Newsmada

Found 2565 news

  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:31 Jul 10, 2024
    Vita ny 25% ny asa amin’ny fanarenana ny vahilava Kiembe ao an-tampon-tanànan’i Toliara. Mitotaly 4 927 m ity lalana ity ary 7 m ny sakany. Enje­hina ho vita amin’ny faran’ity taona 2024 ity ny asa rehetra. Mampifandray ny fokontany Akiembe, Mo­tom­be ary Andranomena ity vahilava ity. Mamatsy vola ny fanatanterahana […]
  • FAO sy Minae : fiaraha-miasa ho an’ ny fanjarian-tsakafo
    Newsmada - 04:30 Jul 10, 2024
    Novolavolain’ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny tsakafo (FAO), ny taona 2019, ny hetsika « Mifampitantana » (main dans la main). Niditra tao anatin’ny hetsika i Madagasikara, ny taona 2023. Natao sonia, omaly, teto Antananarivo, ny fiaraha-miasa ny tetikasa « Tohana ho an’ny fanovana ny rafitra ara-tsakafo ho an’i Madagasikara », tafiditra ao anatin’ny hetsika […]
  • Fambolen-kazo 2024: tratra ny 86% ny tanjona napetraka
    Newsmada - 04:30 Jul 10, 2024
    Laharam-pahamehana amin’ny minisiteran’ny Tontolo iainana (Medd) ny ady amin’ny trafika sy ny fiarovana ny harena voajanahary. Namintina ny zava-bita sy ny hatao manaraka ny minisitry ny Tontolo iainana, Max Andonirina Fontaine, ny herinandro lasa teo. Anisan’ny nisongadina ta­min’ny tatitra ny mahakasika ny ady amin’ny trafikana zava-mananaina (biby sy zava-ma­ni­ry), toy […]
  • Tetikasa Kanto Manabe : zavakanto mivelatra sy matihanina no tanjona
    Newsmada - 05:01 Jul 09, 2024
    Anisan’ny singa iray ahafahana manabe sy mitaiza, indrindra ho an’ny ankizy sy tanora, ny zavakanto. Efa mivelatra amin’ny fikajiana ny tontolo iainana izany ankehitriny ho an’ny TKM. Tanterahina eny amin’ny Alliance française d’An­ta­nanarivo (AFT) Anda­vamamba, ny fampirantiana asa kanto, nomanin’ny fikambanana Plum’art sy ny mpandray anjaran’ny tetikasa Kanto Manabe. Azo […]
  • Basikety : handeha ho any Kosovo ny Ankoay
    Newsmada - 05:00 Jul 09, 2024
    Hotanterahina any Ko­sovo, amin’ny faha-20 ny volana jolay ho avy izao, ny fifaninanana taranja basikety 3×3, “Le tournoi international Chal­lengers de Pristina”, sokajy lehilahy. Araka ny loharanom-baovao voaray avy eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny basikety (FMBB), omaly, afa­ka miatrika izany ny Ankoay rehefa tsy vonona amin’ity hetsika ity i France, tompondakan’ny […]
    Tags: Ankoay
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 05:00 Jul 09, 2024
    Hotanterahina any Mahajanga, ny 13 hatramin’ny 20 jolay ho avy izao, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja volley-ball, ho an’ny sokajy zandriny. Miisa 20 ireo klioba hifanintsana ao amin’ny vehivavy. Naaton’ny Federasiona malagasin’ny volley-ball kosa ny lehilahy, noho ny tsy fahafenoan’ny fetr’isa takina amin’ny fifaninanam-pirenena. Tonga omaly, teny amin’ny seranam-piaramanidina […]
  • Lalao Olympika “JO 2024”: I Rija sy i Sidonie no hisolo tena ny atletisma
    Newsmada - 05:00 Jul 09, 2024
    Atleta mianadahy no hiatrika ny lalao Olympika izay hotanterahina any Paris France, eo amin’ny atletisma dia i Rija sy i Sidonie. Hihazakazaka eo amin’ny 100 m misy fefy i Sidonie raha eo amin’ny 100 m tsotra kosa i Rija. Taorian’i Sidonie Fiada­nantsoa, izay nomen’ny Federasiona iraisam-pirenen’ny atletisma ny fahazoan-dalana hiatrika […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:59 Jul 09, 2024
    Vita ny atrikasa narahina fiofanana momba ny fahitan’ireo olona manana fahasembanana sy ny fiarahamonina ao amin’ny faritra Menabe ny zava-misy mahakasika ny fahasalamana ara-pananahana. Niara­hana tamin’ny fikambanana Autisme Mada­gasikara izany. Naharitra roa andro ny atrikasa nampitana tamin’ireo olona manana fahasembanana ny zony. Voa­resaka avokoa ny lafiny sosialy, kolontsaina sy ny […]
  • GVEC: Transformer les vies et favoriser l’entrepreneuriat
    Newsmada - 05:22 Jul 08, 2024
    Le programme de Développement des filières agricoles inclusives (Defis) s’engage à soutenir les petits producteurs à travers les Groupements villageois d’entraide communautaire (GVEC). Depuis 2019, le programme Defis, financé par le Fonds international de développement agricole (Fida), a permis à 13.190 exploitations agricoles familiales (EAF) de bénéficier des avantages offerts […]
    Tags: GVEC
  • Eco brèves
