Newsmada

Found 2565 news

  • Cnuced : manohana amin’ ny fampiasam-bola
    Newsmada - 04:57 Jun 10, 2024
    Feno 60 taona ny Fivoriamben’ny Firenena mikambana momba ny Varotra sy ny fampandrosoana (Cnuced). Hatao any Geneve Soisa ny fankalazana, ny 12-14 jona ho avy izao. Miisa enina ny filoham- panjakana hanatrika izany, ka anisan’ny nasaina ny filoha Rajoelina Andry mivady. Miisa 28 ny minisitra miaraka amin’izy ireo, ka anatin’izany […]
    Tags: Cnuced
  • Trafika tany Thaïlande : ampodiana ireo gidro sy sokatra
    Newsmada - 04:56 Jun 10, 2024
    Nilamina ny resaka ! Averina aty Madagasikara ireo sokatra 1076 sy varika 48 naondrana antsokosoko tany Thaïlande. Nankany an-toerana nandamina izany ny minisitra Max Andonirina Fontaine. Tsy mitsaha-mitombo ny trafikana bibidia eto an-toerana sy iraisam-pirenena. Koa, ataon’ny governemanta malagasy ny ady amin’ny fanondranana tsy ara-dalàna. Nisy ny fifanarahana na­taon’ny minisitra […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:55 Jun 10, 2024
    Métamorphose, io no anaran’ny tetikasa vaovao izay miompana amin’ny fampiroboroboana ny famoronana maharitra sy manaja tontolo iainana eo amin’ny tontolon’ny lamaody. Tetikasa izay hotantanin’ireo maintimolaly fito mianadahy nandray anjara tamin’ny “International Visitor Leadership Program (IVLP) 2020”. Fanentanana ny mpiasan’ny fahasalamana sy ireo olon-tsotra hanome ra maimaimpoana no hanamarihin’ny Hopitalin’i Fianarantsoa ny […]
  • Rugby – “XXL Top 12” : Adin’ny boaty sy kartie ny an’ny TFA sy ny Uscar
    Newsmada - 05:01 Jun 08, 2024
    Hitohy rahampitso, etsy amin’ny kianja Makis Ando­hatapenaka, ny andro fahatelo hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, “XXL Top 12”. Telo ny lalao voalahatra amin’izany ka anisany hahasarika ny sain’ny mpanaraka ity fifaninanana ity ny fifandonan’ny TFA Anatiha­zo sy ny Uscar. Adin’ny boaty sy ny kartie ny fihaonana ka samy […]
  • Karate – Afrika Atsinanana: hotanterahina anio ny famaranana
    Newsmada - 05:00 Jun 08, 2024
    Hatao anio, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Maha­masina, ny lalao famaranan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika Atsinanana, taranja Karate, sokajy Cadet, Junior, Senior. Tsara ny mampahatsiahy fa miisa 39 mianadahy ireo solontena malagasy miatrika ity fifanintsanana ity. Ankoatra an’i Madagasikara, mpampiantrano, hifanintsana amin’ity ihany koa i Djibouti sy i Maurice ary […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:58 Jun 08, 2024
    Hotanterahina rahampitso, etsy amin’ny kianja Elgeco Plus Stadium, ny famaranana hiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga «Ligue 1», taranja baolina kitra. Hifanandrina amin’izany ny Toulon Academie sy ny AS Ste Anne Bongatsara. Hisolo tena an’Analamanga eo amin’ny fifaninanam-pirenena 2025 ireto ekipa roa ireto. Misaona ny tontolon’ny baolina lavalava eto Mada­gasikara sy […]
  • Nandresy 2 no ho 1: laharana voalohany ny Barea!
    Newsmada - 04:57 Jun 08, 2024
    Mitazona ny laharana voalohany ao amin’ny “Vondrona I” ny Barean’i Madagasikara. Resiny tamin’ny isa 2 no ho 1 ny ekipam-pirenena kaomorianina, omaly, tany Johannesburg. Mitohy ny fahombiazana! Nahazo isa telo fa­nampiny indray ny ekipam-pirenena Barea, omaly, tao amin’ny kianjan’ny FNB Stadium Johannesburg Afrika Atsimo. Nandresy an’i Como­res tamin’ny isa 2 […]
  • Tantara amin’ny radio: mila mitandrina ny mpanoratra
    Newsmada - 04:55 Jun 08, 2024
    Miverina liana amin’ny tantara fihaino amin’ny radio indray ny Malagasy. Saika mandefa izany rahateo ny ankamaroan’ny radio eto an-toerana. Mahaliana, saingy, mila fitandremana fatratra ny mpanoratra sy ny mpanatontosa. Ilay vontoatin’ny tantara, mitady hivaona. Mpanoratra tsy mahafehy na tsy mahafantatra momba ny fomban-drazana, ohatra, kanefa manasongadina ao anatin’ny sanganasany fa […]
  • Identite, Purete, Elegance, Qu’est la soie
    Newsmada - 15:00 Jun 07, 2024
    Elle marque l’appartenance, elle se dévoile, elle nous attend à Soatanana
  • Fanafody Aflasafe: fanefitra amin’ny aretin’ny voamaina
    Newsmada - 04:52 Jun 07, 2024
