny Kaonferansy Atsimo, hifanandrina amin’ny Fosa Juniors FC Boeny, fahefatra ao Ava­ra­tra, eo amin’ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra (PFL). Ampahatsiahivina ihany fa hatao ny 17 mey ho avy izao ny fihaonana mandroso, ka […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:43 May 05, 2026
    Notontosaina ny alahady teo, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny andro fahavalon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Rugby, «XXL Top 12». Mbola nohamafisin’ny CEA Andranomanalina, afakomaly, ny maha mpanjakan’ny kartie azy, rehefa nandavo ny Mang’art Manjakaray, tamin’ny isa 52 no ho 33. Nandrombaka medaly alimo roa ny delegasiona malagasy […]
  • Makis Ladies: Hanala vela amin’i Afrika Atsimo i Madagasikara
    Newsmada - 04:43 May 05, 2026
    Hiatrika fifaninanam-pirenena indray ny Makis Ladies, amin’ity volana mey ity. Hanafika atsy Kenya, ka hiady ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “performance division”, ho an’ny rugby lalaovin’olona 15. Firenena efatra no hiady ho lohany amin’izany. Hampiantrano ny fiadiana ny ho tompondakan’ i Afrika, sokajy «Perfor­mance division», vehivavy, ho an’ny taranja rugby […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:43 May 05, 2026
    Ho maina, amin’ny ankapobeny, ny habaka saika manerana ny Nosy, raha ny vina mandritra ny herinandro. Hahazo vahana anefa ny tsioka avy atsinanana ho an’ny tapany avaratra atsinanana sy ny ilany atsinanan’ny afovoantany, amin’ny faran’ny herinandro. Tsy hisy tranga mahery vaika mety hanakorontana ny toetry ny andro. Hisy orana avy […]
  • Ultima media : Mpanao gazety sivy nahazo mariboninahitra
    Newsmada - 04:49 May 04, 2026
    Nomarihana omaly, 3 mey ny Andro fankalazana ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety maneran-tany. Mpanao gazety 106 avy eto Madagasikara no na­hazo mariboninahitra avy amin’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera, omaly, tetsy amin’ny Ivotoro, Nanisana. Grand croix de l’ordre national, commandeur de l’ordre national, grand officiers ary chevaliers de l’ordre national no […]
    Tags: Mpanao
  • Handball – Cadet – Junior: Hampiantrano ny IHF Trophy i Madagasikara
    Newsmada - 04:49 May 04, 2026
    Hotanterahina eto Mada­gasikara, ny 27 ka hatramin’ny 31 mey, ho avy izao ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito, taranja handball na ny IHF Trophy. Fifaninanana, natokana ho an’ny sokajy zandriny lehilahy «cadet» sy «ju­nior». Io no nambaran-dRatsi­mandao Andriamanga Heri­lovasoa, filohan’ny federasionina malagasy (FMHB), tao amin’ny tambajotran-tseraserany, ny sabotsy lasa […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:49 May 04, 2026
    Hihazo ny faritra Analanjirofo ny mission medico-chirurgicale, hampisitraka tolotra fahasalamana maimaimpoana ho an’ny vahoaka eny an-toerana. Ao amin’ny Hopitalibe Fenoarivo Atsinanana no handraisana ny hetsika ny 5 ka hatramin’ny 7 mey ho avy izao. Tolotra ara-pahasalamana isan-karazany ahitana fandidiana Hernie, Kyste, appendicite. Fitsaboana nify, ativava sy fitsaboana maso ary fizaham-pahasalamana […]
  • Oniversiten’Antananarivo : Nomena mariboninahitra ny mpiasa
    Newsmada - 04:49 May 04, 2026
    Notolorana mariboninahitra ny mpampianatra sy mpandraharaha mendrika teny Ankatso, tamin’ity herinandro ity, izay tafiditra amin’ny fankalazana ny faha-65 taona niorenan’ny oniversite teto Antananarivo. Anisan’ny karazany nomena ireo nahazo izany ny Grand croix 2ème ordre, Grand officier, officier ary Commandeur. Mpampianatra 43 sy mpan­draharaha 124 no nisitraka izany, araka ny fanazavan’ny […]
  • Cisco Toamasina I-II: Nanomboka ny cours maimaimpoana
    Newsmada - 04:48 May 04, 2026
    Nosokafan’ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Rajaonarison Sendra Nirina, sy ny mpandrindran’ny fikambanana Fanjiry, izay fikambanana naorin’ny vadin’ny filohan’ny Fanavaozana ny “Cours maimaimpoana” ho an’ireo mpianatra hiatrika ny fanadinam-panjakana CEPE, BEPC ary bakalorea ao amin’ny Cisco Toamasina I sy Cisco Toamasina II, ny faran’ny herinandro teo. Tanjona amin’izao hetsika izao ny hanohanana […]

2940 items