Newsmada

Found 2565 news

  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 05:03 Jun 14, 2024
    Tafakatra 57 778 ireo mpizahatany tonga teto Madagasikara, tao anatin’ny efa-bolana voalohan’ny taona 2024. Niakatra maherin’ny 14,3% ity antontanisa ity raha oharina tamin’ny efa-bolana voalohan’ny taon-dasa, izay 50 447. Na izany, mbola ambany lavitra ny antontanisa voaangona tamin’ny taona 2019, izay nahatratra 65 070. Niato avokoa ny famatsian-drano tamina toerana […]
  • Tetikasa PICM : antontam-baovao ara-barotra
    Newsmada - 05:02 Jun 14, 2024
    Misy ny fitaovana niomerika antsoina hoe Varavarana misokatra ho an’ny antontam-baovao eto Madagasikara (PICM). Miahy azy ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra (Mic), miaraka amin’ny Komity na­sionaly manamora ny fifanakalozana ara-barotra (CNFE). Manohana ara-bola ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana (Bad), ao anatin’ny Tetikasa fanajariana ny rohy ara-barotra […]
  • Fihaonana an-tampon’ny Cnuced : laharam-pahamehana ny fampandrosoana
    Newsmada - 05:02 Jun 14, 2024
    Lohahevitra anisan’ny voa­resaka nandritra ny andro faharoan’ny fankalazana ny faha-60 taonan’ny rafitry ny Firenena mikambana momba ny Varotra sy ny fampandrosoana (Cnuced), oma­ly, tao amin’ny Palais des Nations ao Suisse, ny sehatry ny toekarena. Nitondrana fa­nazavana manokana ny poli­tika hampiroboroboana ny indostria ho antoky ny fifanakalozana ara-barotra mahomby. Eo ihany […]
    Tags: Cnuced
  • « Fête de la Musique» : hiavaka ny amin’ity taona ity
    Newsmada - 04:48 Jun 13, 2024
    Tanterahina ny 21 sy 22 jona 2024, eny amin’ny Alliance Fran­çaise d’Antananarivo (AFT) Andavamamba sy eny amin’ny kaominina Ivato Seranana, ny « Fête de la Musique 2024 ». Hetsika lehibe eo amin’ny tontolon’ny mozika izy ity, karakarain’ny avy eo anivon’ny Alliance Française, miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka aminy. Raha ho an’ny isan-taona , mozika maroloko […]
    Tags: Musique
  • Mpihiran’ny taona 1960 : nodimandry i Françoise Hardy
    Newsmada - 04:48 Jun 13, 2024
    « Tous les garçons et les filles », hira nanana ny lazany naneran-tany, nanomboka ny taona 1962. Nisongadina ny talentan’i Françoise Hardy, mpihira teratany frantsay… Omaly, fantatra fa nodimandry izy ! Araka ny vaovao nambaran’i Thomas Dutroncs, zanany lahy. Nodiman­dry ny alin’ny talata 11 jona 2024, teo amin’ny faha-80 taonany, i Françoise Hardy. […]
  • Orange Madagascar : hampiroborobo ny lafiny sosialy
    Newsmada - 04:47 Jun 13, 2024
    Vonona hatrany ny Orange Madagascar hampiroborobo ny takalo manaja ny fiarahamonina sy ny tontolo iainana (politique d’achat responsable) sy ny fandraisana andraikitra eo amin’ny lafiny sosialy (RSE) izay hiarahany amin’ireo mpiara-miombon’antoka sy mpandraharaha samihafa. Nanomboka omaly ny hetsika « Supplier Day » andiany voalohany izay natao tetsy amin’ny Orange Digital Center, gara […]
  • Mahajanga: Star engage des actions RSE pour les communautés
    Newsmada - 05:02 Jun 12, 2024
    L’équipe RSE de Star s’est rendue la semaine dernière à Mahajanga pour effectuer une donation en faveur de la santé maternelle et infantile, ainsi que pour promouvoir le projet environnemental Kopakelatra auprès de la population locale. Ainsi, renouvelant son partenariat avec le Centre hospitalier universitaire (CHU) Androva, Star a fourni […]
  • Tourisme à Ihorombe: les liaisons aériennes jouent un rôle crucial
    Newsmada - 05:01 Jun 12, 2024
    La nouvelle présidente de l’Office régional du tourisme d’Ihorombe (ORTI), Christoline Ramanantenaina, a fait savoir que des stratégies innovantes ont été élaborées pour stimuler le tourisme dans le Sud de Madagascar et plus précisement dans la région d’Ihorombe. Ces mesures interviennent après une période difficile marquée par la pandémie de […]
    Tags: Ihorombe
  • Production rizicole: un objectif de 5,6 millions de tonnes cette année
    Newsmada - 05:00 Jun 12, 2024
    Le ministère de l’Agriculture et de l’élevage (Minae), Suzelin Ratohiarijaona, a lancé un programme ambitieux de réhabilitation des infrastructures d’irrigation, visant à accroître la production rizicole dans le pays. L’objectif est de produire 5,6 millions de tonnes de riz cette année. Dans cette optique, plus de 100.000 hectares de périmètres […]
