Newsmada

Found 2565 news

  • Hetsiky ny LMK Hiragasy goavana eny Bemasoandro
    Newsmada - 07:51 Jun 25, 2024
    Hanao hetsika ho amin’ny fanohanana sy fanampiana ny ao aminy ny sampana eo anivon’ny fiangonana katolika etsy Bemasoandro. Mikarakara seho hira­gasy ny eo anivon’ny Lehilahy misionera katolika (LMK), eny amin’ny fiangonana katolika (Ekar) Bemasoandro, Itaosy. Hifa­nandrina amin’izany ny tarika Raveloson Jean Ba avy any Arivonimamo sy ry Sahon­drafinina zanany avy […]
  • Lalao Echec – Afrique 2024: tompondaka lefitra i Nivo Hasina
    Newsmada - 07:49 Jun 25, 2024
    Fararanom-bokatra ny fanatanjahantena malagasy, tamin’ ny faran’ny herinandro teo. Nentin’i Tsinjoviniavo Nivo Hasina ambony be indray ny lazan’i Mada­gasi­kara.Voahosotra ho tompondaka lefitra eto Afrika, ho an’ny sokajy zandriny U10, teo amin’ny lalaon-tsaina Echec, indray mantsy ny tenany. Fihaonana natao tatsy Afrika Atsimo, ny 16 ka hatramin’ny 21 jona lasa teo. […]
  • Baolina kitra – «Euro 2024»: saro-toerana ny ekipan’i France
    Newsmada - 07:47 Jun 25, 2024
    Tsy mbola tafita amin’ny ampahavalon-dalana i Fran­ce, ao amin’ny sokajy «D», eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra «Euro 2024». Fihaonana tanterahina any Allemagne. Hiankina amin’ny lalao anio no hahalalana ny tohin’ny dian’izy ireo. Tsy manana afa-tsy isa 4 mantsy ny frantsay hatreto. Tranga maromaro no mety […]
    Tags: Euro
  • « Star Tour Antananarivo »: nahasarika mpankafy maro ry AmbondronA
    Newsmada - 12:22 Jun 24, 2024
    3 andro an-danonana ny tetsy amin’ny Coliseum Antsonjombe, ny faran’ny herinandro teo. Tontosa ary nahatratra ny tanjona ny « Star Tour » andiany faharoa tamin’ity taona ity, ho an’Antananarivo. Tsy nahasakana ireo mpiala voly ny hatsiaka, satria nampafana hatramin’ny farany ny fety. Raha hanaovana jery todika ny lanonana nandritra ny […]
  • Tantara « Galifantsy »: hoentin’ny Rohikanto an-tsehatra
    Newsmada - 12:21 Jun 24, 2024
    Ny feo efa tsy zoviana amin’ny mpanaraka tantara an’onjampeo. Nirafitra ho tarika iray ireo mpanakanto mpamelona tantara fihaino, ka nanangana ny Rohikanto : Arikom’s Randria, Hanjariliva, Ony Mihajanirina, Vanintsoa, Arlivah, Christophe Rabearimanana ary i Lemec. Nandritra ny fotoana elaela izay, niroso ihany koa tamin’ny seho an-tsehatra izy ireo fa tsy […]
  • Antenimierampirenena: volavolan-dalàna mahakasika ny hetra
    Newsmada - 12:15 Jun 24, 2024
    Nodinihina teny amin’ny Antenimierampirenena Tsimbazaza, ny 19 jona teo, ny volavolan-dalàna laharana 014-2024, niaraka tamin’ny teknisiana avy ao amin’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola. Votoatiny ny fifanarahana iraisam-pirenena ifanampian’ny sampandraharahan’ny hetra amin’ny lafiny fifanakalozam-baovao sy ara-ketra. Miisa 147 ny firenena nanao sonia ity fifanarahana ity. Tanjona amin’ilay volavolan-dalàna ny  hampitomboana […]
  • Tambajotra 2Africa: miara-miasa ny Airtel Africa sy ny ASN
    Newsmada - 12:13 Jun 24, 2024
    Sampana orinasa mpamongady ao amin’ny Airtel Africa, amin’ny firenena 14, aty Afrika ny Airtel Telesonic. Nahomby ny fiaraha-miasany amin’ny orinasa Alcatel Submarine Networks (ASN), nametrahana ny randrantadim-pifandraisan-davitra (câble) matanjaka an-dranomasina 2Africa, mampifandray an’i Kenya, Tanzania ary Afrika Atsimo. Anisan’ny tambajotra goavana indrindra maneran-tany ity natao ity, mampifandray an’ i Afrika, […]
  • FMI: vinavinaina hitombo 200 Ar isaky ny litatra ny vidin-tsolika
    Newsmada - 12:11 Jun 24, 2024
    Azon’i Madagasikara ny fampindramam-bola mitotaly 658 tapitrisa dolara avy amin’ny FMI, ao anatin’ny Fec sy ny FRD. Anisan’ny fepetra horaisin’ny fanjakana, ny fampiakarana ny vidin-tsolika hanakaiky ny tena vidiny eo amin’ny tsena iraisam- pirenena. Nankatoavin’ny filankevim-pitantanan’ny Tahirimbola iraisam-pirenena, tany Washington Etazonia, ny 21 jona teo, ny famatsiam-bola 337 tapitrisa dolara […]
  • Tohana ho an’ny PME : hiara-hiasa ny DGI sy ny FMFP
    Newsmada - 04:52 Jun 21, 2024
