Newsmada

Found 2565 news

  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 05:04 Jul 01, 2024
    Hiara-hiasa amina orinasa malagasy ny Global Li-Ion Graphite Corp hijery ireo tahirina Uranium eto Madagasikara. Kendrena ao anatin’ny fifanaraham-piaraha-miasa ny hanombanana ny tetikasa izay miampita amin’ny fampiasana ny angovo maitso. Ankilany, efa vonona hitrandraka ny Graphite ao Amba­to­haranana ny orinasa. Hisokatra tanteraka manomboka rahampitso ny lalam-pirenena fahenina (RN6), taorian’ny fahatapahana […]
  • Fanjifana : tokony hanara-penitra ny vokatra amidy eny an-tsena
    Newsmada - 05:04 Jul 01, 2024
    Hentitra ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra ary ny fanjifana (Mic) amin’ny fiarovana ny zon’ny mpanjifa, manoloana ireo vokatra efa simba na koa lany daty amidy eny an-tsena. Malalaka ny tsena ho an’ny mpanjifa amin’ireo vokatra tiany ho vidiana saingy tokony hanaraka ny fenitra sy hanaja ny fahasalamana […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 05:03 Jul 01, 2024
    Misy fiakarana kely ny maripana ambony indrindra fa ny maripana ambany indrindra dia tsy hisy fiovana fa mbola hangatsiaka hatrany. Eto Antananarivo 6°C – 22°C ny maripana raha hidina hatramin’ny 2°C ny ambany indrindra any Antsirabe. Momba ny toetry ny andro, ny tolakandro, handrahona mitsitokotoko any Am­ba­tosoa sy Analanjirofo. Hibaliaka […]
  • Kompoze Isoraka
    Newsmada - 09:31 Jun 29, 2024
  • Taratry ny kanto
    Newsmada - 09:15 Jun 29, 2024
     Nivoaka ny lisitra farany amin’ireo handray anjara amin’ny “Generation 2000’s”. JoyK, izay handrasana manokana avy any an-dafy, Unik izay niverina tamin’ny endriny voalohany nahafantaran’ny maro azy, Spy D izay efa ela tsy hita an-tsehatra, Titi, tsy heno elaela ihany koa ary i Tovo J’Hay sy Raboussa, izay mameno ny fepetra. […]
  • “Iray volan’ny teny malagasy”: mila manao ezaka mitohy ny tsirairay
    Newsmada - 09:14 Jun 29, 2024
    Hivalona tsy ho ela ny fanamarihana ny « Iray volan’ny teny malagasy ». Amin’ny ankapobeny, saika nitovy tamin’ny hita isan-taona ihany ny zava-niseho tamin’ity. Noho izany, misy tsy tontosa ao ! Atrikasa, velakevitra, fam­pirantiana, famoahana boky… Saika efa fahita sy faheno nandritra ny taona maro nisian’ny fanamarihana ny « Iray volan’ny teny malagasy ». Ao […]
    Tags: Iray
  • Sombim-baovao
    Newsmada - 09:09 Jun 29, 2024
     Hatao anio sy rahampitso, ao amin’ny kianja Saint Denis La Réunion, ny fifaninanana “Run Ball 2024”, taranja basikety 3×3. Hiatrika ny fifanintsanana “Challengers de Pristina” any Kosovo, izay mivoaka mpandresy amin’izany. Tsara marihina fa samy mandray anjara ao avokoa ny Ankoay, lahy sy vavy.  Hotanterahina ny faran’ny herinandro ho avy […]
  • Rallye – «Mada 2023»: hozaraina anio ny amboara
    Newsmada - 09:08 Jun 29, 2024
    Hotanterahina, anio, etsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina ny fizarana loka ho an’ireo mpandresy nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Rallye, ho an’ny taom-pilalaovana 2023. Tompon’ny anaram-boninahitra i Mathieu, mpanamorin’ny klioba Asacm. Andry Tahina, ny teo amin’ny mpanamory mpanampy. Rasoamaromaka Faniry, avy amin’ny TMF ny voalohany teo amin’ny kilasy […]
    Tags: Rallye
  • Vaovao tambatra
    Newsmada - 08:15 Jun 28, 2024
    Mitentina 226 000Ar isam-bolana ny tolotra internet omen’i Starlink. Tsy ao anatin’izany ireo kojakoja samihafa mifanaraka aminy izay vidiana mitokana 1 120 000Ar. Lafo ireo tolotra ireo raha oharina amin’ny vidiny ankapobeny ary mbola lafo aty amin’ny tsena aty Afrika ihany koa. Nampidi-bola 54,384 miliara Ar ireo letisia 16 860,3 taonina naondrantsika izay vidiana […]
  • Lalana RN12 Amboarina ny tetezan’i Faraony
    Newsmada - 08:13 Jun 28, 2024
    Mandroso ny fanarenana vonjimaika ny lalam-pirenena RN 12, nanomboka ny 17 jona lasa teo, tarihin’ny ekipan’ny fitantanam-paritry ny Asa vaventy (DRTP) Fitovinany. Manomboka eo amin’ny tetezan’i Faraony ny asa, mankany Manakara ary hitohy hatrany Vohipeno. Nohamafisina tamin’ny Béton armé  ny arabe sy ny sisiny, hiarovana ny lalana tsy ho mora […]