  • Fampandrosoana ny fizahantany: lesoka lehibe ny fitaterana ana habakabaka
    Newsmada - 04:52 Jun 12, 2024
    « Lesoka goavana amin’ny fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany ny fitaterana ana habakabaka », hoy ny filohan’ny filankevi-pitantanan’ny Conféderation du tourisme de Madagascar (CTM), sady filoha lefitry ny Groupement des entreprises de Madagascar (GEM), Razafimahefa Tojo Lytah, tao amin’ny RFI. Nam­barany fa lasa takalonaina ny sehatry ny fizahantany sy ny toekarena eto […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:51 Jun 12, 2024
    Hotazonina amin’ny vidiny ankehitriny ny vidin-tsolika hatramin’ny faran’ny taona na mitaky ny fampiharana ny vidiny tena izy aza ny mpamatsy vola. Tsy ho zakan’ny mpanjifa raha toa ka ampiharina izany vidiny tena izy izany. Noho izany, hisy ny politika hapetraky ny fanjakana hirosoana tsikelikely amin’ny fampiharana mba ho afaka hihatra […]
  • Office national pour l’environnement: plus de 1.000 permis délivrés en 26 ans
    Newsmada - 05:19 Jun 11, 2024
    Depuis 1998, l’Office national pour l’environnement (ONE) a délivré 1.089 permis environnementaux et certificats de conformités, dont 20% dans le secteur minier et 30% dans le secteur industriel, de source auprès du ministère de l’Environnement et du développement durable (Medd), lors du lancement officiel de l’atelier de révision du décret […]
    Tags: Office
  • Météo: des averses locales sur les Hautes terres
    Newsmada - 05:19 Jun 11, 2024
    Dans son bulletin de prévision hebdomadaire, la Météo annonce des pluies ou des averses locales orageuses sur les Hautes terres centrales, la côte orientale et sur la partie Sud de Madagascar jusqu’à jeudi. Elle note toutefois que cette situation va s’atténuer en fin de la semaine. Par conséquent, des vigilances […]
    Tags: Hautes
  • Africa Leadership Awards: mendrika amin’ny fahaiza-mitarika i S. Ogunsanya
    Newsmada - 04:45 Jun 11, 2024
    Nahavita be teo amin’ny fampiroboroboana ny fifandraisan-davitra aty Afrika i Segun Ogunsanya, tale jeneraly teo aloha, Airtel Africa. Voafidy ho mendrika indrindra amin’ny fahaiza-mitarika izy. Mikarakara ny African Business Leadership Awards (ABLA) 2024, ny gazety boky ara-toekarena Africa Leadership Awards (ALM) an’ny fikambanana African Leadership (ALO). Handray ny lokany izy […]
  • Madagascar Airlines: mitombo tsikelikely ny sidina anatiny
    Newsmada - 04:45 Jun 11, 2024
    Tafiditra ao anatin’ny drafi-panarenana, Phénix 2030, ny kaompania Madagascar Airlines ny fampitomboana ny sidina anatiny mba hamaliana ny filan’ny mpandeha amin’izao vanim-potoana fahatongavan’ny mpizahatany izao. Hiakatra 19 isan-kerinandro ny sidina ataon’ny kaompania manom­boka ny 14 jona. Hitombo 26 kosa izany ny volana jolay, hanatsarana hatrany ny tolotra ho an’ny mpanjifa. […]
  • Fampirantian’ny Foloalindahy : hampahafantarina ny vahoaka ireo hery fiarovana misy
    Newsmada - 04:44 Jun 11, 2024
    Anisan’ny andry iankinan’ny firenena ny Foloalindahy. Zava-dehibe ho an’ny vahoaka, araka izany, ny fahafantarana ny momba azy ireo. Tanterahina eny amin’ny Lapan’ny Tanàna Ana­lakely, nanomboka ny faran’ny herinandro teo hatramin’ny 25 jona 2024, ny fampirantiana anehoana ny maha izy ny hery fiarovana misy eto Madagasikara. « Ny firenena sy ny hery […]
  • Lycée Mantasoa : tohanan’ny Rotary RCA ny niomerika
    Newsmada - 04:57 Jun 10, 2024
    Tsy niasa nandritra ny 10 taona ny fampianarana informatika ao amin’ny Lycée Jean Laborde (LJL) sy ny Lycée teknika arakasa (LTP) Man­tasoa satria simba ny fitaovana. Nivaha ny olana satria nitondra fanampiana ho azy ireo ny fikambanana Rotary Club Antananarivo (RCA) Vovonana. Nohavaozina ny efitrano fianarana, ary miisa 10 ny […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:57 Jun 10, 2024
    Ho tapaka ny lalana RN2, Mandraka, ho an’ny fiara vaventy, eo amin’ny PK 67+642 sy ny PK 67+961. Ny talata 11 jona sy alarobia 12 jona, amin’ny 8 ora maraina hatramin’ny 3 ora tokandrano ny fahatapahana. Antony, ny fandrarahana godirao amin’ny fanarenana ny lalana. Afaka mandeha kosa ny fiara madinika […]

2565 items