    Vonona hanohana ny ny orinasa malagasy madinika sy salantsalany (PME) ny foibem-pitondrana ankapobeny ny hetra (DGI) sy ny tahiry famatsiam-bola malagasy ho fampiofanana ny mpiasa (FMFP) amin’ny alalan’ny fifanaovan-tsonia, ny alarobia teo, tetsy Ambodivona. Tantsoroka izay hiompana tanteraka amin’ny fampanarahana ny toetrandro ireo fahalalan’ny orinasa ny lalàna sy ny paika […]
    Tags: FMFP
  • Jono : tafakatra 44% ny vola azo tamin’ny UE
    Newsmada - 04:52 Jun 21, 2024
    «Nitombo 44% ny vola niditra tamin’ ny fifanaraham-piaraha-miasa momba ny jono niarahana amin’ny Vondrona eoropeanina (UE)», hoy ny minisitry ny Jono sy ny toekarena manga, Mahatante Pau­bert. Mangarahara tanteraka ny asa sy ny vola niditra tamin’ ity sehatra ity, hoy hatrany ny fanazavany. Notohizany fa fifanaraham-piaraha-miasa faha-11 niarahana tamin’ny UE nahazoana […]
    Tags: Jono
  • Tropic.com : ilaina ny serasera amin’ ny tambajotra
    Newsmada - 04:51 Jun 21, 2024
    Tsy mitsahatra mivoatra ny fivoaran’ny serasera. Ao ana­tin’izany ny sehatry ny fiza­hantany. Mandray anjara eny amin’ny Hetsika iraisam-pirenena ho an’ny fizahantany (ITM) sy ny asa tanana (IHM) eny amin’ny CCI Ivato, ny 20-23 jona 2024 ny orinasa Tropic. com. Misehetra amin’ny lafiny fampiroboroboana ny fifandraisana sy ny serasera amin’ny mpanjifa. […]
    Tags: Tropic
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:51 Jun 21, 2024
    Mandroso ny fametrahana fivilianan-dalana any amin’ny tetezan’i Manambary, PK 173, amin’ny lalam-pirenena fahadimy, RN 5, faritra Sava. Any amin’ny lalam-pirenena mampitohy an’Ambilobe sy Vohemar ity lalana ity, izay simban’ny rivodoza Gamane farany teo. Manodidina ny 50 000 hatramin’ny 100 000 dolara ny famatsiam-bola avy amin’ny fanjakana anglisy ao anatin’ny fandaharanasa […]
  • TEASER Vatomandry 1
    Newsmada - 11:13 Jun 20, 2024
    Entre ciel et mer, l’infini du beau de Vatomandry
  • Faha-64 taonan’ny Fahaleovantena : hanomboka anio etsy Soarano ny « podium » ho an’ny rehetra
    Newsmada - 04:50 Jun 20, 2024
    Mianoka tanteraka ao anatin’ny fankalazana ny faha-64 taona niverenan’ny Fahaleovantena i Madagasikara amin’izao fotoana izao. Maro ny hetsika ara-kolontsaina hanamarihana izany eto Antananarivo. Tanterahina androany hatramin’ny 25 jona izao manoloana ny gara Soa­rano etsy Analakely ny « po­dium ». Atao isaky ny amin’ny 4 hatramin’ny 7 ora hariva eo ho eo izany. […]
  • Minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany: fanambaram-pananana teny amin’ny Bianco
    Newsmada - 04:50 Jun 20, 2024
    Nanao rodobe teny amin’ ny biraon’ny Bianco eny Ambohibao, omaly 19 jona 2024, ny mpitantana ambony ao amin’ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany (MIM) sy ireo rantsa-mangaika ao aminy, toy ny Omnis, ny BCMM, ny Anor, sns. Napetraka teny ny antontan-taratasy mirakitra ny fa­nambaram-pananan’izy ireo, izay fanao ho an’ny mpiasa ambony […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:49 Jun 20, 2024
    Hiditra amin’ny andro faharoa ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, ho an’ny sokajy D1, vehivavy. Fihaonana hatao etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny alahady 23 jona izao. 3FB hikatroka amin’ny ASUT ary ny FTM Manjakaray hifanehitra amin’ny FTFA Antohomadinika. Nitohy omaly tany Antsirabe ny fifanintsanana hiadiana ny ho […]
  • Ressources naturelles – VOI: focus sur les droits d’usage et coutumiers
    Newsmada - 05:23 Jun 19, 2024
    Les communautés locales (VOI) de Madagascar, gestionnaires des ressources naturelles, ainsi que les organisations de la société civile (OSC) préoccupées par la protection de l’environnement, ont exprimé leurs inquiétudes face à la note n°01/19/MEDD/Mi du 29 janvier 2019. Cette note suspend toute coupe, exploitation et exportation des produits forestiers sur […]
  • Zah@Geek 3.0: le plus grand salon de l’emploi numérique
    Newsmada - 05:23 Jun 19, 2024
    La troisième édition de Zah@Geek, le plus grand salon d’emploi du numérique à Madagascar, aura lieu les 21 et 22 juin, dans les nouveaux locaux d’Orange Digi­tal Center, à la Gare Soarano. Organisé par Orange Mada­gascar avec le soutien de Huawei, cet événement rassemble plus de 40 entreprises exposantes et […]
    Tags: Geek

2565 items