Newsmada

Found 2940 news

  • Basikety – “Fiba 3×3 Women’s Series” : Nandresy an’i Mongolie ary resin’i Australie ny Ankoay
    Newsmada - 04:56 May 18, 2026
    Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tany Shanghai Chine, ny fifaninanana “Fiba 3X3 Women’s Series”, taranja basikety, nandraisan’ny An­koay vehivavy anjara. Lalao roa no natrehan’izy 4 mirahavavy, nahitana an’i Samba­trarimiora, i Sydonie, i Saro­bidy ary i Koloina. Raha hiverenana ny vokatra, nahazo fandresena iray sy faharesena iray i Madagasikara. Teo amin’ny […]
  • PFL – Disciples Fc : Any amin’ny manasa-dalana ny tongotra ilany
    Newsmada - 04:56 May 18, 2026
    Efa tafita any amin’ny dingana manaraka ny tongotra ilan’ny Disciples Fc Vakinankaratra. Lavon’izy ireo tamin’ny isa  4 no ho 0 ny Fosa Juniors Fc Boeny, omaly, tao amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga. Fihaonana izay tafiditra anatin’ny lalao mandroson’ny ampahefa-dalan’ny Pureplay Football League (PFL). Raha hiverenana ny fihaonana teny an-toerana, nanindry tanteraka […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:54 May 18, 2026
    Niampy oniversite efatra no mandray ny fanadinana bakalorea amin’ity taona ity : Vakinankaratra, Itasy, Analanjirofo ary Sava miaraka amin’ireo oniversite lehibe enina. Efa mikarakara manontolo ny bakalorea izy ireo manomboka izao. Teto Antananarivo hatrany no mikarakara ny taratasy rehetra momba ny bakalorea ho an’ny faritra Vakinankaratra teo aloha. Manana mpiadina […]
  • Hisitrahan’ny tokantrano toeram-pivoahana : Vokarina eto Madagasikara ny Sato Pan
    Newsmada - 04:54 May 18, 2026
    Nampahafantarina ny herinandro lasa teo, ny fanamboarana fitaovana ampiasaina amin’ny toeram-pivoahana Sato Pan vita eto Mada­gasikara. Iarahana amin’ny sehatra tsy miankina Sato ratsan’ny orinasa japoney LIXIL sy ny orinasa SMTP an’ny vondrona Inviso izany. Fitao­vana vita amin’ny akora plastika. Azon’ny tokantrano ampiasaina ary efa amidy eto Antananarivo, Antsirabe, Am­bo­sitra ny […]
    Tags: Sato
  • Fitsaboana any ivelany: Mahasarika ny Malagasy ny fanovam-batana
    Newsmada - 04:54 May 18, 2026
    Mahatratra 73 isan-taona ny olona manatona ny hopital « Royal Green » atsy amin’ny nosy Maorisy. Manana manampahaizana manokana amin’ny fandidina samihafa ity hopitaly ity. Anisan’ireo tolotra omeny sy mahasarika ny Malagasy ny fandidiana sy ny fanatsarana ny bika aman’endrika. Sokajiana ao anatin’izay ny fampitoboana ny nono, ny tsindrona « botox », fanalana tavy […]
    Tags: Malagasy
  • Iray eny an-kianja  : Maimaimpoana ny an’ireo any amin’ny faritra
    Newsmada - 05:33 May 16, 2026
    Nihaona tamin’ny mpanao gazety, tetsy amin’ny Kianja Barea, omaly, ireo mpikarakara ny hetsika “Iray eny an-kianja”. Lalao ara-panatanjahantena  hifanandrinan’ny haino vaky jery. Namba­ran’ireo tomponandraikitra fa tsy miova ny daty hanatontosana ny fihaonana fa ny sabotsy 6 jona ho avy izao, ao amin’ny Kianja Barea Maha­masina. Mampiavaka ity andiany ity, natao maimaimpoana […]
    Tags: Iray
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 05:33 May 16, 2026
    Hotanterahina anio, ny fampivondronana ireo vehivavy mpilalao baolina kitra miisa 37 mirahavavy, hiatrika ny fifantenana ny ho Barea Ladies. Hifandona amin’i Soudan du Sud, ny 6 sy 9 jona ho avy izao, any Soudan, ihany. Marihina fa tsy mbola nampahafantarina ny anaran’ireo mpilalao sy izay ho mpanazatra. Midona amin’i Afrika […]
  • Fibatana fonjamby-Afrika : Medaly 14 noraofin’ny Malagasy
    Newsmada - 05:33 May 16, 2026
    Niraradraraka ny medaly ho an’i Madagasikara, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja fibatana fonjamby, natao tany Egypte. Medaly 14 be izao no azon’ny Malagasy, raha toa ka atleta 6 monja no nisolo tena an’i Madagasikara. Volamena ny 6 tamin’ireo medaly azon’ny Malagasy ireo ka Andriatsitohaina Tojo, teo amin’ny sokajy […]
  • Baolina kitra – PFL : Hafana ny fihaonan’ny Fosa Juniors sy ny Disciples FC
    Newsmada - 05:33 May 16, 2026
    Hotontosaina amin’ity faran’ny herinandro ity ny lalao ampahefa-dalana mandroso, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL). Tsontsorimamba isarahana ny an’ireo ekipa 8 manohy ny fifaninanana, amin’ity. Hotanterahina anio sy rahampitso alahady ny lalao ampahefa-dalana mandroso, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra na ny […]
  • Kolosaina sy tarazo: Lasa olon’ny finoana ny Malagasy ?
