Newsmada

Found 2565 news

  • Projet ERER III: 18 millions d’euros pour électrifier 170 villages dans le Nord-est
    Newsmada - 05:23 Jun 19, 2024
    Le projet d’électrification rurale par les énergies renouvelables, phase trois (ERER III), s’apprête à transformer le Nord-est de Madagascar. Un accord de don de 18 millions d’euros a été signé hier à Antaninarenina entre le Gouvernement malgache et la République fédérale d’Allemagne, via la coopération financière (KfW). Ce projet bénéficiera […]
    Tags: Nord-est
  • Olep: ady amin’ny fahaverezan-tsolika
    Newsmada - 04:46 Jun 19, 2024
    Rantsa-mangaika ao anatin’ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd) ny Rafitra miady amin’ny fahalotoan’ny tontolo iainana an-dranomasina (Olep). Natao ny sabotsy 15 jona teo, tany amin’ny seranan-tsambon’i Toliara ny fanazarantena sy ny fampiasana ireo fitaovana manara-penitra raha sendra misy ny fahaverezan-tsolika an-dranomasina. Nilaza ny minisitry ny Tontolo iainana […]
    Tags: Olep
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:46 Jun 19, 2024
    Ho avy eto amintsika tsy ho ela ny delegasiona avy amin’ny Tanger Med Engineering hijery ny fomba hampivelarana ny fiaraha-miasany amin’i Madagasikara. Mirefy 1000 ha ny seranan-tsambon’i Tanger Med ao Détroit de Gibraltar, any Maraoka. Miisa 100 000 ireo sambo mifamezivezy isan-taona ao an-toerana. Natao nandritra ny roa andro ny dinika […]
  • Royal Chapel International : nihanoka vavaka sy hira fiderana ireo mpiangona
    Newsmada - 04:49 Jun 18, 2024
    Anisan’ny ahafantarana ireo fiangonana voasokajy ho zandriny ny hira mampientanentana. Izany indrindra no hita teny amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena nandritra ny fotoam-bavaky ny fiangonana Royal Chapel International. Notanterahina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Lapan’ny ko­lon­tsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina, ny hetsika lehibe nampitondraina ny lo­hahevitra  « Madagasikara ho […]
  • TARATRY ny KANTO
    Newsmada - 04:49 Jun 18, 2024
    Tontosa soamantsara ny “Festival Sabotsibe” tany Mandritsara. Hipoka olona ny kianja nandritra ny telo andro, indrindra tamin’ny famaranana izay niakaran-dry Jean Rigo, Rootsman ary i Sisca. Ito farany izay zanak’i Mandritsara no namarana ny fety, ka tsy nisy nety nisaraka raha tsy efa tamin’ny 8 ora maraina. Azo lazaina ho […]
  • Graphite molo : mahasarika ny orinasa mpitrandraka
    Newsmada - 04:48 Jun 18, 2024
    Vonona hiara-hiasa sy hitrandraka ny graphite molo eto Madagasikara ny Société financière internationale (SFI). Noho izany, maminavina hampiakatra ny famokarana 150 000 taonina isan-taona ny orinasa NextSource Materials amin’ny alalan’ny famatsiam-bola mitentina 162 tapitrisa dolara ataony raha manodidina ny 17 000 taonina isan-taona ny vokatra azony amin’ izao fotoana. Sampandraha­raha […]
  • Fanomezan-dra : nandray anjara ny Star
    Newsmada - 04:48 Jun 18, 2024
    Marihina isaky ny 14 jona ny Andro iraisam-pirenana ho an’ny mpanome ra. Toy ny fanaony isan-taona, nitondra ny anjara birikiny ny orinasa Star, ta­min’ny alalan’ny fanomezan’ny mpiasa ra an-tsitrapo. Teo ihany koa ny fizarana zava-pisotro mamy, ho an’ireo na­natontosa izany. Nisy ny fiaraha-miasa tamin’ny ”Centre regional de transfusion sanguine” eto […]
    Tags: Star
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:47 Jun 18, 2024
    Nijery ny asa fitsaboana tanterahin’ny dokotera ao amin’ilay sambo hopitaly Mercy Chips ao Toamasina, ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, niaraka tamin’ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, ny faran’ny herinandro teo. Iraka fahefatra ity tanterahina eto Madagasikara ity. Olona 6 400 no horaisina an-tanana ny fandidiana azy. Mamely ny gripa na amin’ny ankizy na […]
  • Amboaran-tononkalo: hamoaka boky i Dina Nivetsotiana TDE
    Newsmada - 04:47 Jun 17, 2024
    “Ianao ho’aho hafa mihitsy”. Boky amboaran-tononkalo faharoa nosoratan’i Dina Nivetsotiana TDE, taorian’ny “Dinam-peniko” (2023). Boky 50 pejy mahery. Ahitana tara-kevitra maro, toy ny fitiavana an’i Neny, fankaherezana, fivavahana, ary ny fiainana andavanandro amin’ny akapobeny. Tianaharimalala Dina Elinah, izay nohafohezina tamin’ny hoe TDE no tena anarana nomen’ny ray aman-dreniny azy. Amin’ […]
  • Fetin’ny mozika: homen-danja ny fahasamihafana sy ny kolontsaina
    Newsmada - 04:46 Jun 17, 2024
    Ankalazaina ny 21 sy 22 jona izao, eto Antananarivo, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny mozika. Hiavaka ny fankalazana amin’ity taona ity satria mandritra ny roa andro sy amin’ny toerana roa samy hafa no hanaovana izany. Hotanterahina etsy amin’ ny Alliance francaise d’Antananarivo (AFT) Andavamamba ny andro voalohan’ny hetsika. Hatao eny […]