    Tags: Faraony
  • Siansa momba ny ita sy ny serasera (Sic): sehatra miara-dalana amin’ny tontolon’ny asa
    Newsmada - 08:11 Jun 28, 2024
    Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny fivoaran’ny olombelona, eo amin’ny tontolon’ny asa, ny siansa momba ny ita sy ny serasera (Scie­nce de l’information et de la communication, Sic). Antony nitondrana fanazavana bebe kokoa mahakasika izany teny amin’ny Oniversiten’Anta­na­narivo, ny herinandro lasa teo. Nifarimbona ny Agence Peak sy ny fikambanana Arisera […]
  • Fetim-pirenena: olona 4 000 nilahatra manohana ny Base Toliara
    Newsmada - 08:08 Jun 28, 2024
    Vonona hampihodina ny toekarena hiadiana amin’ny fahantrana ny mponina manohana ny hanokafana ny orinasa Base Toliara. Nanao filaharambe izy ireo nandritra ny fankalazana ny faha-64 taona niverenan’ny Fahaleovantena tany an-toerana. Anisan’ny nampiavaka ny fankalazana ny fetim-pirenena, ny 26 jona teo, tany Toliara I, ny filaharambe nataon’ny olona manohana ny Base […]
  • TEASER Vatomandry 2
    Newsmada - 13:42 Jun 27, 2024
  • Vaky trano: kandidà depiote lasibatra
    Newsmada - 08:00 Jun 27, 2024
    Lasibatry ny vaky trano ny kandidà solombavambahoaka iray monina ao amin’ny fokontany Andamasiny, kaominina ambanivohitra Mitsinjo, Toliara, afakomaly alina. Novakian’ireo olon-dratsy ny fitaratra. Niditra an-keriny tao an-trano izy ireo ary nandroba ny entana sarobidy, tamin’ny 9 ora alina. Voaroba ny solosaina miisa roa sy finday telo. Nanamafy koa ny tompon-trano […]
  • Trafikan-tsokatra: olona efatra voasambotra
    Newsmada - 07:58 Jun 27, 2024
    Naiditra vonjimaika am-ponja ireo olona telo voasambotra teto Antananarivo momba ny trafikan-tsokatra, afakomaly. Nahatraran’ny mpitandro filaminana zana-tsokatra miisa 37 teny amin’ireo olona ireo. Kazaran-tsokatra ahina ho lany tamingana « radiata » ny 36 tamin’ireo biby ireo. Anisan’ny maro mpitady eo amin’ny tsena maizina iraisam-pirenena rahateo io sokatra io. Karazany “pyxis” kosa ny […]
  • Judo – Lalao Olympika: ofisialy ny fandraisana anjaran’i Laura
    Newsmada - 07:55 Jun 27, 2024
    Nanambara tao amin’ny tambajotran-tseraserany, omaly, ilay mpanao judo malagasy, Rasoanaivo Laura, fa anisan’ireo mpifaninana hiatrika ny lalao Olympika “JO 2024” hatao any Paris France, afaka iray volana. Tsy maintsy niandry ny lisitra navoakan’ny Federasiona iraisam-pirenena ny amin’ireo atleta tafita amin’izany ny tenany. Izay izany vao ofisialy ny fandraisany anjara amin’ity […]
  • Baolina kitra – «Euro 2024»: sahirana vao tafita amin’ny 1/8 i France
    Newsmada - 07:54 Jun 27, 2024
    Ambivitra vao tafakatra amin’ny dingana ampahavalon-dalana i France, eo amin’ ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina «Euro 2024». Fifaninanana tanterahina any Allemagne. Ny talata lasa teo, nisaraka ady sahala, 1 sy 1, tamin’i Po­logne, teo amin’ny andro fahatelo sady farany amin’ny fifanintsanana isam-bondrona ry zareo. Baolina tokana, tafiditr’i […]
  • Maroc: une opération humanitaire à Gaza
    Newsmada - 08:30 Jun 25, 2024
    Le ministère des Affaires étrangères, de la Coopération africaine et des Marocains résidant à l’étranger, a annoncé que Sa Majesté le Roi Mohammed VI, président du Comité Al Qods, a donné ses très Hautes Instructions pour déployer une opération humanitaire d’aide médicale, en faveur de la population palestinienne de Gaza. […]
    Tags: Gaza
  • Taratry ny kanto
    Newsmada - 07:51 Jun 25, 2024
    Mifarana anio ny fampirantiana « Firenena sy ny hery fiarovana sy filaminana », tanterahina ao amin’ ny Lapan’ny Tanànan’Antananarivo. Tratra ny tanjona, amin’ny ankapobeny, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra. Maro no tonga nitsidika ny fampirantiana, indrindra ireo tanora sy mpianatra, izay tena noken­drena hahafantatra ny mahakasika ny hery fiarovana sy filaminana. Tanterahina anio […]

2565 items