    Newsmada - 05:44 May 15, 2026
    Manana ny maha izy azy, hono, ny Malagasy. Ilay na ireo maha izy azy, anefa, efa voazarazara ka zary manasongadina ny tsy azy. Miteraka fifandirana, fisarantsarahana, ady tsy mety tapitra… Iray amin’ireo mampiavaka ny Malagasy ny maha olon’ny fahalalana azy. An-tapitrisa taona no niainany ny tranga iray. Nisintonany fahalalana izany, […]
    Tags: Malagasy
  • TARATRY ny KANTO
    Newsmada - 05:44 May 15, 2026
    Nidina nijery ireo harembakoka any Itasy ny tale jeneralin’ny kolontsaina, Théo Rakotovao, sy ireo mpiara-miasa aminy eo anivon’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina izay voakasik’izany. Momba ny fitantanana mahomby ireo harembakoka mahasarika mpizahatany toy ny geysers sy ny riandrano Lily no anton-dian’ny delegasionina, nifanatona tamin’ireo tomponandraikitra isan’ambaratonga, any an-toerana. Niara-nidinika […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 05:43 May 15, 2026
    Mamolavola antontan-kevitra entin’ny Centre des opérations d’urgence de santé Publique (Cousp) miasa ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Sampandraharahan’ny Firenena mikambana momba ny fahasalamana (OMS) mandritra ny hadimiana. Tafiditra amin’ny tetikasa fiomanana amin’ny fiatrehana ny valanaretina sy ny fanatsarana ny tolotra eny amin’ ny tobim-pahasalamana fototra ny asa. Fitaovana iray ampiasain’i […]
  • Ady amin’ny fahapoizinana ara-tsakafo : Natao ny fanombanana ny rafitra nasionaly
    Newsmada - 05:43 May 15, 2026
    Nanatanteraka atrikasa fa­nombanana ny rafitra fanaraha-maso nasionaly fiarovana sy fiantohana ny fahasalaman’ny sakafo ny ivontoerana misahana ny fanaraha-maso ny fahasalamana sy ny kalitaon’ny sakafo tamin’ity herinandro ity, tany Ampefy. Andry iankinan’ny fahasalamam-bahoaka sy singa iray miantoka ny fampandrosoana ara-tsosialy sy ara-toekarena ny fiantohana ny fahasalaman’ny sakafo. Eto Madagasikara, loza mitatao […]
  • Ady amin’ny herisetra : Hofanina ireo mpisehatra
    Newsmada - 05:43 May 15, 2026
    Mitohy hatramin’ny rahampitso ny fanofanana ireo mandray an-tanana ny olona iharan’ny herisetra, ao anatin’ny tetikasa “Eager”. Ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina sy ny Fid no manatanteraka izany fiofanana izany. Mbola anisany fanamby lehibe eto Madagasikara ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy. Manohintohina ny fiarovana […]
  • Humanity First sy ny Ahmadiyya: Manolotra fitsaboana maimaimpoana
    Newsmada - 04:43 May 13, 2026
    Marobe ireo olona tsy misitraka fitsaboana ara-dalàna amin’izao fotoana izao, noho ny fahasahiranana. Mano­loana izany, mandalo eto Antananarivo, manome fitsaboana maimaimpoana mandritra ny telo andro, ireo dokotera miisa enina avy amin’ny ONG Humanity First avy any Alemana, tarihin’ny dokotera Wjahat Waraich. Fiaraha-miasa amin’ny miziolomanina Ahmadiyya no ahafahan’izy ireo manatanteraka ny […]
  • Rejisitra sosialy tokana: Ho an’ny fiahiana ara-drariny sy mampiaty
    Newsmada - 04:43 May 13, 2026
    Ao anatin’ny fankalazana ny iray volan’ny fiahiana ara-tsosialy ny fanjakana, amin’ny alalan’ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina. Fomba fiasa matihanina sy maharitra no tanjon’ny Fanavaozana. Tsy mijanona amin’ny fanampiana vonjimaika intsony ny vina fa miatrika ny fototry ny fahantrana mba hanatsarana ny fari-piainan’ny mponina sy hampitomboana ny fahafahan’ny vahoaka miatrika […]
  • Oniversiten’i Barikadimy, Toamasina :Tonga ny fanitso miisa 2 772 ho an’ny tranon’ny mpianatra
    Newsmada - 04:43 May 13, 2026
    Telo volana taorian’ny fandravan’ny rivodoza Gezani vao tonga eo anivon’ny oniversiten’i Barikadimy, Toamasina, ny fanitso miisa 2 772 isa hanafoana ny tranon’ny mpianatra “Conaco” miisa 22. Misy kojakoja feno hampiasaina miaraka amin’ny fanitso: faîtière galva miisa 440, cornier galva miisa 4 400 sy loko izay mitotaly 487 405 600 Ar. […]
  • Fivatravatran’ny « IA »: Loza ho an’ny kolontsain’ny « adalam-pandrosoana »
    Newsmada - 04:42 May 13, 2026
    Tsy azo sakanana intsony. Saika mampiasa na ampiasana ny « intelligence artificielle » na ny « IA » avokoa ny sehatra rehetra (fahasalamana, soratra, zavakanto sy kolontsaina…). Ho an’ ny firenena matanjaka, efa notezaina hahay mandray sy mampiasa azy io ny olona ao aminy. Vao 12 taona monja ny zaza, efa mahafantatra sy mahay […]

2940 items