    Fahita amin’ny voamaina, toy ny katsaka, ny voanjo, na voamaina hafa, ny endrika bobongolo. Araka ny fanadihadiana nataon’ny teknisiana, aretina miendrika holatra, antsoina hoe «aflatoxine» ireny hita ireny. Hita ny vahaolana hiadiana aminy, ny fanafody «Aflasafe». Manoloana izany, nisy ny atrikasa hitadiavana ny vahaolana hiadiana amin’ity valanaretina ity. Tanteraka izany, […]
  • Karate – Afrika Atsinanana: nankasitraka ny fandraisan’ny Malagasy i Djibouti
    Newsmada - 04:51 Jun 07, 2024
    Tsy mitsanga-menatra i Madagasikara amin’ny fandraisana ny fifaninanana afrikanina eo amin’ny taranja karate. Nankasitraka ny lamina i Djiboutie. Nanolotra teny fisaorana sy fankasitrahana ny Federasiona malagasin’ny taranja karate (FKM), ny lehiben’ny karaten’i Djibouti (FKDji), Abdoulkader Bourhan Kanano, omaly, teny Antani­narenina. « Ankoatra ny ady medaly, zava-dehibe aminay ny mandray anjara amin’ny fifaninanana […]
    Tags: Djibouti
  • Faritra Sava : manomboka anio ny JIR faha-9
    Newsmada - 04:51 Jun 07, 2024
    Tontosaina ao amin’ny faritra Sava, manomboka androany ka hatramin’ny alahady izao, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny faritra (Journée internationale des Régions) andiany fahasivy. Hetsika ara-toekarena entina hampiroboroboana ny tontolon’ny fandraharahana, ny famokarana ary ny fihariana any amin’ny faritra. Lohahe­vitry ny fankalazana amin’ity ny hoe « Faritra Sava, manana otrikarena manan-danja: […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:50 Jun 07, 2024
    Miisa dimy ireo orinasa ODOF mampiranty ny vokany eny amin’ny Canal Olympia Andohata­penaka, mandritra ny hetsika Salon international des acteurs économiques (SIAE) andiany fahatelo. Ao anatin’izany ny orinasa Ampalia izay manodina ny paoma avy any Antsirabe ho lasa Cidre. Eo ihany koa ny huilerie d’Anjozorobe mamokatra menaka avy amin’ny voanjo […]
  • Fifaninanana Afrika Atsinanana : andrasana ny fahatongavan’ny filoha lefitry ny WKF
    Newsmada - 04:55 Jun 06, 2024
    Ho avy eto Madagasikara, anio, ireo tomponandraikitra ambony iraisam-pirenena amin’ny taranja Karate. Ani­san’izany ny filoha lefitry ny Federasiona iraisam-pirenena (WKF), i Bechir Cherif. Hiara-dalana aminy i Souleymane Gaye, lehiben’ny fikambanan’ny Federasiona aty Afrika (UFAK). Manatevina ny delegasiona koa i Zetouni, filohan’ny kaomisiona mpitsara ao amin’ny WKF. Ankoatra izay, efa tonga […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:55 Jun 06, 2024
    Hitohy etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny andro faharoa, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, sokajy vehivavy. Fihaonanana hotanterahina ny alahady ho avy izao. Hifandona eo amin’ny D1, ny FTFA Antohomadinika sy ny 3FB. Hanokatra ny fihaonana ny an’ny D2, hifanandrinan’ny SCB Besarety 2 sy ny FTVL Lalamaty. Tsy […]
  • Lomano, tatsy Maorisy : nahazo medaly volamena i Holy
    Newsmada - 04:54 Jun 06, 2024
    Notanterahina tatsy Maurice, ny faran’ny herinandro lasa teo, ny fiadiana ny ho tompondaka amin’ny taranja lomano fanao amin’ny andro ririnina. Nandray anjara tamin’izany ny Malagasy, tamin’ny alalan-dRabejaona Holy Antsa. Nison­gadina ny zava-bitany satria nandrombaka medaly volamena telo, tamin’ireo fihaonana natrehiny izy. Anisan’izany ny teo amin’ny 100 m lomano tsotra, tontosany […]
  • “Pureplay football league” (PFL) : hatao ny 13 sy 16 jona ny manasa-dalana
    Newsmada - 04:54 Jun 06, 2024
    Haroso ny lalao manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra (Pureplay football league 2024). Ekipa efatra no hiady lohany amin’izany. Nambaran-dRakotoa­rimanana Henintsoa (Tôta), filohan’ny Club de football Elite de Mada­gascar (CFEM) fa tsy maintsy haroso ny fanatanterahana ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Madaga­sikara, “Pureplay football league (PFL […]
    Tags: Pureplay
  • « Semaine de la BD » : mandray anjara ny «Pejy maizina» an’i Riri
    Newsmada - 04:47 Jun 05, 2024
    Tanterahina eny amin’ny Alliance Française d’Anta­nanarivo (AFT) Andavamamba, nanomboka omaly hatramin’ny 8 jona 2024, ny fampirantiana iarahana amin’i Riri, Mala­gasy mpanao tantara an-tsary. « Pejy maizina », io no lohatenin’ny tantara an-tsary miranty eny amin’ny AFT Anda­vamamba. Tsiahivina fa tafiditra ao anatin’ny hetsika “Semaine de la Bande Dessinée” ity fampirantian’i Riri ity. […]

2565 items