  • Hafatry ny eveka : mba ho tombontsoan’ ny rehetra ny serasera
    Newsmada - 04:46 Jun 17, 2024
    Namoaka hafatra tamin’ny fanamarihana ny Andro maneran-tany faha-58 momba ny fifandraisan’ny mpiara-belona ny eo anivon’ny Fivondrona­mben’ny eveka (Fem). Na­maky ny hafatra tamin’izany ny filohan’ny vaomieran’ny fifandraisana, Mgr Rabema­hafaly Fulgence. “Tokony ham­piasaina ho amin’ny tombontsoan’ny fianakaviana sy ny rehetra ny fitaovan-tserasera”, hoy izy. Notanterahina tetsy Analakely, teo amin’ny fivarotam-boky Md Paoly, […]
  • Fanakaikezana vahoaka : nizara bokin-dalàna tany am-piangonana ny fitsarana
    Newsmada - 04:46 Jun 17, 2024
    Mitohy ny fampahafantarana ny lalàna tanterahin’ny minisiteran’ny Fitsarana. Tafiditra amin’ny fanatsarana ny fomba fiasa eo anivon’ny tontolon’ny fitsarana izany. Notanterahina, ny herinandro teo, tao amin’ny FJKM Ziona Vaovao Mahajanga, ny fanapariahana ny lalàna. Nitarika izany tany an-toerana sady niara-niombom-bavaka tamin’ireo kristianina ny minisitry ny Fitsarana, Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana. “Natao izao […]
  • Angovo azo havaozina: hamokatra herinaratra ny Marea
    Newsmada - 04:44 Jun 17, 2024
    Tafiditra ao anatin’ny politikam-panjakana ny fampiroboroboana ny tahan’ny famokarana sy fisitrahana herinaratra eto Madagasikara izay ho tonga hatrany amin’ny 800 MW ka avy amin’ny angovo azo havaozina ny 70% amin’izany. Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy teo, teny amin’ny «Birdy» Galaxy Andraharo, ireo mpisehatra matihanina sy mpamokatra angovo azo havaozina […]
  • “Star Tour” Antananarivo : mpanakanto maro no hanafana ny Coliseum
    Newsmada - 05:02 Jun 15, 2024
    Eny amin’ny Coliseum no hanatontosana ny “Star Tour” andiany faharoa amin’ity taona ity. Notsongaina manokana ireo mpanakanto hanafana izany. Mpanakanto heverina fa mamaly ny filan’ny mpankafy amin’izao fotoana. Ireo no notsongaina hanafana ny “Star Tour” eto Antananarivo, izay andiany faharoa amin’ny hetsika amin’ ity taona ity. Hotontosaina ny 21, 22 […]
  • Ankohonana malagasy : ikaky no loham-pianakaviana
    Newsmada - 05:01 Jun 15, 2024
    Rahampitso no voalaza fa hanamarihana ny « Fetin’ny ray ». Na nisy io na tsia, ho an’ny ankohonana malagasy, Ikaky no lohan’ny fianakaviana. Ineny kosa no tompon’ny tokantrano. Amin’ny maha lohany azy, mandalo eo anatrehany avokoa ny momba ny tokantranony. Na tsy miresaka mivantana amin’ireo menaky ny ainy aza izy, fantany amin’ny […]
  • Lavanila: nahazo tohana avy amin’ny Cnuced
    Newsmada - 05:01 Jun 15, 2024
    Tratra ny tanjona ho an’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra ary ny fanjifana (Mic) tamin’ny adisisika natao nandritra ny fankalazana ny faha-60 taonan’ny rafitry ny Firenena mikambana momba ny varotra sy ny fampandrosoana (Cnuced), tany Suisse. Nahazo tohana avy amin’ny sekretera jeneralin’ny Cnuced, Rebeca Grynspan, ny minisitera hananganana […]
    Tags: Cnuced
  • Fitaterana ana habakabaka : hatsaraina ny seranam-piaramanidin’Ivato
    Newsmada - 05:00 Jun 15, 2024
    Antoka handrindrana ny asa rehetra atao eny amin’ny seranam-piaramanidina sy hiadiana amin’ny fanondranana antsokosoko ary hiarovana ny kolikoly eny an-toerana ny fampiasana ny haitao ara-kajy mirindra. Maro ireo teboka hojerena hanatsarana ny fotodrafitrasa. Tonga teny amin’ny seranam-piaramadin’Ivato, ny alarobia teo, ireo mpisehatra rehetra amin’ny « Ges­tion coordonnée des frontières » nijery ny […]
    Tags: Ivato
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 05:00 Jun 15, 2024
    Naharitra 1 taona sy 8 volana ny fandaharanasa MTaPS izay iarahan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny USAID. Nifarana tamin’ny fomba ofisialy ny 13 jona 2024 teo izany. Nahomby ny vokatra ary hanome lanja kokoa ny tolotra ara-pahasalamana ho an’ny vahoaka. Nisy ny fanomezana fitaovana informatika ho an’ny minisitera, izay ny DPLMT […]
  • Hier raconté aujourd’hui
    Newsmada - 14:52 Jun 14, 2024
    Splendeur, notoriété, valeur, identité en hauteur le Rova d’Ambositra
  • JME sy JMDS : mandeha ny ady amin’ ny haintany any Atsimo
    Newsmada - 05:03 Jun 14, 2024
    Nosokafana, omaly, tany Toliara, ny Andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana (JME), sy ny Andro maneran-tany hiadiana amin’ny fiangazan’ny tany sy ny haintany (JMDS). Nitarika ny fotoana ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy (Medd), Max Andonirina Fontaine, niaraka tamin’ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny ary ireo mpisehatra amin’ny tontolo iainana […]
    Tags: JMDS

2565 items