    Newsmada - 05:22 Jul 08, 2024
    Intelligence artificielle. Une étude sur la mise en place d’un institut d’intelligence artificielle (IA) appliquée pour l’océan Indien est en cours, comme l’a indiqué le ministre du Dévelop­pement numérique, des Postes et des Télé­communications (MNDPT), Tahina Razafin­dramalo, lors de sa participation en fin de semaine à la conférence mondiale sur […]
  • Lutte antiacridienne: des opérations aériennes en appui
    Newsmada - 05:22 Jul 08, 2024
    Les invasions acridiennes à Madagascar constituent une véritable menace pour l’agriculture et la sécurité alimentaire du pays. Depuis février, le ministère de l’Agriculture et de l’élevage (Minae), via le Centre national de lutte antiacridienne (IFVM), mène une campagne terrestre contre les criquets. «Jusqu’à présent, 30.000 hectares ont été traités, mais […]
  • Cadre de partenariat pays: 34% des financements de la Banque mondiale alloués aux infrastructures
    Newsmada - 05:21 Jul 08, 2024
    En mars 2024, le portefeuille de la Banque mondiale à Madagascar s’élevait à 4,1 milliards de dollars, répartis dans 26 projets nationaux et quatre opérations régionales. Parmi les secteurs bénéficiaires, les infrastructures s’adjugent la plus grande part avec 1,39 milliard de dollars, soit 34% des financements. Selon la Banque mondiale, […]
    Tags: Banque
  • Ikala : niverina tamin’ny fitiavany…
    Newsmada - 04:43 Jul 08, 2024
    Tian’izy ireo ny mozika rock. Tiany ihany koa ny misary adala eny an-tsehatra. Taona maro anefa no tsy nisy izany, ka tena fotoan-dehibe ny alin’ny sabotsy teo ho an-dry Ikala. Fotoana nahitana an-tsehatra indray an’i Ampelagie sy i Marie Jeanne, tetsy amin’ny Kudeta Urban Club. Nihamatotra? Niverina tamin’ny fitiavany taloha […]
    Tags: Ikala
  • Kolontsaina sy fanabeazana: miverina sy mivelatra ny Zanabaliha
    Newsmada - 05:01 Jul 06, 2024
    Anisan’ireo foibe fikarohana sy fanabeazana ary fampianarana momba ny kolon­tsaina malagasy, ela niorenana ny Zanabaliha. Nisy fotoana niova endrika izy io. Ankehitriny, miverina amin’ny nahalalana azy ary mivelatra amin’ny lafiny hafa… Tany amin’ny taona 1980 no efa nanomboka ny dinika hoenti-mamerina indray ny Malagasy hiaina ny kolontsainy. Nifanindran-dalana tamin’izany, efa […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 05:01 Jul 06, 2024
    Nampandre ny mpanjifany ny Jirama fa tara ny fahatongavan’ny sambo mitondra solika mavesatra avy any ivelany. Voatery mitsitsy ny tahiry eo am-pelatanana ny orinasa, hampihodinana ny milina mamokatra herinaratra. Nisy ny fanapahana ny famatsiana mandritra ny adiny roa, omaly. Vita omaly, ny famindram-pitantanana eo amin’ny tomponandraikitra voalohan’ny Tsenam­barom-panjakana avy amin’ny […]
  • Impulse 2024 : paikadin’ny MNP mandritra ny 5 taona
    Newsmada - 05:01 Jul 06, 2024
    Nampahafantarina omaly, ny Paikadin’ny Madagascar National Parks (MNP) ato anatin’ny dimy taona ho avy (2024-2028). Antsoina hoe Impulse 2024, fiarahantsika ho an’ny valan-javaboahary ity paikady ity. Miahy ny MNP ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd). Efa fanao isan-taona, nanomboka ny taona 2019 ny fivoriana iarahana amin’ireo mpiara-miombon’ antoka […]
    Tags: Impulse
  • Fitantanam-bola : hiara-hiasa ny BNI sy ny Mvola
    Newsmada - 05:00 Jul 06, 2024
    Mitohy hatrany ny tolotra omen’ny BNI Madagascar ho fahafaham-po ny mpanjifany. Ankehitriny, miara-miasa amin’ ny Mvola izy amin’ny alalan’ny tolotra #699# izay ahafahan’ny mpanjifa tsy ankanavaka manara-maso ny toe-bolany eny anivon’ny banky. Tsotra, mora, tsy mila internet ary tsy mifidy finday ny fidirana amin’izany. Mila mampifandray ny kaonty BNI Madagascar […]
    Tags: MVola
  • Vie paisible enquete du meilleur
    Newsmada - 15:04 Jul 05, 2024
    Combien d’heure en mer? La pêche sera t-elle bonne?
  • « Telma Coupe 2024 » : hanao ny famaranana ny CFFA sy ny Elgeco Plus
    Newsmada - 04:58 Jul 05, 2024
    Nihintsana avokoa ny solontenan’ny ligin’i Vakinankaratra. Tafita hiatrika ny famaranana indray ny Elgeco Plus Analamanga sy ny CFFA Andoharanofotsy. Hotolorana lelavola 25 tapitrisa Ariary izay mivoaka ho mpandresy. Toy ny tamin’ny taon-dasa ihany. Ny ekipan’ny Elgeco Plus Anala­manga sy ny CFFA Ando­haranofotsy no hihaona eo amin’ny famaranan’ny fiadiana ny amboaran’i […]

2565 items